Diso ve za!!!
1. xxx
(
01/02/2010 15:40)
Bjr daholo!
Manana olana manenjika ny eritreritro andro aman\'alina aho ka mba tiako ny hahalala ny hevitrareo fa tsy fantatro intsony ny tokony ataoko! (l)
Niaraka tami-na lhl izay izany za, efa mpinamana hatry ny fony mbola ado izahay, ary rehefa hiala tany amin\'ilay toerana nisy anay \"izahay\" (sy ny ray aman-dreniko) vao nanoratra ttasy ho ahy izy milaza fa tia ahy, za koa efa tia azy fa dia tsy raikitra fa tsy maintsy niala tao amin\'ilay tanàna izahay).
Taty aoriana dia sendra tafaresaka izahay, efa samy nanao ny fiainany tsirairay avy talohan\'io, ka nifampanontany vaovao, dia nilaza izy fa nisaraka tamin\'ny renin-janany, za koa vao avy nisaraka tamin\'ny rain-janako (samy tsy nisy nifanambady na izy na za).
Dia teo dia namerina nanao ny déclaration d\'amour-ny indray izy ka dia raikitra ny anay.
tena nifankatia be tsy nisy ohatr\'izany izahay rehefa niaraka, marihako fa mbola resaka virtuel daholo ny relation-nay , izy mbola any M/car, za aty ivelany. Izy moa manan-janaka vavy kely 3ans, ny ahy vavy 7ans.
Dia nitohy ny famborahana fitiavana, ny fanomezana vaovao etc...
Izy moa nitaraina tamiko fa tia vola be ilay renin-janany ka raha vao any aminy ilay zananky ry zareo dia ataon\'ilay reniny fitaovana hangalana volabe, dia nalainy ilay zaza(antsokosoko).
nandeha ny fotoana, niandry za na mba sms kely na hoe mail kely, fa tsy nisy intsony nandritry ny 20andro teo ho eo. Namela hafatra any ami\'ny boîte vocale-ny za milaza taminy fa mihintsana be ny voloko, fa mieritreritra mafy azy, fa maninona izy no tsy manome vaovao ahy? tsy nisy valiny anefa, nanandrana nandefa mail aho, jereko toa vakiany fotsiny (satria nifampanome : mot de passe izahay sy izy); tsy nisy valiany anefa mails 3 be izao.
Dia efa nanary toko aho, tampoka sendra tafaresaka tamiko tany amin\'ny site hafa ny zandriny lahy, dia nararaotiko nanontaniana vaovao, dia hoy izy hoe, manana olana izy mbomba ny garde-ny zanany, fa mifampitory any amin\'ny tribunal izy sy lay renin-janany, dia niangaviako izy anefa hiteny taminy fa malahelo mafy azy za, ary mandraiky maharary, tsy mba omeny vaovao, efa ho 1mois, quand méme!!!
tafitan\'ilay zandriny ny hafatra, fa, efa ho 2 semaines taty aoriana vao niantso kely ahy ilay sipako, faly be aho tamin\'izay, ka adinoko daholo ny hatezerako sy ny alaheloko taminy rehetra.
Marihako fa talohan\'izahay nifankatia dia nisy lhl izay namboraka fitia tamiko efa ho nandritry ny herintaona fa tsy dia noraharahiako. Dia tsy nitsahatra namboraka fitia tamiko foana o lhl io na izany aza, ka rehefa tsy nahazo vaovao avy amin\'ilay olon-tiako aho dia lasa namalimaly tsy sazoka ilay iray.
Efa niverina nifampiresaka tsara ary izahay sy ilay olon-tiako, zaho ko anefa toa lasa niha-raiki-pitia tamin\'ilay iray, izay nilaza tamiko fa tiany loatra hono aho ka te hiaraka amiko ho Doria izy!!
nanohana be ahy io teny io ka dia vao mainka lasa latsa-paka be ny fitiavako ilay olona.
Amin\'izao fotoana izao aho, dia lasa niverina tezitra sady mbola manana rancunes be amin\'ilay olon-tiko namako taloha, ka lasa tsy te hiaraka aminy intsony, ny anay sy ilay iray vaovao koa niha-mafy be ny fatotra,lol!
