nalohan'ny vahoaka
1. papala
(
03/02/2010 13:08)
deDaka Ery radomelina tao @ LCI ""fa efa nalohan'ny vahoaka daholo ireo mpitondra taloha ireo"' , FA I ANDRY RAJOELINA KOSA ATSY AORIANA KELY ATSY DIA HO AVOAKAN'NY MALAGASY ANY AMPITOMBENANY"'.
tena tsy misaina ary tsy ampy fisaianan mihintsy zany radomelina zany, lazainy fa aleo ny MALAGASY IHANY NO AMAHA OLONA, nefa any @ LAHIANTITRA FRANTSAY NO MITADY VONJY! miseho tsy tia gasy antitra oh ny tenany tenaNY tsy manjary mihintsy :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: DEVOLY.

novalian'i pikatti ny 07/02/2010 23:53
3. bazylou
(
03/02/2010 18:55)
tsssle aza , aza be safara eto ry andevon'i le8 isany a, avoahy ny any aminareo raha misy mahazera an'io eoe, eo no mitango lalitra fotsiny eo, beuurrk vive tgv :-D :-D :-D
5. pikatti
(
04/02/2010 15:31)
Ny tgv aza leisy ty mrbeuurkkk mitango haofotsy any parisy any klé :-D :-D
6. bazylou
(
06/02/2010 18:19)
rehefa samy vendrana ihnay ve tsy aleo misaosy aty panama to aizay hirepla ao amin'ny pma mandrakizay ao le aza :-D :{ :{