nahemotra ihany ny fifidianana ry zareo
1. ifiona
(
26/01/2010 18:41)
Andry Rajoelina vient d’annoncer le report des élections législatives prévues pour le 20 mars 2010 pour une date ultérieure.
Toutes les élections seront programmées entre avril et novembre 2010 selon toujours les déclarations du président de la HAT.
teo no be mokon-doha teo hoe tsy maintsy atao ny élections @ 20 mars eeee, sns, na inon-kitranga na inon-kidona, tamy avy any lé Manorohanta dia hoe "tokony atao @ 20 mars raha tsy hoe misy fifanarahana politika"... dia zao nahemotra @ ... rahoviana tsara oe?? entre avril et novembre 2010?
fa ry zareo niseho hahavita hi-organiser élections en 3 mois teo nankaiza daholo? inona no nitranga?
nofahanan-dalitra ndray ry tgvistes kle! :roll: :roll:

novalian'i esserra ny 01/02/2010 00:47
3. fijo
(
26/01/2010 20:29)
vao avy namaky gazety koa aho teo,dia toran'ny hehy.hay ve wa ka hiemotra indray e,ary ahita eo nareo,fa hanatanteraka ny maputo sy addis ihany ireo fa jereo anie e.
i kala manorohanta io anie mpanely tsaho e,
nilaza izy rah atsaroanareo ,fa ny governemanta indiana dia vonona hanampy ny HAT,avy dia nanao fanambarana nanda izany ny indiana(ambasadaoro)
dia nilaza indray i kala,fa efa vonona ny hanampy ny HAT ny OIF,nefa nilaza ny tao fa hilatsaka ny sazy raha tsy manaraka ny fifanarahana ny fitondrana HAT,ka iza marina no fitahina lava eo e???ny mpanaradalana efa tsy mino,ry TGV sy foza sisa ngamba mbola minono ao

4. diloo
(
26/01/2010 20:50)
http://www.madatimes.com/index.php?option=com_content&task=view&id=1900&Itemid=1
Manongo-tena indray i ra-Kouchner fa manawaina rabelety.
Ataon'ny bekitana fihomezana ny fransafrika:
De toutes manieres, la junte militaro-civile conduite par l'ex- Dj n'a ni legitimite ni legalite pour les organiser. Encore moins la compétence pour le faire quel que soit l'appui en sous main qu'elle recoit d'une "puissance amie."
Sirika be le stratégie reraka. :wink:

5. vatokilonjy
(
26/01/2010 21:04)
aza milaza abobo wa ,mbola rajoelina aloha ny president dia mangiana raha tsy te ho goaka ny basy ny voudy
6. diloo
(
26/01/2010 21:31)
Henoy kely letsy ty pao-basy tohofoko amin'orona sy vava be molotra elaty:prout prout.Izay ny sahazan'ela.Hon hon her her :-D
f'ity letsy atsy ho atsy miandry ny lavanifin-la. Ary io no mahatonga an'ilery manao 2 pas en arrière:
’il y a deux sortes de sanctions celles dites ciblées et des sanctions au pays. Au point de vue économie l’annulation du Millenium Challenge Account et l’AGOA ont ouvert le bal. Sur le plan relationnel, la suspension de Madagascar à l’Union Africaine et le SADC en sont les preuves. L’interruption temporaire des aides financières n’est que le début d’une autre perte pour le pays. Concernant les sanctions ciblées, elles iront à l’endroit des acteurs de la transition actuelle.
Matahotra an'ilay sanctions ciblées lery dia mihembotra. :wink:

7. ifiona
(
26/01/2010 21:42)
sanction individuelle no atahoran'lery fa zay resaka fampihatoana ny fanampiana isan-karazany tsy dia mahataitra azy. "Mahita solution foana isika", hoy ny sasany @ resaka AGOA, nefa @ zany efa be ireo namono tena t@ fahaverezan'ny asany.
Ampy ny vola, hoy ny hafa, hay moa vola sandoka ity hoe ampy ny vola fa tsy an-kiteniteny no namoahana azy, tsy manao communiqué sns.
matahotra sanction individuelle izy satria fantany tsara fa responsable izy t@ ireny 26 janvier, 7 février, sy izay évènement rehetra taorian'ny fanongam-panjakàna. Aiza ny enquéte internationale momba ireo zava-nitranga ireo?