Ka manenjika ahy ny eritreritro satria tapaka ny hevitro fa tsy hiaraka amin\'ilay namako taloha intsony indray aho (fa efa niresaka hoe hanafatra azy sy ny zanany aty ivelany aho ary hivady ihany koa izahay), satria lasan\'ilay iray faharoa tanteraka ny foko.
Aminareo: mitombona ve ny accusation-ko oe, na dia nisy olana aza teo amin\'ilay namako taloha sy ny renin-janany (hay adinoko anareo ny nilaza fa hoe nony nahazo ny garde-n\'ilay zaza hono izy dia etsy andaniny manarama mpitsikilo ilay Vhv renin-janany sao dia oentiny mitsoaka aty ivelany ilay zaza (araka ny filazany tamiko momba ny silence-ny!!)... taty aoriana anefa dia niova indray fa hoe ilay renin-jaza mihintsy no niteny hoe: oento izy fa na za koa aza mba nikasa ny ho any ivelany any e!!)
ka dia izay ny ohatry ny manahirana ny saiko satria tsy dia fombako loatra ny mametrapetraka lhl, sy mamadika ka na dia nisy aza ny faute nataon\'ilay namako taloha lasa olontiko dia tsy mety adinoko fa naharary ahy loatra, etsy an-daniny malahelo mafy azy aho satria tsy hanafatra azy mianaka indray aho, izy ireo anefa efa nanantena ny handeha hankaty.
Efa fantam-pantany fa tsy tia azy intsony aho, satria rehefa miantso izy dia zara fa mamaly azy aho sady tsy sahy mamaly azy rehefa miteny hoe \"je t\'aime\" ahy izy! Ary tsy niantso azy intsony koa aho, satria tiako hanadino ny fitiavako izy, ny fifandraisanay (amitiés) anefa etsy andaniny, tsy tiako ho very. Ampio aho ry naman isany fa mila tsy hatory mihintsy amin\'ny alina fa ohatry ny manome tsiny be loatra ny tenako.
Misaotra betsaka!!! :( (l)

novalian'i vale ny 13/03/2010 12:15
2. bazylou
(
01/02/2010 17:19)
eh biinnnn, tantara izany an. tsy posssible ny fitiavana misy 20 000 km de distance,
3. xxx
(
01/02/2010 17:35)
1 mois tsisy vaovao ve dia efa tsy tantinao. Izy aza izany manana blem ko!
Ilay fitiavanao mintsy no tsy mety mitombona e! en plus enao efa nisara-bady konko! fais ce que tu veux.

4. xxx
(
01/02/2010 21:47)
xxx:

tsy misy mahadiso anao @ zany! avleo izy any miaraka @ zanany sy io renijanany io! ianao ko izany efa mananjanaka iray nefa mbola misy olona vonona hitia anao!de toute façon! ny fitiavana toa izao matetika gidra2 foana no hiafaràny sady fitiavana tsy dia tena sincere fa misy interet kely ihany avy @ iray!ny amitié nareo ndray dia ianao no mahita azy na mbola hogardernao na tsia! nefa tandremo fa matetika izy ireny misy piege be dia be! mahereza dia araraoty ny fiainana fa fohy dia fohy indrindra fa hoan'ny vhv.
5. xxx
(
01/02/2010 22:05)
1 mois tsisy vaovao ve dia efa tsy tantinao. Izy aza izany manana blem ko!
Ilay fitiavanao mintsy no tsy mety mitombona e! en plus enao efa nisara-bady konko! fais ce que tu veux.
