Mazava no sady maha velom-bolo

1. Annie2006 ( 02/02/2010 10:23)
Ho an'ny Firenena Malagasy mibanjina ny hoaviny, vonona hiatrika ny fanatontoloana, ary hiady @ fahantrana:

http://www.madagasikara-soa.com/index.php/Chroniques-politiques/MDM-Discours-de-cloture-de-Pierrot-RAJAONARIVELO.html

novalian'i pikatti ny 04/02/2010 22:56
2. remahity ( 02/02/2010 12:46)
ce mec est gentil, mais c'est tout.

nahoda legnalegna,

il est mou, il ne fera pas long feu.

en 2002, nana ty chance ie, nengane rizikin'ine, zero maintenant

mba hafa vasa, mais ce garçon, c'est nada
3. pikatti ( 02/02/2010 13:04)
Bandy manao tain'akoho malemy io fa mantsina be :roll: k$ofy efa zatra mpilaiso sy mpanao razzia tao @ port Toamasina , tsssss, be fikafika de refa miala any ny fisavana de doran-dry zalahy daholo ny ttsy misy an'ireo olona mpiasa fantômes
4. Annie2006 ( 02/02/2010 13:16)
Azo atao ny tsikera rehetra satria tsy dia ampiova zavatra maro be.
8 taona teo Ra8 nanao izay noheveriny fa mety kanefa tsy nisy nosinganina ny zavatra nasehony ka niafara t@ fanidiana ny habakabaky Madagasikara izany. Henatra hoan'ny Firenena aminay izany. Tsy hidirako lalina izany fa mandany fotoana tsy amin'ny antony.

Ny zava-misy aloha izao dia tsotra: zon'ny mpanao politika ny miomana amin'ny fifidianana. Zon'ny olon-tsotra PRJ ny manao ny adidiny. Zon'ny sasany mitsikera sy manatsatso ary maneho ny heviny (na marina io na diso). Adidinay sy isika ny mitandro ny fametrahana ny mangaraharaha sy ny fahadiovan'ny fifidianana. Ny vahoaka ihany no hitsara @ farany.

Ny vatonay dia efa mazava be.

5. pikatti ( 02/02/2010 13:26)
Ny vatonay dia efa mazava be.
Tantine nanie a, tsy mazava loatra aloha ny fahitako azy , satria manao propangady fotsiny toi fa tsy misy hevitrao akory ny loha-hevitra sasany:idea: Marina fa adidin'ny t11 ny mametraka ny kandidany ho fidiana fa ilaina koa ny manazava ny zava-misy mba halalan'y olona ny hevitrareo (tsy voatery hanokatran'io Soa ho an'i M/car io foana mantsy ny olona) :idea:
6. tontonsola ( 02/02/2010 14:56)
Adidinay sy isika ny mitandro ny fametrahana ny mangaraharaha sy ny fahadiovan'ny fifidianana. Ny vahoaka ihany no hitsara @ farany.

Misaotra anao Annie2006 :-* :*
7. remahity ( 02/02/2010 15:25)
salut ra-pikatti , mankalaza leheroa, teo avao zahay fa tsy nivola koahe.
Tantine nanie a, tsy mazava loatra aloha ny fahitako azy , satria manao propangady fotsiny toi fa tsy misy hevitrao akory ny loha-hevitra sasany

marina loatra ty voalazanao razoky pikatti, t'es un pro,
maintenant soyons clair:
annie:
8 taona teo Ra8 nanao izay noheveriny fa mety kanefa tsy nisy nosinganina ny zavatra nasehony ka niafara t@ fanidiana ny habakabaky Madagasikara izany

on ne parle pas de ravalo, on parle de ton petit rigolo de tontonsola
annie:
Adidinay sy isika ny mitandro ny fametrahana ny mangaraharaha sy ny fahadiovan'ny fifidianana. Ny vahoaka ihany no hitsara @ farany.

ny vahoaka tokoa no hitsara, je suis d'accord avec toi,

Maintenant, si tu essayes de nous vendre ce petit rigolo pierrot ici sur le forum, il sera jugé au règle du forum, critiqué ou adoubé, c'est selon l'opinion, en attendant le fifidianana fitsarambahoaka

annie:
Ny vatonay dia efa mazava be.

jusqu'à maintenant aloha dia ny solany ihany no mazava,

ny à part n'izay resabe sy kokohake avao
mavandivandy avao, dehors HAT et consorts
8. terrywui ( 02/02/2010 16:08)
hoy Annie 2006

Azo atao ny tsikera rehetra satria tsy dia ampiova zavatra maro be.
8 taona teo Ra8 nanao izay noheveriny fa mety kanefa tsy nisy nosinganina ny zavatra nasehony ka niafara t@ fanidiana ny habakabaky Madagasikara izany. Henatra hoan'ny Firenena aminay izany. Tsy hidirako lalina izany fa mandany fotoana tsy amin'ny antony.

