Le 20 mars 2010 sera un jour férié, chômé,

1. xxxw ( 24/01/2010 13:28)
Le 20 mars 2010 sera un jour férié, chômé, payé et sans élections.
Efa mahazatra , foza dia foza ihany, @ manaraka aza miteniteny foana, aza entim-po loatra lehikely a
Miandry ny filazana manaraka indray fa saingy aza atao resa-jazakely rangah ireoa a!, efa raharaham-pirenena anie izy ity e
novalian'i fijo ny 25/01/2010 22:37
2. radomelina ( 24/01/2010 17:25)
aaaaa, inona ary ny makarary fon,ny zanak,osy @zany le sa tsy ampy le hena kely 50gramme zaraina eny @magro mampalahelo le tim :roll:
3. tgvafond ( 24/01/2010 23:08)
Potika ny firenena ,simba avokoa ny volavola nomanina ho tombotsoan-tsika Malagasy, ampy izay ny adalana ,
Miala rehefa tsy zaka
4. terrywui ( 25/01/2010 15:01)
aokanlah letsy batista i Rapika fa zao lery lasa menatra be hono miditra serasera fa fafao letsy io Pikajunior io fa efa sangy miotry ny loha a.....!!!! =)) =)) =))

5. pikatti ( 25/01/2010 20:18)
De maninona anelah zao io zazakely menamena mahafatifatikely io no lazain'elah fa sangy mahery :lol:
Le 20 mars 2010 sera un jour férié, chômé, payé et sans élections.

Ary le tambazana vola ty anie ka efa fika maty paika fanaon'ny FATY , vidina ny capsat,vidina ny mpanakorontana ,vidina ny seza,vidina daholo ...... :roll: 8O
6. fijo ( 25/01/2010 22:37)
ka efa holany izao ny vola ko,lainga indray izoa no hafafy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0403