6ème Rue-publique pour Rajoelina

1. tgvafond ( 24/01/2010 22:58)
I can announce that the election of the members of the Constituent Assembly of the Sixth Republic will take place on March 20, 2010. On that date, the current government will resign.The wall street journal
http://online.wsj.com/article/SB10001424052748703699204575016570856757824.html#articleTabs_comments%3D%26articleTabs%3Darticle
:idea: :idea: Miboredika lehikely iny marina
novalian'i milamm ny 27/01/2010 11:38
2. wxxx ( 24/01/2010 23:11)
« Mon pays subit une crise politique extrémement grave et on n’entrevoit aucune solution à l’horizon », écrit Andry Rajoelina dans une lettre ouverte publiée par le Wall Street Journal. Et à propos des sanctions : « Ces sanctions comprennent la suspension de l’aide économique sans laquelle mon pays est condamné à sombrer dans un inévitable chaos »
Noho ny adalana nanaonao foana , naninona raha niandry fifidiana, efa lasa fifidiana ihany izy ity no raha tsy nisy an'io fanonganam-panjakana io
Izay no izy e, lesona @ manaraka izany
3. milamm ( 25/01/2010 02:09)
mahafinaritra ty koziny kidoro ty,fa nalaina tahaka ny ao Niger t@ jul 2009 io resaka projet de constitution io

http://fr.wikisource.org/wiki/Avant_Project_de_Constitution_de_la_6eme_R%C3%A9publique_du_Niger_%282009%29 mbola ho avy eo fa nde idasika kalo :lol:
4. stallingrad ( 25/01/2010 07:44)
Nanao plagiat ndray ré rabitrovoala afa-baraka !!!misaotra milamm @ ny sopapa ,ary ny tena mahavariana dia izy ity maka références foana @ ndry zalahy samy nanongam-panjakana ,raha tsy Guinée dia Niger,manaiky miara-miasa @ ireo nefa tsy mety hiara-miasa @ samy Malagasy ,foza mifampitantana :roll:
5. ouioui ( 25/01/2010 14:47)

Loha efa voasasa ,tsisy ny ati-doha intsony ty ny HAT sy ny mpanaraka azy 8O 8O
6. terrywui ( 25/01/2010 14:54)
o lty rapika regardénlah anie lety fa ps fopla nlah daholo no mameno ny tanana e!!! kobonlah ve ... elah anie zao de mievitra be oe manindry elah amin'ireo fopla nlah reo !! nefa tena tsy tafa mitsy raha oharina amle ps vrai elah sasao tsara ary alou ny atidohanlaisany rapika a!! Razoanx zao efa nadio ny lohany
7. pikatti ( 25/01/2010 20:08)
Loha efa voasasa ,tsisy ny ati-doha intsony ty ny HAT sy ny mpanaraka azy
:-D :-D :-D
Sao ary mba voafafan'ny hat koa ny mémoires-n'elah rawix :roll: :roll:
8. fijo ( 25/01/2010 22:35)
ka mety natao an tsoratra le izy dia nianarany tsianjery.ka diso lery ny farany
9. diloo ( 25/01/2010 23:14)
Nareo kosa nama a.Aoka moa letsy e.
10. ANARIM ( 26/01/2010 10:02)
manadisodiso kely d môry!!!
11. milamm ( 26/01/2010 10:05)
tsindry sofina anazavana iny fanambarany lavanify iny de zao e,

-miaiky izao izy fa ao anaty kizo tsy misy lalan-kivoahana ny toedraharaha

nahoana no mbola miziriziry tsy mametra-pialana ? maromaro ny antony
fahita eran-tany io n\'aiza2 ny herimpamoretana mivantana na ankolaka ataony firenendehibe imperialista mpangoronkarena,oh.bekintana sy ny tandrefana mpiara miombona antoka ekonomika aminy any Afghanistan,ny kominisista sinoa sy ny tibet(nanao sesitany an\'i Dalai Lama tany india atr@ 59),ny frantsay sy ny france a fric nanao sesitany an\'i Atoa Ravalomanana 2009 sy ireo tsy voatanisa..)
Isika rehetra no vavolombelona @ zany(black monday 26/01/09,fandorana ny TVM sy RNM,tifitra nandatsak\'aina maro teny Ambohitsirohitra ,ireo corps diplomatique/CD vavolombelona teny Antanimena...)niafara @ iny fanonganampanjakana 17/03/09 iny
ny governemantany bekintana soloiny Wycoff tena(CD misahana ny raharaha afrikana),dia nanantitratitra fa ireo tompon\'andraikitra @ zao kizo zao no ampiharina ny sazy mivantana @ ireo fifandraharahana toekarena fitondrana tetezamita de tsy azo ekena,tsy manakana ireo fanampiana ONG isankarazany teo aloha izany nefa kosa izy ireo dia mangataka tsy misy hatak\'andro ny amerenana ny ara-dalana,ireo regime parlementaire teo aloha sy ny senat,ary ny
fifanarahana maputo sy ny gouvernement consensuel hikarakara ireo fifidianana tery vay manta ity