8. vatokilonjy
(
26/01/2010 21:50)
ifiona:

hoavy ny enquette international ry ifiona an,nanomboka t@ ireo mpanapoaka baomba terroriste aloha dia mbola eo ihany koa ireo mody hoe mpanao gazty toa an'i lolo ratsimba nefa efa nikotrika coup d'etat,dia asesinay daholo ireo mpitolona tsalo masiso ireo
9. diloo
(
26/01/2010 22:07)
vatokilonjy sirika be letsy ela fa rawix an. Tena caméléon miova ps ndray an. Inona ndray ny ps manaraka. :) :wink:
10. vatokilonjy
(
26/01/2010 22:46)
diloo:
vatokilonjy sirika be letsy ela fa rawix an. Tena caméléon miova ps ndray an. Inona ndray ny ps manaraka. :) :wink:
aoka lesy marina ry diloococo an ,malama ialahy ka
:-D :-D
11. Bigmaman
(
27/01/2010 00:48)
Salama tompoko,
Inty no fandinihako ny toe-draharaham-pifidianana @ 20 martsa :
Efa fantatry ny HAT tsara dieny tany am-boalohany fa tsy hovita mihitsy izany fifidianana @ 20 martsa izany raha ny lafiny fandraharahana no jerena.
PAIK’ADY hanairana an’izao tontolo izao ny filazana izany mba hahatonga azy ireo hieritreritra hoe : « vonona hiditra @ lalana demoratika ny mpitondra mpanongam-panjakana any Madagasikara ka andao hampiana ».
Nolazainy mialoha (ny azy no nataony tonga aloha) io daty io mba hampikorapaka ny rehetra ka hahatonga ny adihevitra rehetra HIFANTOKA @ io daty io fa tsy hijery intsony ny VONTOATINY. Tonga dia narosony hoe : Solombavam-bahoaka no hofidiana @ io. Ireo tsy dia nianatra firy sy ireo mpanao pôlitika ENTIM-PO @ izay tonga dia hiady hevitra hoe ALEO AHEMOTRA ny daty. Tsy miady hevitra momba ny vontoatiny intsony izy ireo fa TOY NY HOE EFA FILOHA LANIM-BAHOAKA Atoa Rajoelina ka tsy azo iadian-kevitra sy tsy tokony handalo fifidianana intsony.
Raha mandinika isika dia manodidina ny hoe : « ahemory ny fifidianana » na hoe « tsy tratra io » no adihevitry ny olona @ izao. Fa tsy misy mametra-panontaniana @ hoe : « IZA no hofidiana » na « tena solombavambahoaka tokoa ve no tokony hatao mialoha ».
Ankehitriny dia lasa toa vontoatin’ny COMPROMIS aroson’ny GIC mihitsy ny hoe « fifidianana » fa ny daty sisa no iadian-kevitra. Azo lazaina ho nandresy ampahany ny FAT raha izay lafiny izay no jerena satria nahomby ny « don-tandroka » nataony tany am-boalohany. Saingy izao : tokony hiady mafy ny fironana hors-HAT ny @ hoe aleo ny VONTOATI-PIFIDIANANA no iadian-kevitra fa tsy dia ny daty loatra. Anisan’izany ny hoe : « aoka aloha anontaniana ny vahoaka raha manaiky an’Atoa Mpanongam-panjakana » (alohan’ny zava-drehetra io an).
Fehiny : TAFALATSAKA ao anaty fandriky ny paik’adin’ny FAT ny ankamaroan’ny olona ankehitriny momba io fifidianana io. Lasa « faux problème » no iadian-kevitra fa tsy ny tena zava-dehibe. Toa matory am-pitsanganana mihitsy aza ny olona rehefa maheno an’ilay hoe : « Haverin’ny FAt @ vahoaka ny fahefaha e..., io ihany no lalana TOKANA hivoahana @ krizy e... ».
Farany, mahatsikaiky mihitsy ny mieritreritra fa NIVILY (lasa HORS SUJET) ankehitriny ny vontoati-pitakiana avy @ FAT. T@ voalohany dia hoe : hiala @ Jadona. Avy eo dia hoe tsy misy afa-tsy ny fialan-dR8 no hampandroso an’i Madagasikara sy hampijanona ny krizy. Lasa R8 dia hoe tsy misy afa-sty Maputo. Natao Maputo dia avy eo dia hoe ny fialàna @ Maputo indray no mampivaha ny krizy. Avy eo dia hoe tsy misy afa-tsy ny fifidianana @ 20 martsa indray. Izao anefa vao tsy manomboka akory ny fifidianana dia efa KRIZY be indray no manangasanga. Koa inona marina izy ity ry HAT a ! Aiza ilay tarigetra t@ voalohany fa toa mivily lalana hatrany ny tolonareo ? Aza mba tsy nianatra ihany ka ahodikodin’ny mpanao pôlitika manana « mauvaise foi ».
Bigmaman

