AIZA NO MISY NY POINT G NY VHV

41. maryline ( 10/02/2010 21:29)
:lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
42. xxx ( 11/02/2010 16:42)
mandreraka be ity resaka ity! fa ataondry zalahy fitadiavana point G fotsiny ny sipa :twisted:
43. Papoose ( 11/02/2010 16:49)
ka raha tsy hitany zao dia afaka fotoana elaela dia hiverina hitady azy ndray na mety hisy olon-kafa hanotany sy hitady :lol:
44. wxxx ( 16/02/2010 13:02)
Misy sipa anakiroa izay no nitsapako , fa t@ ilay voalohany aho nahatsapa zavatra somary mafimafy kely izay ,ary ny faharoa tsy dia henoko tsara sa hoditra mibotsina fotsiny izy io e? Mety efa mamba be ve ireny point G ireny vao heno tsapaina?Fa ilay voalohany aloha sipa vao niaraka tamiko ka asa raha izay no nahamamba be azy na ahoana ,fa izy kosa aloha mandrevy be @ ilay tsapaina an , hum hum hum
45. Logan89 ( 16/02/2010 19:43)
wxxx:

:lol: :lol: Mahita raha anareo laolo
46. mandrindra ( 17/02/2010 17:04)
misy point G daholo ny vehivavy rehetra. saingy amin'ny maha muscle azy dia tsy mitovy daholo ny sensibilitény sy ny haben'ny velarany
47. xxx ( 19/02/2010 23:10)
hay ve ikala G.G mbola ato foana e! :lol: :lol:
48. fredkwel ( 21/06/2016 13:42)
Raha point de gravité G dia haiko tsara ny mitady azy.
(ref:jereo ny leçon physique)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5341