pinga pinga ery ty
1. bazylou
(
25/01/2010 18:38)
jean kely manao hevitra taingina fotsiny :-P :-P
novalian'i fijo ny 27/01/2010 23:13
2. pink
(
25/01/2010 19:18)
bazylou:
jean kely manao hevitra taingina fotsiny :-P :-P
i Sankalité ve dia nahita fianarana noho i jean fa mangina ihany fa lasa fialonana foana nity resaka
3. pikatti
(
25/01/2010 20:21)
Fa aiza tokoa le zeankely iny e? sa ato ihany lery fa lasa ps hafa,
Velona ndray mr beuuurrrrkkkk le :-D :-D :-D
Velona ndray mr beuuurrrrkkkk le :-D :-D :-D
8. terrywui
(
27/01/2010 16:30)
Fa aiza tokoa le zeankely iny e? sa ato ihany lery fa lasa ps hafa,tsisy jean kely zany letsy tato rapika fa mety "zazakely pikajunior "no hitanlah ..!!! :-D :-D :-D :-D :-D
Velona ndray mr beuuurrrrkkkk le
9. bazylou
(
27/01/2010 18:34)
asa aloha ze nahita fianaran aambony fa raha izao no moitohy de hipingapinga ihany ny gasy?? tsy mahagagag f atanaony nisidina tao leaza, beeeeuurrrkkk :-D :-D :-D :-D :-D
10. pink
(
27/01/2010 18:39)
mba misy takatry ny sainy daholo ve izay tanisainy ity filohanareo ry bazy.. Mampalahelo fa dia zavatra tsy nianarany no tanisainy..à reporter indray e
12. pikatti
(
27/01/2010 22:25)
Mtanisa tsy fantatra hono mahabotrabotra knou !!!eh eh eh !!Miha mahia andro aman'alina aza no tena mahazo an'i rabitro ao klé, na ny zavatra lazainy aza tsy mifanaraka ntsony, le fifidianana le 15 heuuuu le 20 mantsy hot lery ndray , tsy mahafehy n'inon'inona ,tsony lesy io bainnn, zao aloha lasa naka hevitra any @ renimalala any sao mba misy fika hafa hialana @ lay sazy hanjo ny tsirairay @ io faty :-D :-D :-D