Ny zava-misy aloha izao dia tsotra: zon'ny mpanao politika ny miomana amin'ny fifidianana. Zon'ny olon-tsotra PRJ ny manao ny adidiny. Zon'ny sasany mitsikera sy manatsatso ary maneho ny heviny (na marina io na diso). Adidinay sy isika ny mitandro ny fametrahana ny mangaraharaha sy ny fahadiovan'ny fifidianana. Ny vahoaka ihany no hitsara @ farany.

Ny vatonay dia efa mazava be.


merci Annie2006 :* :* :* :-* :-* :-* ary ndry ry Annie mba ùidira matetika eto fa sarotra be le manazava resaka aminireto oul ato reto fa raha resaka tokony ho azon'olona normal 2mn an !! adiny 3 sy sasany hazavaina miadana tsara vao azokazondry lerony veroka !! hin hin hin hin hin hin

annie :* :* :* :-*
9. pikatti ( 02/02/2010 16:11)
ary ndry ry Annie mba ùidira matetika eto fa sarotra be le manazava resaka aminireto oul ato reto

Ny adalan'elah ihany no tsy hidirany eto , fa aza miala zigla eo elah e :-D :-D , io ary elah efa hazavain'ny vatofototra an-tsary mbola tsy miditra ny lohan'elah ihany :-D :-D
10. terrywui ( 02/02/2010 16:26)
kiiii ! sary fopla ataotaon'i vatofotsy montage-video ao atranony ao anie lety ireo hivarotany anlaisany mpiondana ato reo e!! mitady vidaka bobaka lery de ampiadimpiadiny atambatrany amin'ny video shop letsy ny sary a! de reny anesonany anlah eto reny !!! laisany no laisoa mora rebirebena eto ! za ndray ra-vatofotsy tsy manaiky ho tsindrianao amzany fopla fopla zany a!
11. pikatti ( 02/02/2010 16:29)
Tsy matin'elah lolo mantsy ireny porofo mitohaka an-r=tendan'ny HAT ireny an!!! zao elah tsy mahavita manao tsaho ntsony fa io no tena zava-nisy tsss, maty aho rabetsaho :-D :-D
12. terrywui ( 02/02/2010 16:33)
vatoftsy ve nomba andry hiankinanlh rapika ??? very elah le..! eny fa sary amboarimboarindravato io de mahagaga anlah fa ity sary réel hipoitra tsy ho ela eto ty tsy ahagaga anlah tsony ! fa aoka alou hantsoina i IFIONA sy MIRANA sy NOUE sy YUKA sy PAPOOSE sy ANNIE sy NANCY hijery ny hagegenlah eto !! hin hin hon hon hon :-D :-D :-D :-D :-D
13. pikatti ( 02/02/2010 16:52)
Manaova lesy elah raha manana a!! tsy eo elah no be menomenona eo
14. terrywui ( 02/02/2010 16:58)
Manaova lesy elah raha manana a!! tsy eo elah no be menomenona eo
handainga ?? hamahandalitra vahoaka sy hamitaka oul eto ve ??? manaova elah raha hanao fa za tsy hiombokeloka amlah eto zany ah
15. pikatti ( 02/02/2010 17:07)
K'inona ary no mampalahelo ,alefaso ny anelah zany tena marina zany hoe jerena
16. AndriambyII ( 02/02/2010 20:20)
Misy ny olona tsy mijoloka lamba tonta fa fadin-drazany izany , koa aza fady mbola ho avy ny sasany. 8O 8O
17. radomelina ( 02/02/2010 21:13)
hoy lay hira zay hoe tonto sola,tonto sola tonton sola manambola a :-D
18. fijo ( 02/02/2010 22:01)
matinareo indray nany le
19. pikatti ( 02/02/2010 23:01)
Ty leisy le tonton sôla radomelina
http://www.youtube.com/watch?v=tRr7ncS2yRE
20. bazylou ( 03/02/2010 18:56)
beurrrrk , izahay tsy miarak aamin'i pierrot solapaika :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0576