Diso ve za!!!
21. vale
(
03/02/2010 08:15)
Tsy misy fisaorana aky ry Vale e!! Indraindray isika mihevitra rehefa tojo ilay maso mifanojo na ilay hoe : "coup de foudre" hoy ny vazah dia asiana marika mihitsy ny an´i sasany eny rehetra eny hoe ; " Toi ! Mon amour pour la vie " sy ny hafa tsy voatanisa sy ilay tantaran-tsika fahiny ireny rehefa manao pisitily hoe: " j´aime deux choses, toi et la rose hihihihi natao himehezana sisa ny tsiaron´ny lasa e!! Maro loko ny fitia. Ilay noheritreretinao ho tiavina mandrakizay no namadika anao . Indrisy! ilay tia anao tsy tinao f´efa an´olon- kafa; misy koa ny mifankatia nefa tsy afaka miaraka satria efa samy mana-tompo daholo e!!!
Ny mitia! Tsy fitiavana raha tsy mankarary sy mampitomany e!!! tsy fitiavana izy raha mifanohitra ny amin´izay.
Atao ahoana fa dia izay fantatrao fa eken´ny fonao no ekeo fa tsy ny feon´ny fieritreretanao. Mirary soa hatrany e!!
Merci Maeva!!! :-* (l)
22. bazylou
(
06/02/2010 19:35)
lavitry ny maso lavitry ny fo ary ny elanelana tsy mahaleo ny telo e, :roll: :roll:
23. vale
(
07/02/2010 14:22)
lollll tsy mahaleo ny telo ahoana?? :lol: .. na lavitra aza efa nisy foana ilay fitiavana fa saingy tsy voakolokolo. Anefa toa misy fahamarinany ihany ny tenain'i bazylou oe lavitry ny fo, satria 1 volana tsy manome signe anefa minimum 1fois par jour mifampi-contact, soit par texto, par coup de tél, ou mail ou tcaht.. fa anefa anie tsy nanadinoko anazy na izany aza a, fa ilay fitiavan'ilay faha2 no toa nampihiratra ny masoko, ny toetrany pmarimarina kokoa,dia lasa tsy tiko intsony izy, fa lasa mahatezitra. :^)
24. bazylou
(
11/02/2010 18:11)
mazava ho azy izany ry vale a, ohatran'y tgv sy le8 ihany noho ny farany , rehef atsy hita ao mada tsony le8 na dia feno aza ny nikozy hoe milay e , etsy sy eroa e, dia izao itgv no hotian'ny olona hatrany , satria iny no hitany sy tsapany fa eo akaikiny, ........
tsssssle, lasa filozofy be za kle, :::: :-D :-D :-D :-D :-D :-D
tsssssle, lasa filozofy be za kle, :::: :-D :-D :-D :-D :-D :-D
