maccaron

1. sipagasy ( 23/01/2010 18:41)
Miarahaba

Sao misy mahay ireny maccaron tahaka ny any Madagasikara ireny kay e!!! ilay ohatran'ny misy tantely sy voana sesame ireny miaraka @ ilay ohatran'ny pate caca pigeon nefa mamy ilay izy e!


Misaotra mialoha e!
novalian'i lemurbaby ny 07/04/2010 21:44
2. lemurbaby ( 24/01/2010 17:15)
Trouvee :)
http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m484e569b5dfc2
3. rakapy ( 25/01/2010 08:35)
Lemurbaby>Tena maha liana ary mahafinaritra tokoa raha American hoatra anao no mahavita miezaka mampiseho sy mitahiry ny sakafo izay anisan'ny vakoka sy kolo-tsaina Malagasy. Tokony ahatonga saina antsika tompony :D
4. xxx ( 26/01/2010 17:40)
slt sipagasy :)

ity akia andramana fa tena mitovy am io maccaron io mintss an ! :)

efa nandramako kalou dé tena mitovy ny tsirony , lé izy fotsiny lé manatambatra azy ho brique kely na rectangle no sahirana zah.

[URL=http://img716.imageshack.us/i/303084.jpg/][IMG]http://img716.imageshack.us/img716/1025/303084.jpg[/IMG][/URL]

http://www.linternaute.com/femmes/cuisine/recette/305641/1201661845/merveilles.shtml
5. sipagasy ( 30/01/2010 19:48)
i lemurbaby aloha mahafinaritra mihintsy ny zava-bitany e! mba niaraka niasa kely taminy aho mantsy t@ "mokary" e!
6. mlml ( 03/04/2010 12:46)
Manahoana daholo tompoko o!!!

Misaotra indrindra t@ r7 macarron,

Ary mety mahazo ny fanaovana MOFO MAKASAOKA v azafady?
7. lemurbaby ( 07/04/2010 21:44)
sipagasy:

i lemurbaby aloha mahafinaritra mihintsy ny zava-bitany e! mba niaraka niasa kely taminy aho mantsy t@ "mokary" e!

Marina izany - misaotra indrindra anao i Sipagasy. :)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2306