ECOUTER Rajoelina sur RFI 04 fev 2010
1. vatofototra
(
05/02/2010 10:24)
ECOUTER Rajoelina sur RFI 04 fev 2010
-Andry Rajoelina, le président de la HAT sur la situation politique interne
Invité de Olivier Rogez RFI 04 février 2010
- Participer au Débat National
http://www.vatofototra.com/topic1/index.html

répondu par fijo le 05/02/2010 20:45
2. esserra
(
05/02/2010 15:15)
Misaotra e, io no ilay nolazaiko fa tsy tafa teto tato ato,
Zavatra marihiko fotsiny tao dia ny valifaty no fomba entin'i Rajoelina mitantana firenena, tena marary fo be ranamanat@ iny voatsipaka tany @ ONU iny dia avy eo indray vao kitorotoro tany Danemark ary voamarina tany fa mpanonjam-panjakana ihany koa hany ka tsisy olona te hifanerasera aminy iray izay aloha,
faharoa manarak'izay ny tsy fitiavany ny SADC satria hoy izy manohana an'i Ravalomanana,zavatra tsotra anefa naninona raha tsy nanao sonia ary ???
,ary raha tohanan'i Frantsay ve i Rajoelina nanakana ny mouvances sasany tsy hanao sonia ve izany
Fahatelo sady farany,tsy manipaka tanteraka ny Maputo 1 sy Addis Abeba ka nahoana no tsy misy na iray aza ny zavatra nosiniavina ary no tsy natao, eny fa na i Pm Mangalaza izay neken'ny rehetra aza hoy ihany izy dia tsy afaka ny hiara-miasa aminay
Fehiny ;Tsy misy fahamatorana ara-politika ity zalahy ity ry havana, ngeza loatra aminao ilay satroka dadafara a

3. milamm
(
05/02/2010 16:56)
vatofototra >m\'sotra @ le hira e,
essera > tsy mety mahita fahombiazana ty fitondrana ty na ara-politika na diplomasia,ekonomia ,sosialy sy reo lafy maro samihafa indrindra reo ra marobe nalatsaky ny hat,mitaky saina mahay mitsinjo,miahy,mitarika ary mamaha olana izany andraikitra izany
tsy matotra ozy ny akama,ekena ozy rehetra.kalitao tsy ananany ireo efa mihamafy ny pressure frantsay hividianana ireo fifidianana,lalam-pifidianana,fitsapankevibahoaka ho avy reo tafalatsaka lalina ao anaty hitsoka lavanify satria be loatra reo fantany @ mode operandi militaire frantsay ny 17 marsa,izy no vavolombelona lehibe afaka miampanga mivantana ny frantsay @ raharaha 2009 zao,ary ilainy Malagasy atolotra ny fitsarana sahaza azy aorina tandindomin-doza ny ainy nefa mbola ilainy frantsay ikarakara ireo fifidianana amboarina ireo mandrapahita ilay asolo azy(alternative choice).sao misy diso hevitra ato oe miadana b lavanify zao @ reny vola mihoson-dra sy fivarotana ny firenena tsia,tsy maintsy ho avy ny ampamoaka rehetra ireny afera 2009 reny,tena mandry andriran\'antsy izy satria na reo manodidina azy de mamba sosy dolidoly ka ra misy manindry karama ambonimbony tampoka any ambadika de ny ainy lavanify zay no manefa,tonga @ zv notedaviany izy zao ka aleo iaraha-mahita eo e

5. Toumba
(
05/02/2010 17:35)
mbola be vava be ihany ry camille vital hoe hoe aleo ho avy ny miaramilan'ny SADC nefa lery no hitsoaka voalohany raha vao raikitra ny siosio,i lavanify moa dia ny hitetika hiafina ao @ ambasady de france indray angamba, :evil: :evil: :evil:
tsy maintsy hisy foana ny farany e
tsy maintsy hisy foana ny farany e
6. xxx3
(
05/02/2010 18:42)
tsy matahotra izay sanction any koa ry lerony ,marina ny azy ,f'angaha moa izy tsy manana toy ireo vahoaka madinika ka hatahotra izay saction any
7. terrywui
(
05/02/2010 19:13)
sssssh ny an'i VATOFOTSY resa- potsy fotsiny ka tsy misy mijery ze video nalah zany tsony eo e! zavatra alailainlery fahatany ao amin'ny TV plus etsy de alefalefa eto mankarary andoha be eto fotsiny !! ssssshhhhh RESA-POTSY hin hin hin hin hhon hon hon :-D :-D :-D :-D