*********************************************************************************************************
xxx: an,an, ka; tsy dia ilay oe 1 mois tsy nahazoako vaovao ny olana fa izy hitako mamaky ilay mail anefa tsy mamaly, ary na dia hoe misy manara-maso aza dia @ alina any am-pandriana ve dia tsy ahita hirika handefasana sms kely ho ahy, mba manazava, ny tena tsy vitako ny ni-pardonner azy dia za ilay nametraka message tany amin'ny boite vocale-ny nilaza ny fitaintainako dia tsy noraharahiany akory, dia lasa ny saiko hoe, mbola ilay vhv renin-janany ihany izany no manahirana ny sainy satria ireharehany be koa io vhv io fa tena tsara tarehy be hono, fa aleony hono miaraka amin'olona antonony anefa mifanàja, ka iza no nahita raha toa ka saika nifamerina tany ry areo, ohatry ny tsy normal ilay hoe 1 mois dia tsy ahita hirika hampitàna vaovao amiko, dès que la meuf refais surface, et ben, il perds la téte angamba, ny fahazoako azy !!! :cry:

6. vale
(
01/02/2010 22:07)
bazylou: possible kah, izahay efa mpinamana taloha, sady efa nifankatia fa samy tsy sahy nifampamboraka raha tsy efa taty aoriana, fa efa nysy projet hanafarako azy mianaka mankaty ivelany, hivady sns..sa ny tianao tenanina hoe lavitra loatra ve dia aleo najanona?? tsy azoko!! :)
7. vale
(
01/02/2010 22:09)
shit, suis découverte!! pfffffff, tsy zatra manao an'itony xxx itony mantsy !! boff, tsy maninona e!! :oops:
8. maeva74
(
01/02/2010 22:45)
vale:
shit, suis découverte!! pfffffff, tsy zatra manao an'itony xxx itony mantsy !! boff, tsy maninona e!! :oops:
Vale hihihi! courage! fa mbola hamaky zah io an!!!
9. maeva74
(
01/02/2010 22:59)
(l) Ny fitiavana hono toy ny rano ao an-tsiny hoy ny ntaolo tovozin´ny ora segondra minitra taterin´ny andro ka farany ritra! io ilay fitiavana tsy lali-paka, izany hoe tsy mbola ilay anjaranao angamba! Rehefa tojo ilay tinao sy tia anao dia izay no zava-dehibe rehefa neken´ilay fonao na dia any @ilay 11000km ary. Henoy ny fitempon´ilay fonao sy izay nototdroiny ho sahaza sy mendrika anao.
Mahereza (l) (l) (l) :-*
Mahereza (l) (l) (l) :-*
10. pikatti
(
01/02/2010 23:25)
shit, suis découverte!! pfffffff, tsy zatra manao an'itony xxx itony mantsy !! boff, tsy maninona e!!:-D :-D :-D traingo tato marina ny anao vavy , izao fotsiny e, tsy asiana koi zany hoa, raha sendra mamaky eto ary ny akamanao taloha de ilazao fotsiny izy hoe, tanatara itovizana angamba hono io e, fa tsy enao le vale io :lol: :lol: sady efa aty ivelany izy ary tena mavitrika be ato @ ity serasera ity ihany koa :-D :-D ary mety izy mitsy aza zao no hamaly anao fa mety le xxx io no tena hamaliany anao :oops: :oops:
Hiverina kely @ le story klou,
Io tantine zavatra hotran'izany daholo a, refa te hiditra dia misy foana any ho any tsy foy avela, ka dia io izany no tena anjaranao aloha e, aza manaiky ho maty henjehin'eritreritra zany hoa, tsory fotsiny fa tsy possible ny hiarahanareo , fa le manome fampanantenana diso iny tsy mety aloha e
11. soanja
(
02/02/2010 05:13)
Ny zavatra tsapan'ny fo tsy mba misy diso zany mihitsy. Izay mety heverin'ny saina ihany no atahorana mety hanimba. Aza manahy amin'izany mihitsy fa izay tena tianao no araho sy anokano ny fiainanao. Tadidio lalandava fa afaka miova isika olombelona amin'ny hevitra sy ny fitiavana sns sns... ka rehafa miresaka aminy dia teneno tsotra fotsiny izy hoe niova indray ny sainao ary tsy vonona indray amin'ilay fampanantenana satria tsy mbola marisika ny fo. Mino aho fa diso fanantenana izy saingy izay no atao hoe anjara eto an-tany. Tsy izay irina rehetra akory no ho tanteraka saingy ny ezaka nisy dia efa isaorana Zanahary. Ampafantaro azy fa malalaka ianao amin'ny fifandraisana aminy amin'ny mahampinamana raha mbola mazoto izy fa na izany na tsy izany dia aleo aloha mifampitso-drano. Raha tsy te hifandray aminao intsony izy dia hajao izany satria izay no mahatsara azy any aoriana saingy aza heverina hanimba anao izany satria ny tena ao ampo/ fanahy no mahaolona antsika.