12. diloo
(
27/01/2010 06:39)
vatokilonjy
Izaho koa miho :-D , dia misaotra nanao pub ny diloilo coco. Ilaina tokoa io leitsy
mampiasa produit bio no koa io no takatra ny vahoaka toa izay hividy produit l'oréal.
Ny zavatra tsy azoko amin'ela fotsiny ry rawix, tsy voatery nge ela manao akanjo tanalàna hiova ps fa sirika foana e. Efa nanao pub io ela tamin'ny erin-taona.Izay no nahatratrarako an'ela.Fa ny dia izany aza ela akama bonne :-* .
Efa hifanaovana ny antsika roalahy.Sady faly aho fa velona soa-aman-tsara ela.
Bigmama
Tsy ratsy ilay jerikinanao.Misoatra e

13. milamm
(
27/01/2010 09:50)
bigman> marna zany,mitady fomba rehetra illegitimiser-na io fitondrana io le saribakoly frantsay ,i ratsy rahonana mo de efa nahazo alalana tany @ lapany Elysée(klody) Guéant t@ diany farany tany paris ilaza @ lavanify anemotra ny fifidianana rehetra ho avy de io.bobaka ireo heloka natondraky ny hat handemena ny fiarahamonina ka hahamora ny fitazomana fahefana tsy ara-drariny.toa lany henatra ka mitafy lamba imasony tompony,i lavanify.ny vahoaka irery ihany no tompony safidy manapaka izay hitarika azy fa tsy sarla sy lylison ary reo mpioko.
15. terrywui
(
27/01/2010 16:22)
salut vatokilonjy :-D :-D :-D :-D :-D :-D
marina letsy ny anlah a...! nisy problem kely de nahemotra !! nefa kosa r'ifiona de tadidio fa efa manao zay sitraponareo zao ny fanjakana a! ze teneninareo rehetra defa arahina daholo , na ny antoko na fiarahamonimpirenena rehetra , fa izao kosa rehefa tsy hanao fifidianana kosa hianareo amin'ny avrily de eo hitan'ny havany eo fa midongidongia ihany anie e.....!!!! :oops: :oops: :lol: :lol:

