ami sa petit ami....amant
1. xxx
(
03/02/2010 07:41)
tantara mahasosotra no mahatsikaiky.
Misy vhv 1 efa manambady ,dia manana namana ao aminy facebook.Misy lhl ao tsy mitsahatra miteny tiako ianao isan'andro lava izao,ary tsy 1 fa maromaro.Ilay vhv anefa mandà izany foana satria efa manambady.Ny loza dia izao,miady ry zalahy izao fa hoe sipan'ilay madama,mifanoratra ao aminy fb izao teny rehetra marary izao.ahy iny fa tsy an'elà sns......nefa anie samy tsy misy sipany na 1 aza!!!!Dia raikitra ny fandrangitana sns....izany hoe tsy mino izany ny 1 fa hoe tsy sipany ny 1..... :( mandreraka.

novalian'i xxx ny 22/02/2010 12:09
3. vale
(
03/02/2010 11:14)
tantara mahasosotra no mahatsikaiky.
Misy vhv 1 efa manambady ,dia manana namana ao aminy facebook.Misy lhl ao tsy mitsahatra miteny tiako ianao isan'andro lava izao,ary tsy 1 fa maromaro.Ilay vhv anefa mandà izany foana satria efa manambady.Ny loza dia izao,miady ry zalahy izao fa hoe sipan'ilay madama,mifanoratra ao aminy fb izao teny rehetra marary izao.ahy iny fa tsy an'elà sns......nefa anie samy tsy misy sipany na 1 aza!!!!Dia raikitra ny fandrangitana sns....izany hoe tsy mino izany ny 1 fa hoe tsy sipany ny 1..... mandreraka.
:-D :-D :-D :-D .. in no manjeraka amzany ry xx?? :lol:
5. xxx
(
03/02/2010 11:54)
in no manjeraka amzany ry xx??mandreraka ny mieritreritra ny ataon'izy ireo ,ry zalahy indray no miady ary ilay tompom-bady ahoana????Mbola tsy nahita aho aloha hoe ol miady vadin'ol izany :-D :-D :-D akoatra ny vadiny.
8. xxx
(
03/02/2010 15:30)
xxx> ... ay ve e!!!eka hoa e.....zany izy io.
fiainana aby zany eeefiainana tsy miady izany ika a!! :) mifandrombaka vadin'olona izany ve ho tsara,sady amin'izay miady??????
9. ikaretsaka
(
03/02/2010 15:38)
bof.. fiainana izany.. fa aza atao tratran'ilay tena tompombady fotsiny fa ny kiho no fafana raha atsipiny le madama!
na hifandrombaka aza rehefa tsary tompony tsary manahy raha tsy hoe tafatsaingoka mihitsy angaha :wink:
na hifandrombaka aza rehefa tsary tompony tsary manahy raha tsy hoe tafatsaingoka mihitsy angaha :wink:
11. soanja
(
03/02/2010 23:44)
Ny ahy dia hoe io facebook facebook-nareo io mety ahitan-doza indraindray an! :D
12. Mirananirina
(
04/02/2010 13:54)
bof.. fiainana izany.. fa aza atao tratran'ilay tena tompombady fotsiny fa ny kiho no fafana raha atsipiny le madama!inona aloha ilay tafatsaingoka hihihi???,
na hifandrombaka aza rehefa tsary tompony tsary manahy raha tsy hoe tafatsaingoka mihitsy angaha
raha atsipiny ilay madama izany koa tsy vao maika faly ireto miady azy :roll: :roll: :roll: Sahala aminy fisainana tanora vao manao sipa koa anie ireto bandy eh,hoe ahy iny fa tsy an'elà!!!nefa efa olon-dehibe :)
13. ikaretsaka
(
04/02/2010 17:02)
ka eo vo tsary ho fantatra intsony hoe ho aia i madama ko... ry zalahy samy ho mangana maso sy hifamaky vava tsinona sy hanao "tsy aleonao za"
le tena ramose nahita ny afera de velona anao madamo ho'zy nde mandeha any....
aza manody le
le tena ramose nahita ny afera de velona anao madamo ho'zy nde mandeha any....
aza manody le
14. fetrakens
(
05/02/2010 08:43)
soa ihany fa tsy afaka mifanao totohondry ao @ facebook a!! rah ts zany asa ngamb ze nitranga!
15. xxx
(
05/02/2010 12:53)
ka eo vo tsary ho fantatra intsony hoe ho aia i madama ko... ry zalahy samy ho mangana maso sy hifamaky vava tsinona sy hanao "tsy aleonao za"ika,marina zany,ilay mifamaky vava angamba tsy misy fa ny loza dia ity,olona tsy mifankahalala no tsy mifankahita fa dia facebook fotsiny.Aza manody ahoana indray kosa ary.
le tena ramose nahita ny afera de velona anao madamo ho'zy nde mandeha any....
aza manody le
soa ihany fa tsy afaka mifanao totohondry ao @ facebook a!! rah ts zany asa ngamb ze nitranga!eka mihitsy ,sady tsy mifankahita no tsy mifankahalala fa dia ady no mitranga
16. Seeno
(
07/02/2010 11:29)
Le olona koa anie de map'meh kah, hita izao fa tony resaka forum tony na facebook, rehefa internet mintsy eh, de betsaka ny manala azy sy manala andro, nefa de betsaka kouh ny voaesona tanteraka surtout ty resaka (l) (l) (l) ty kah, aza maivadoha ihany hoa =)) =)) =))
17. Mirananirina
(
08/02/2010 10:12)
Le olona koa anie de map'meh kah, hita izao fa tony resaka forum tony na facebook, rehefa internet mintsy eh, de betsaka ny manala azy sy manala andro, nefa de betsaka kouh ny voaesona tanteraka surtout ty resaka ty kah, aza maivadoha ihany hoaekena 100% mihitsy izany. =)) =)) =))
19. xxx
(
22/02/2010 12:09)
Ahy lesy oio madama io a, aza miasa saina @ zany intsony, lazao ry zalà :lol: :lol: :lol: , tena sérieux an, za mody tsy mikôzi2 mintsy ao fa mijery fotsiny