12. vale
(
02/02/2010 18:54)
Io tantine
Pikatti> fa zanako taiza mo enao??.. :-D :-D :-D
... f'hita oà fa traingo tao lollll, fa tsy maninona izany fa fomban-javatra, ny nampiteny rery anah fotsiny dia le izy tsy azo supprimé-na intsony rehefa lasa le hafatra! :lol:
Ka ilay nampanantena mihintsy no nanimba be ny saiko h@ izao anie e! sotra t@ toro-hvt e!! :)
13. vale
(
02/02/2010 18:59)
[quote=soanja]
Ny zavatra tsapan'ny fo tsy mba misy diso zany mihitsy. Izay mety heverin'ny saina ihany no atahorana mety hanimba. Aza manahy amin'izany mihitsy fa izay tena tianao no araho sy anokano ny fiainanao. Tadidio lalandava fa afaka miova isika olombelona amin'ny hevitra sy ny fitiavana sns sns... ka rehafa miresaka aminy dia teneno tsotra fotsiny izy hoe niova indray ny sainao ary tsy vonona indray amin'ilay fampanantenana satria tsy mbola marisika ny fo. Mino aho fa diso fanantenana izy saingy izay no atao hoe anjara eto an-tany. Tsy izay irina rehetra akory no ho tanteraka saingy ny ezaka nisy dia efa isaorana Zanahary. Ampafantaro azy fa malalaka ianao amin'ny fifandraisana aminy amin'ny mahampinamana raha mbola mazoto izy fa na izany na tsy izany dia aleo aloha mifampitso-drano. Raha tsy te hifandray aminao intsony izy dia hajao izany satria izay no mahatsara azy any aoriana saingy aza heverina hanimba anao izany satria ny tena ao ampo/ fanahy no mahaolona antsika.
*********************************************************
Soanja> misaotra betsaka fa mampahery ahy io voalazanao io, andeha hitsotra aminy tokoa aho, fa izay angamba no tena hitako fa hampilamina ny saiko, hitako tena mety ny torohevitr'i Soanja io, ary holazaiko azy koa fa te hijanona ho namany foana aho, ary hangataka tso-drano aminy!!! :)
Ho sarotsarotra ihany anefa ny hanantanterahako an'ireo fa hiezaka aho, fa toa hitako fa hampitony ny eritreritro tokoa!!
(l) :-*

14. vale
(
02/02/2010 19:00)
[quote=maeva74]
(l) Ny fitiavana hono toy ny rano ao an-tsiny hoy ny ntaolo tovozin´ny ora segondra minitra taterin´ny andro ka farany ritra! io ilay fitiavana tsy lali-paka, izany hoe tsy mbola ilay anjaranao angamba! Rehefa tojo ilay tinao sy tia anao dia izay no zava-dehibe rehefa neken´ilay fonao na dia any @ilay 11000km ary. Henoy ny fitempon´ilay fonao sy izay nototdroiny ho sahaza sy mendrika anao.
Mahereza (l) (l) (l) :-*
****************************************
merci Maeva!!:wink:

15. vale
(
02/02/2010 19:10)
[quote=xxx]
1 mois tsisy vaovao ve dia efa tsy tantinao. Izy aza izany manana blem ko!
Ilay fitiavanao mintsy no tsy mety mitombona e! en plus enao efa nisara-bady konko! fais ce que tu veux.
****************************
xxx< f'ahoana kosa no hoe ny fitiavako no tsy mety mitombona?? izany oe ara efa nitia anazy hatry ny taloha aho knoh!!!!!!
dia raha misara-bady ny vhv aloha dia maninona e, fahotàana angaha izany?? tsy nifamatotra t@ ilay rain-janako mihintsy za kah!! :) fa tsy hitako oe aiza ny olako raha efa nisara-bady za na koa tsy nanam-bady, fahadisoana ve izany aloha e, ny fitiavana dolo anie no mametra ireo rehetra ireo e!.. sa za no mandray antendrony ilay hevitra tinao ampitaina?? :-w ...

