AIZA NO MISY NY POINT G NY VHV

21. soanja ( 01/02/2010 00:58)
sipagasy:

mmhhhhhhh





:-* :-* :-* (l) Ary ny point F ve efa hitantsika??? Ilay point Fitiavana no tiako resahina. :D
22. wxxx ( 01/02/2010 18:07)
Mba handramako jerena izany ny an'i Madama :wink:
23. Papoose ( 01/02/2010 19:04)
mampime ko ity resaka ity marina! :lol:
24. xxx ( 01/02/2010 21:06)
19. Mpandefa : pikatti [ Valio ] 31-01-2010 23:08:19
Lohateny : Re : AIZA NO MISY NY POINT G NY VHV
http://www.wheelchair.ch/fra/quotidien/images/point_G.jpg
Misy manam-pahaizana vao haingana anefa nilaza indray fa tsy misy hoy izy io point G io ,sikitsokiro ao ary zany e,fa rehefa tsy point G dia point T(ay)
Ary misy efa mpisokotra kalaza lahy anie ato izany fa miafina xxx daholo e
enfin! nisy nandefa ihany lay sary!merci pikatti! ka misy ihany zany le izy sa tsy misy, fa sao mantsy hanaovan'ireo bandy fikarokarohana na'izany eo ny sipa ka zay vao ho zavadoza eo! :lol: :lol:
25. wxxx ( 02/02/2010 00:43)
Handeha hitsapa sy hanao fikarohana point G @izaya loha ry zalahy a, lazaiko eo ihany ny tena fandehany ;-)
26. pikatti ( 02/02/2010 13:19)
Ary ny point F ve efa hitantsika??? Ilay point Fitiavana no tiako resahina
zà aloha efa nahita e, de mbola mikaroka lalandava :lol: :-*
mampime ko ity resaka ity marina!
;-)
fa sao mantsy hanaovan'ireo bandy fikarokarohana na'izany eo ny sipa ka zay vao ho zavadoza eo!
tsy efa hitan'i wxxx alina ve :-D
27. maryline ( 02/02/2010 20:21)
:lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
28. xxx ( 02/02/2010 20:43)
zany oe! rawxxx zany a! sady niditra tato namaky! no tonga dia en action koa! :lol: :lol:
29. wxxx ( 02/02/2010 23:16)
Mbola tsy mety e , mandé rà Madama zà anefa efa nanao metimety ery sady mba efa noana be mihitsy fa hikaroka an'izany point G zany tssslé ,ka rahapintso pndray hono vao tapitra :lol:
30. xxx ( 03/02/2010 12:06)
:-D :-D ka dia karokaroy ao tsara ary ny an'i madama diatandremo sao tsy aly G ndray no voatsapa fa ny V!!! :* :*
31. xxx ( 03/02/2010 20:53)
le point G anie ao dia avy eo point P ,farany dia hoe point a la ligne :-D :-D :-D
32. wxxx ( 04/02/2010 08:37)
Tsapaiko kosa ary le G alina,hummmmmm ,fa tena tian'i Madama an !!!Natsipitsipiny nahaingahangany ny tanako tena azony TSARA mihitsy ny ainy sady narahiny feom-pahafinaretana no mbola nobedainy koa ny tendako hummmmmm marina tsy feno rangotra daholo ty tratrako. Nony nidomboka nijintra nalemy teo @ izay ary dia nametraka fanontaniana hoe
"fa taiza ndray hono no nahalalako an'io point G(iravy) io" ,fa tena sanganeha tanteraka aho tsy nahita avaly :-* :lol:
33. xxx ( 04/02/2010 09:04)
ra wxxx! nareo kosa rangahy aza dia midelira be tahkzao a! wain mintsy ramadama amnareo : :lol: ary maninona raha filména mintsy lay acte! dia mba alefanareo eto hiaraha-mahita e! lay sary manazava azy io mantsy iazo efa mba nisy nandefa teto! ka raha mba ampinandrà-wxxx lay film angamba!!! dia mety tena hilay be mintsy! :-D :-D :-D
34. Djhamhal ( 04/02/2010 09:20)
ny point G dia faritra iray ahatongavan'ny vhv any amin'ny faratampon'ny fahasambarana ! io fahasambarana io anefa tsy maharitra fa mibaiko ny sainy sy ny retsika rehetra hanatanteraka avy hatrany ny firaisana ara-nofo ! izany we tsy dolirina eo fôna akory io point G io refa itanao; fa fanokafandalana hidirana mankany @ firaisana io! ny point G dia tsy voatery ho ao @ fananahan'ny vhv no ahitana azy ! fa arakarak'ilay vhv io ! oh we misy eo @ nonony ; na ny foto-tsofiny ! na ny molony ! sns.......fa ra tena efa mifankazatra(miaraka sy mifankatia tsara) ny couple dia atorony anao io ! fa raha mbola hikaroka aloha dia mbola mety ho halany seance 4 na 5 any ho any enao vô hahita azy ! raha toa ka tsy ao @ fananahany ilay izy ! io mantsy no mora hita satria tsy maintsy mitsapa ao ny tanana ! dia mahereza ary é! nefa tandremo sô de lazain'ny sipa we : ty lé mpangarona ty ! :-D :-D :-D
35. katrikatry ( 04/02/2010 10:27)
ny point G dia tsy voatery ho ao @ fananahan'ny vhv no ahitana azy ! fa arakarak'ilay vhv io ! oh we misy eo @ nonony ; na ny foto-tsofiny ! na ny molony !

