AIZA IHANY NY TIM GTT BE TAIMBAVA E

1. vatokilonjy ( 01/02/2010 21:53)
ela loatra ry zalahy ny tolona marary kibo kely eo anosy an,300 ve sisa lesy no isany mpitolona,firena milamina jiaby ny malagasy
gouvernement efa miasa mafy mihitsy hanasondrotana ny karaman'ny mpiasa ,izao efa manomboka ny misy ny fandrosoana ,omena tany ireo olona tsy manana nefa t@ androny dadany sasany mangalatra sy maka an keriny fotsiny
hon hon hon hon her her her
novalian'i pikatti ny 02/02/2010 17:01
2. pikatti ( 01/02/2010 22:51)
Ary elah zany mbola variana manisa klé, ny olona ato efa mianatra misidina mamely zavaty an'i radomelina, raping aza ty efa nanao filazana koa hoe tena tsy nahavoa ny bilan dry rameva khadafi
Tsy efa vona ve leity lisany zay hoe ho voadaka :-D :-D
3. fijo ( 01/02/2010 23:35)
lasa i khadafi de rava i andry.
4. pikatti ( 01/02/2010 23:39)
Nitetika ny mbola hijanona teo iray taona, efa nividy fitaovam-piadina mitentina 3md $ fa zay no aminy hamatsiana izao mpanonga rehetra izao :-D :-D mandry ampiadanana e,
5. AndriambyII ( 02/02/2010 07:24)
Khadafi le rapace du magrheb a 25 milliards de $ dans des banques aux paradis fiscaux dont les taux avoisinent le 0% PHT annuellement.
Il a fait beneficier la Lybie des DTS en provenace de la BAD 10 fois plus que les autres pays du continent pendant son passage a la Presidence de L'UA , et de WB un financement parallelle estimant a 200 millions de $ par trimestre pour maintenir une pression financiere sur les ressources petroliferes et gazieres africaines .D'ou les pots de vin à l' endroit de certains presidents corrompus tels que Didier Ratsiraka ,Robert Mugabe , Omar bongo , Pascal lissouba , Konan bedie ,Oubassanjo olisegu , ....
6. pikatti ( 02/02/2010 12:59)
Mitohy izany ny maha mpanjaka ny mpanjaka an'i Khadafi aty Afrika , ka nazava fa ny Sud Af sy ny Rwuanda no tena nanosika an'io Malawite io , izany hoe ny Anglophone zany no nahery teo,de mitohy ny izany ny SADC vs France A Fric
7. terrywui ( 02/02/2010 15:58)
tena efa midelira trop rapika sannn'a ! milamina iany elah ato ry bainnnn fa raha vao misokatra eo io andro amin été de mety hivika amzay fa ny tena milay de andao elah rapika entina miala voly kely any amwin agogo hoa hanalanlah an'io stress be anlah io SADC vs france hono hin hin hin hin hin hin hin.....!! na mihinana alou calmant fa tsara amlah ireny hon hon hon hon hon na mihinana sipozitoara her her her her
8. pikatti ( 02/02/2010 16:05)
Elah aza nikôzin-drazoama fa saika tsy tratra-drano hono ,fa hoe nikidôna metro tery Barbès nitsôka nanao mpangaropaosy fa tsy tafa :lol:
Ahoana tokoa leisy zany :idea: ny tel n'elah koa anie tsy misokatra e, fa ahoana ihany leity a, inona ny tena marina aloha e, fa hopitaly taiza no nisy anelah zany e 8O 8O
9. terrywui ( 02/02/2010 16:19)
hopitaly inooo ee! tel inonn e!! letieee rabatista nikozy tamiko adiny firy lesy hatramin'iny herinandro ka tsy misokatra ahoana ary le ! elah ary ni bipeko kou fa ngamba laozanlah mamonjy fivorin'ny GTT tao trocadero ndray zay de tsy namaly !!! alefako mms any amlery any ny sarinlah zao ! hin hin hin hon hon hon
10. pikatti ( 02/02/2010 16:24)
K arazoama miresaka norma any alh any fa avy eo avadiklery le kôzy , efa nataoko tél conférence ny phone-ko @ zay lisany afaka mifamaly direct fa tsy manao resak'etotra lava eto
11. terrywui ( 02/02/2010 16:36)
aona le sarinlah alou e! angatahina alalana avy amlah alou ka raha ozy elah oe alefaso de alefako gladiny be eto le izy ! ka aoana hihinana elah sa hiandry laoka fa efa tsindrindaona be ah kléééé hin hin hin hin :-D :-D :-D :-D alefako ve ?? valio haingana elah fa ahita zavatra eto am serasera eto anio hon hon hon hon :-D :-D :-D :-D
12. pikatti ( 02/02/2010 17:01)
Tairo leisy zé adin'elah eo fa aza be sermona eo a!!! refa tsy mahatanty elah de mibontsina :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0379