nahemotra ihany ny fifidianana ry zareo

21. vatokilonjy ( 27/01/2010 21:40)
izao indray vao hita i fiona fa taiza foana no nigogogoko nitomany an'i dada e,hoavy tsy ho ela izy f'aza manahy saingy mbola hijery coupe du monde any afrika atsimo
hon hon hon her her her
22. pikatti ( 27/01/2010 21:44)
nanao coup de gueule ndotofetsy lé! zao vao hitako manoratra plus de 2 lignes sady tsy nihomehy mitsy !!! dadany ndray zany le

:lol: ka efa ho faty ny FAT :-D :-D
23. AndriambyII ( 27/01/2010 21:44)
Mihevitra hoe mandroso nefa mihemotra , mahatsapa tena hoe nihemotra nefa nandroso , tsy hita fa vinany be ilay resaké !!!! 8O 8O 8O
24. ifiona ( 27/01/2010 21:45)
vatokilonjy >>> :x
25. AndriambyII ( 27/01/2010 21:56)
Vato karangana ngamba kou !! :lol:
26. ifiona ( 27/01/2010 22:04)
ndontofetsy >> comment se fait-ce?

:D 8)
27. pikatti ( 27/01/2010 22:06)
razoama=vatotototra :-D :-D :-D
28. fijo ( 27/01/2010 23:01)
tsy tafavoak airery eo letsy io rapa an,izay no tgokony hezahan'ny HAT hiodinana.ahoana no ahafahan amahazo fifankatoavan anefa tafajanona eo i andry.ny valiny nefa dia efa ita tany maputo,fa lery no tsy nahay nanararaotra satria natahotra ny fanerena avy atsy ambadika.(ramaroson)de lasa nanaonao foana
29. patrick2002 ( 27/01/2010 23:45)
Ka ny CI letsy ra-fijo izay mpitondra hekeny VAHOAKA ao @ taniny no hekeny ah! ny CI tsy hametraka olona ewo tsy ekeny vahoaka ao @ taniny ,zavatra efa hita izany tany Afghanistan, Irak ,Palestine ,
Mbola izany koa no nanajanonana ny apartheid tany Afrique du sud haleony firenena mandroso mametraka zoulou tompo-tany ekeny maro anisa ao to izay hametraka eropeana mpitondra tsy ekeny vahoaka ,
Mbola maro ny leader manera-tany izay tsy ekeny firenena matanjaka nefa ekeny vahoaka fa hapetrany eo ohatra Venezuela ny Hugo chavez ,iran, corée du nord ,
Ny any madagasikara dia tsy Andry mihintsy no malaina hiara-hiasa @ CI fa ny CI no nahita tombotsoa t@ Ravalo dia noho ireo fampiasana vola tany madagasikara izay nandeha t@ tokony ho izy t@ fitondrany Ravalo ,fa i Ravalo no tsy niraharaha ny vahoaka malagasy fa niseho ho azy ho manam-bola ka tsy afaka hieno an`izay olona tsy manam-bola noho izy ,dia izay no vokany .
@ ravalo izao no manam-bola be indrindra @ malagasy ka rariny raha izaho no tompony fahefana ,ary rariny ihany koa raha miheno ahy sy manatanteraka ny baikoko ny malagasy rehetra ,izay ny vokany .
30. BIBPIB ( 28/01/2010 00:04)
patrick2002:

ekeny vahoka marina ve ny hat sy ny forongony ry rapa,tsy CI tsy hi legitimer ny mpanao coup d'etat mihitsy,mahazo manofinofy eo ialahisany ,izao ny karamany miaramila efa nanesorana ary efa betsaka no nimenomenona ,mbola ho aiza e h ,vao manomboka izao ,mbola hiakatra 7000fmg ny kg ny vary f'aza maika

31. Robie ( 28/01/2010 08:59)
2 000 chomeurs siute à la fermeture Radha Fashion - 28 janvier
2 000 employés de la société textile Radha Fashion implantée à Ilafy seront licenciés . Les dirigeants de la firme ont annoncé sa fermeture pour vendredi.

Ny karamam-panjakana tsy voaloa ,eisyseeee ,mikaon-doha anie sisa manao izay azon'ny tanana atao fa eee, ataovy ny grevy ahitantsika azy kely hoe,babangoana ny fanampiana avy @ BM sy ny FMI ao @ karama,ny fapanantenana fa ho chomé,payé,ny 20 Mars aloha dia mbola fampandriana vahoaka e, henoy ihany ny lainga tsara lahatra

32. ifiona ( 28/01/2010 09:01)
efa nozaraina marina ve ilay karama +10% miaraka @ vola sandoka teo?

:?
33. tgvafond ( 28/01/2010 11:25)
Mbola tsy ampy ny rakitra nangalarina re é :roll:
kobaka am-bava tsisy hoatran'ity marina :oops: :oops:
34. xxwx ( 28/01/2010 13:18)
SALAIRES AMPUTES. Tous les fonctionnaires qui ont vu leurs salaires révisés à la baisse peuvent faire une réclamation au sein des services des soldes.
Ka izahay tsy te halala fa efa nahazo fampanantenaina fa hiakatra ny karamanay ary tsy hanaika raha tsy mahazo valiny mahafapo !!ary hitanareo tsara fa eny andalambe ny mpiasam-panjakana rehetra fa ataovy ihany io miteniteny foana io sy manao ronono an-tavy ty!!!!!........... :twisted: :twisted:
35. ndotofetsy ( 28/01/2010 16:57)
ifiona:

efa nozaraina marina ve ilay karama +10% miaraka @ vola sandoka teo?

:?

Nahita kobaka be tato za wa

http://www.youtube.com/watch?v=kwpOdUTAa_I

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
36. fijo ( 28/01/2010 21:38)
ka le atao hoe eken'ny vahoaka anie rapa dia izay voafidy e,fa tsy hoe izay nanongana ilay voafidy....eo le olana
37. pikatti ( 28/01/2010 22:43)
efa nozaraina marina ve ilay karama +10% miaraka @ vola sandoka teo?

Ny an'ny miaramila fisondrotana 25%( 15% primes + 10% fiakarany ),ny zavatra nitranga anefa nihena daholo satria tapaka ny saosy ,
Ka izao ianareo rasily aza be menomenona fa tonga de tsenao eny Ivaoto iny mpamitaka iny de hanontanio any fa tsy any @ gazety no be wawawa,ianareo ihany no fitaovana handrarany gazety de zao ve no misy manjo no mimenomenona
38. fijo ( 29/01/2010 20:56)
aoka letsy fa lehibean dry zalahy anie iny e
39. esserra ( 01/02/2010 00:47)
Mbola tsy nilamina ihany ve ny karaman'ireo miaramila ireo ???
Mbola nisy nimenomenona handray fiadiana mantsy :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1265