Zany ve tsy point N ,S,M Djhamhal :D
mitsapa ao ny tanana ! dia mahereza ary é! nefa tandremo sô de lazain'ny sipa we : ty lé mpangarona ty

Misy milaza fa hoe misy asidra hono ao anatiny ao :-D :-D ary io asidra-behivavy io hono mihinana hoho be mihitsy an,ary zay zany fa ilay akamako izay zany tena mpangarona be mihitsy fa somary tsisy hoho izay mantsy ranamananefa nedala tsy mihinana ny hohony akory,dia lasa ny saiko indraindray mandinika ny Madamany dia mahatsiaro ilay hiran'i Samoela iny foana hoe hangarongaronina :lol:
Asio horonan-tsary marina ry wxxx fa tena mety poinsa be anie zany e :-D
36. Djhamhal ( 04/02/2010 11:43)
Zany ve tsy point N ,S,M Djhamhal

ka point G,S,M ngeh zany é! G.S.M : Goal Sahy Mangarona ! :-D :-D :-D :-D
Misy milaza fa hoe misy asidra hono ao anatiny ao ary io asidra-behivavy io hono mihinana hoho be mihitsy an,ary zay zany fa ilay akamako izay zany tena mpangarona be mihitsy fa somary tsisy hoho izay mantsy ranamananefa nedala tsy mihinana ny hohony akory
ka raha lava hoho be ndray ve tsy handratra fananan'olona eo ??=)) =)) :-D :-D
37. Mirananirina ( 04/02/2010 13:35)
Tsapaiko kosa ary le G alina,hummmmmm ,fa tena tian'i Madama an !!!Natsipitsipiny nahaingahangany ny tanako tena azony TSARA mihitsy ny ainy sady narahiny feom-pahafinaretana no mbola nobedainy koa ny tendako hummmmmm marina tsy feno rangotra daholo ty tratrako. Nony nidomboka nijintra nalemy teo @ izay ary dia nametraka fanontaniana hoe
"fa taiza ndray hono no nahalalako an'io point G(iravy) io" ,fa tena sanganeha tanteraka aho tsy nahita avaly
:-D :-D :-D :-D tao amin'ny serasera no nahitako an'io hoe dia vita :-D :-D :-D
38. sakaizakely ( 04/02/2010 20:22)
anelanelan'ny F sy H :P :P :P
39. xxx ( 04/02/2010 20:28)
LE POINT G SE TROUVE DANS LE POINT CU
40. Papoose ( 09/02/2010 19:26)
hita ihany ve izy zao ry xx1?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1579