16. maeva74
(
02/02/2010 19:22)
Tsy misy fisaorana aky ry Vale e!! Indraindray isika mihevitra rehefa tojo ilay maso mifanojo na ilay hoe : "coup de foudre" hoy ny vazah dia asiana marika mihitsy ny an´i sasany eny rehetra eny hoe ; " Toi ! Mon amour pour la vie " sy ny hafa tsy voatanisa (l)sy ilay tantaran-tsika fahiny ireny rehefa manao pisitily hoe: " j´aime deux choses, toi et la rose hihihihi natao himehezana sisa ny tsiaron´ny lasa e!! Maro loko ny fitia. Ilay noheritreretinao ho tiavina mandrakizay no namadika anao . Indrisy! ilay tia anao tsy tinao f´efa an´olon- kafa; misy koa ny mifankatia nefa tsy afaka miaraka satria efa samy mana-tompo daholo e!!!
Ny mitia! Tsy fitiavana raha tsy mankarary sy mampitomany e!!! tsy fitiavana izy raha mifanohitra ny amin´izay.
Atao ahoana fa dia izay fantatrao fa eken´ny fonao no ekeo fa tsy ny feon´ny fieritreretanao. Mirary soa hatrany e!!

17. ni81
(
02/02/2010 19:23)
Tsy dia nazoto angamba izy akia hankaty fa mbola te hijanona ahita ilay sipa matetika any hatrany a! Soa aza indry tsy mbola nikarakara ny ttasy rehetra
18. soanja
(
03/02/2010 01:43)
vale:
[quote=soanja]
Ny zavatra tsapan'ny fo tsy mba misy diso zany mihitsy. Izay mety heverin'ny saina ihany no atahorana mety hanimba. Aza manahy amin'izany mihitsy fa izay tena tianao no araho sy anokano ny fiainanao. Tadidio lalandava fa afaka miova isika olombelona amin'ny hevitra sy ny fitiavana sns sns... ka rehafa miresaka aminy dia teneno tsotra fotsiny izy hoe niova indray ny sainao ary tsy vonona indray amin'ilay fampanantenana satria tsy mbola marisika ny fo. Mino aho fa diso fanantenana izy saingy izay no atao hoe anjara eto an-tany. Tsy izay irina rehetra akory no ho tanteraka saingy ny ezaka nisy dia efa isaorana Zanahary. Ampafantaro azy fa malalaka ianao amin'ny fifandraisana aminy amin'ny mahampinamana raha mbola mazoto izy fa na izany na tsy izany dia aleo aloha mifampitso-drano. Raha tsy te hifandray aminao intsony izy dia hajao izany satria izay no mahatsara azy any aoriana saingy aza heverina hanimba anao izany satria ny tena ao ampo/ fanahy no mahaolona antsika.
*********************************************************
Soanja> misaotra betsaka fa mampahery ahy io voalazanao io, andeha hitsotra aminy tokoa aho, fa izay angamba no tena hitako fa hampilamina ny saiko, hitako tena mety ny torohevitr'i Soanja io, ary holazaiko azy koa fa te hijanona ho namany foana aho, ary hangataka tso-drano aminy!!! :)
Ho sarotsarotra ihany anefa ny hanantanterahako an'ireo fa hiezaka aho, fa toa hitako fa hampitony ny eritreritro tokoa!!
(l) :-*
Mirary ny soa indrindra ho anareo aho sady mivavaka koa mba hotanteraka izay fanirianao rehetra.
:-* :-* (l) (l) (l)
20. vale
(
03/02/2010 08:13)
[quote=ni81]
Tsy dia nazoto angamba izy akia hankaty fa mbola te hijanona ahita ilay sipa matetika any hatrany a! Soa aza indry tsy mbola nikarakara ny ttasy rehetra
**********************************************
raha vao maneho précesnce ilay vhv io dia matahotra mafy anazy mihintsy izy, di amody ilay zaza foana no ilany olana hoe sao tsy omen-dreniny mankany ivelany eo eee, sns, sns..marina tokoa izany aki ry Ni a!! tsy manenina aho ka!! (l)