http://www.america.gov/st/democracyhr-english/2010/January/20100115174058WCyeroC0.9173199.html?CP.rss=true
ny teniko de zao zv-miafina ny nivoahany Atoa Ravalomanana ankaterena ny tanindrazana de toy izay koa ny hiverenany,tsy mino fotsiny akory aho fa manantena efa mazava ela fa i Ping de solotenany frantsay,i Chissano SADC tohanany bekintana mivantana koa.Tena misy ny vaha-olana amimpilaminana de ny fialany lavanify na ny fitsapankevi-bahoaka mivantana ny hitantana ny tetezamita,fandrika be io election legislative 20 marsa io ataony hat mitandrema daholo :wink:
12. milamm ( 26/01/2010 13:28)
1888, 1896, 1910, 1947,2009 dia vanimpotoana namaritra ny fandrobana ny fahefam-pitondrana ao Madagasikara(monarchy sesi-tany Ranavalona 3 to republic government sesitany Ravalomanana),ny frantsay no tomponkevitra ary reo opportunist no mpanatanteraka ny fikasany ,reo olombitsy namadika sy nivarotra ny tanindrazantsika @ frantsay tsy mendrika ny hitonona ho Malagasy(reo mitana andraikimpanjakana ambony voafidim-bahoaka,tafika,mpitondra fivavahana,mpanao antoko politika rehetra nanao ampihimamba ny harempirenena ...)
iaraha-mahalala ny antony nanafainganana ny election legislative 20 marsa ty ary hanafoanana ny governemanta hat,ijanonany lavanify samirery sy ny fis(securite personel-ny fa tsy tafika 1 manontolo sy foloalindahy akory),ny HCC moa efa voavidy,jeneraly maro2 ao @ tafika,court supreme,conseil d\'etat eo @ tampony ary ividianany reo olomboafidy ao @ parlemanta mivantana ka teny midina/presidential decree(oh loi hi-ratifier na ny coup d\'etat2009, tsy maintsy ho lanian\'izy reo @ electoral code ,referendum,presidential election.
Ny Malagasy rehetra tsy ankanavaka,maso ivoho vahiny isankarazany nanatrika teny Antanimena ... no vavolombelona fa i rajoelina no tompon\'andraikitra nangalatra ny safidimbahoaka 2009,bdb ireo tahirin-tsary mihetsika voarakitra sy reo ra latsaka tsy azo fafanamandetika ny toekarena ao andavaka ,tompon\'antoka @ reo heloka be vava maro2 hatr@ 26/01/09 hatr@ zao doro tanana sy fanondranana antsokosoko reo hazo sarobidy izay alam-pirenena arovana,varotra tany midadasika @ indiana varun 50 taona amboleny karana vary ho azy ,asa fivelomana miisa
mpandainga ary nanda ny fifanekena nosoniaviny maputo ireny,atao ahoana ny ahatoky olona manda ny zv soniaviny avy eo?ary mampiasa herimpamoretana tanteraka na eny andalambe na ny filazambaovao,nefa ny 2008 oe tezitra fa nidiny olony Ravalomanana namadika azy ny viva
itsakitsahina ny lalam-panorenana,marginaliser-na ny institutions ekonomika sy politika,torak\'izany tombotsoampirenena ambony,fampielezan-kevitra @ fampihorohoroana isankarazany ,ireo ny kizo(heloka ambony @ fitondram-panjakana juridiques,na constitutionel na penale) nosafidiny lavanify nitondrana ny firenena mbola be tetika ijanona ela eo ary iz ra azony atao (vao nividy trano $5 ao nosy maorisy mo izy araky ny siosio mandeha)

1 ihany no vaha-olana eo amerenana ny safidim-bahoaka nangalarina taminy,famerenana ny ordre constitutionel ,famerenana ny assembly,senate ary fitsapan-kevibahoaka mivantana momba ny fampiatoana ny fitondrana tetezamita unilaterale
13. fijo ( 26/01/2010 20:41)
ka efa nihemotara indray rabitro e
14. milamm ( 27/01/2010 11:38)
tsy mahagaga zany fijo a,fifanarahana nosoniaviny(nijapiany kidaona roplana)maputo reny aza laviny feno lainga loatra ny lelany :-D :-D ,lalana mahitsy makany @ didy kofehy lehibe ireo fifidianana amboariny gueant(elysee),groupe Bolloré nesorin-Ravalomanana t@ appel d’offre pour la gestion du port de Toamasina taorinany 2002. groupe Total nesorina ny 2008,Areva izay ao anaty fandaharampotoanany sarko i Bemolanga(solitany,uranuim..).Tafiditra lalina @ harenantsika ireo intelligencies economic,politic frantsay ary @ alalany herisetra sy famoretana .Tsy mahazaka ny fifaninana @ kanadiana rio tinto,ny sinoa sunpec,bekintana agoa ,sadc,etsy andaniny mambra EU rehetra mampihatra ny sazy @ hat ,i kouchner sy sarko tsy mitsahatra manolobato mafana an\'i lavanify torohevitra @ fifidianana ,fitsapan-kevibahoaka mivantana ihany no ahafantarana izany safidimbahoaka momba ny tetezamita .Alohan\'izany fepetra takiana ialana @ kizo de ny fialany lavanify sy famerenana ireo regime parlementaire(assembly,senate),fiverenana @ maputo,addis-abeba(gouvernement consensuel et inclusive),famoahana ireo mpanao gazety gadra politika ...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1326