16. patrick2002
(
27/01/2010 19:44)
zao aloha dia mazava fa misy ny krizy ,ny krizy dia ny tsy fanekeny CI an`i HAT , raha ny legitimité sy ny legalité dia efa manana an`izany ny HAT manoloan`ny vahoaka malagasy ,efa eken`ny HCC sy ny rafi-panjakana rehetra ,ny tsy maniky azy dia ireo mpanao politika malagasy sasany ( trois mouvances ) sy ireo vahoaka mitovy firehena an`izany trois mouvances izany ,izay hinoako fa vitsy anisa satria tsy mahomby ny hetsika hatao etsy sy eroa hitarihana ny vahoaka hikomy ,mandeha tsara ny administration public .
Ny olana izany dia ny legitimité ,sy ny legalité manoloana ny CI ,nanandrana nifanaraka t@ Maputo 1 et maputo 2 ,addis-abeba ny HAT ,nefa hita fa coup d`Etat institutionnel ka niala ny HAT , natao indray ny éléction 20 mars mba handresena lahatra ny CI nefa efa nolaviny CI izany éléction hatao izany ,rehefa natao ny fandresena lahatra ny CI dia manaiky ry zareo no hanaovana éléction madio sy hekeny rehetra fa mila haemotra ny fifidianana ary dia hisy accord vaovao ho fandaminana izany élection izany ,
Izay no nanekeny HAT hanemorana ny fifidianana.
Raha ny lafiny tekinika dia azo hatao tsara ny manao fifidianana ny 20 mars ,nefa tsy hisy dikany izany éléction izany raha tsy ekeny CI ,raha mbola hitohy ihany ny tsy fankatoavan`ny CI ny HAT .
Asa inona ny accord manaraka tadiaviny CI ,hatao miaraka ve ny fifidianana filohas sy ny solombavam-bahoaka sa ahoana ? hangatahany CI hiala ve Rajoelina dia hatao ny fifidianana ,ka iza no hitondra? tsy fantatra aloha fa dia miandry ny accord manaraka isika rehetra .
Izay no fandinihako azy .

17. ndotofetsy
(
27/01/2010 20:26)
lasa mampime be anie ianareo anefa tsy hay na mihinana na tsy mihinana miaraka @ ireo mpitondra ireo akory eee hahahahahaha. Matoha mbola afaka manoratra eto dia mbola mety izany ianareo ireo fa mody mitsetsetra sy malahelo ireo malagasy tsy manana hikaliana sy hividianana gazety hanaovana papie zenika rahampitso. Manjary alaina indray aloha ny cakien i balita kely hifirana. Ianareo rehetra manoratra eto dia mbola manana fotoana fa misymisy ihany hoy ilay tsy mahay manisa no tsy nikaly androany hariva eto @ tanana.
Raha resaka ny dadanareo sy ny lavanifinareo dia betsaka ny malagasy no tsy mivakila amizany satria mbola hitady arivo ariary hividianana hena 2000 dia anana sy tongolo. Ny saribao atao trosa satria tsy misy trace fa tonga dia levona. Ny kaly moa raha tsy mahita vola dia lasa ery behoririka miandry sisan olona avy diziny eo @ lokss ny sasany dia iny no entina mba hampisy ronono ilay ramatoa vadiny fa tsy misy ronono fa ny nestle efa tsy firesaka intsony.
Dia mino ve ianareo fa ireo resabe ataonareo eto ireo dia misy hampivoatra ny malagasy. Faly mifanatsatsoka eto fotsiny. Io moa efa fomba sy toetran ny malagasy io mifanindry io. Aleo tsy mifitra toy izay tsy manao solomaso basin arifito hono. Dia misy koa le wiwi dia faly ery mandrangitra ilay ramose kely ato nefa tsy fantany fa raha vao misy manoratra dia milay be izay miditra ny fan sss. Za aloha hi apss fa lany koa ny credit eto @ cyber. Mbola handeha hi batra ho any ankadimbahoaka aho io avy eto mahamasina fa mazotoa miteniteny foana eto ianareo
:D :D

18. esserra
(
27/01/2010 20:47)
Lasa naka rivotra any Paris any rabelety ty marina, boda ny lohany takaka, efa tsy hay intsony izay tenenina farany lé :-D :-D
19. ifiona
(
27/01/2010 21:27)
nanao coup de gueule ndotofetsy lé! zao vao hitako manoratra plus de 2 lignes sady tsy nihomehy mitsy !!! dadany ndray zany le
clap clap clap
clap clap clap
20. AndriambyII
(
27/01/2010 21:39)
Naon ! naon! naon! naon ! he he he he he he he he !!!! :-D :-D :-D