Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
vatofototra
(
14/01/2010 13:43)
REGARDER VIDEO Vrai-Faux ou Planche à Billet 14 janvier 2010
REGARDER VIDEO Vrai-Faux ou Planche à Billet 14 janvier 2010.
- On remarque l'inexistence de contre valeur en franc pour certain billet.
- On constate également pour d'autre la différence de si...
tohiny
novalian'i MAZUMI ny 18/01/2010 09:04
Mirananirina
(
14/01/2010 13:40)
hafatra
hafatra vaovao 198,ahoana indray io??????????? :-D :-D :-D :-D be tokoa an!hihihi...
tohiny
papala
(
14/01/2010 12:43)
gendarme ravalomanana
fa maninona moa le ravalomanana gendarme iny no tsy any ambanivohitra no manejika mpangalatr'omby? fa aty andrenivohitra aty no mitady handroba fananan'olona fotsiny? AMIN'IZAY MIRONGO police sy genda...
tohiny
novalian'i fijo ny 20/01/2010 21:39
dera82
(
14/01/2010 11:19)
"Ny Fitiavana sy ny tontolony" sur RDB
Ho antsika rehetra contectés mandritra ny fotoana fiasana na fotoana libre ka te-hihaino Radio en direct avy any Mada, indrindra te hanaraka le fandaharana "Ny fitiavana sy ny tontolony" isaky ny ala...
tohiny
novalian'i Ratoa ny 14/01/2010 22:53
dera82
(
14/01/2010 11:09)
RDB + Radio Antsiva sur net.
Ho antsika rehetra contecté mandritra ny fotoana fiasana na fotoana libre ka te-hihaino Radio en direct avy any Mada: ity misy toolbar à caractère "gasigasy" hahafahana mihaino mivantana RDB (Radio...
tohiny
novalian'i xxx ny 23/02/2010 12:59
rivlalaina
(
14/01/2010 04:49)
Simba ny fiarahamonina
Miarahaba antsika rehetra!
Te hisarika ny saintsika aho hanao fanamarihana ny vokatry ny taona 2009 iny! Isan'izany ny fifankahalana eo @ olona izay samy manana firehankevitra, tanteraka eto ny fan...
tohiny
novalian'i ndotofetsi ny 15/01/2010 00:03
08051972
(
13/01/2010 19:55)
miala sakana" âge béte"
Miarahaba e! mitovy fôna ve ny fahasarotan'ny fitezana zaza 15 à 18 ans aty France sy any Dago sa izah no manasaro-javatra sady sarintahotra? Mba valio rà mba misy mananjanaka entre 15 &17 ans fa ...
tohiny
novalian'i soanja ny 09/07/2010 01:18
vatofototra
(
13/01/2010 19:19)
REGARDER VIDEO Journal 13 jan 2010-Perquisition chez Ravalom
REGARDER VIDEO Journal 13 jan 2010-Perquisition chez Ravalomanana à Faravohitra
http://www.vatofototra.com/topic1/index.html...
tohiny
novalian'i pikatti ny 14/01/2010 22:21
ouioui
(
13/01/2010 18:39)
CAPSAT MPAMONO MALAGASY
Les journalistes sont emprisonnés, la liberté de presse n’est plus qu’une vue de l’esprit, les opposants sont pourchassés et harcelés avec des mandats d’arréts, les radios un peu trop imp...
tohiny
novalian'i ndotofetsi ny 15/01/2010 00:02
terrywui
(
13/01/2010 16:36)
vao ratsy famindra eo kou ireto de any amin'ny Afobe direct
Efa hoe aza afangaro ny fivavahana sy ny politika fa io ihany no nahavoa andravalomanana sy tsy nitiavan'ny olona azy de mbola ireo ndray ry lereto fa manao mody mamono botretra mandrangitra vahoaka a...
tohiny
novalian'i pikatti ny 14/01/2010 22:32
terrywui
(
13/01/2010 15:50)
JEREO ALOU TY VONO OLONA NATAONAREO ITY...DEMONY...
http://www.facebook.com/video/video.php?v=1074524584962&ref=mf
zao ve de mba ho rariny ?? olona firy no saika ho tetehanareo ho vonoina teo ?? mbola tsy ampy anareo TIM ve le 200 olona notifirinare...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/01/2010 22:41
xxx
(
13/01/2010 13:50)
tena lavo aho ry zalahy nefa
sendra lavo t@ sipa gasy, sipana vahaza sady mpihodina be izay aho efa ho 6mois izay,le sipa ahiako mitondra VIH satria tena mpihodina be mihitsy nefa za tsy nampiasa kapoty,araka ny fanadihadiako man...
tohiny
novalian'i xxx ny 27/01/2010 22:06
dolo1
(
13/01/2010 12:30)
Fitadiavana valim-panadianana
Azafady indrindra re e!!! Sao de mba misy manana ny résultat cepe 1992 Antananarivo (centre epp Manjakaray sy Analamahitsy cité). De misaotra mialoha ......
tohiny
MILY
(
12/01/2010 21:38)
Hira fandihizana
Miarahaba antsika rehetra tratry ny taona 2010 .
Hanomana fety ato an-trano izahay ka mangataka hevitra aminareo.
Inona avy ny hira gasy mihetsiketsika handihizana mba hanafana ny lanonana ?
Misao...
tohiny
novalian'i radomelina ny 15/01/2010 21:46
ralongue
(
12/01/2010 21:33)
Mora manadino
Eo amin'ny mpifankatia, tsy mbola mpivady sy tsy mbola mpifamofo, iza no mora manadino kokoa rehefa misara-toerana ny vehivavy ve sa ny lehilahy. Tsy misaraka akory izy roa, fa tena mbola miaraka; sai...
tohiny
novalian'i MitovyB ny 02/06/2011 20:13
Noue
(
12/01/2010 17:30)
TEXTE A LIRE, A MEDITER. A DIFFUSER
[URL=http://img515.imageshack.us/i/getattachmentht.jpg/][IMG]http://img515.imageshack.us/img515/5268/getattachmentht.jpg[/IMG][/URL]
[size=70][color=red][b]Fa vaovao lehibe no lazaiko aminareo ! ...
tohiny
novalian'i pikatti ny 13/01/2010 20:37
sitlo
(
12/01/2010 16:34)
Nangalatra cheque
Nisy kofa izay izany nangalatra cheque-n'ny maman'ny sipany. Dia nentiny tany amin'ny banky ilay izy hakana vola. Dia ny nosoratany tao hoe 2 milliards de dollar.
Mba zefa tsss, zao gadra....
tohiny
novalian'i belakely ny 13/01/2010 08:55
Noue
(
12/01/2010 15:50)
Note de service signé VITAL
[size=90][color=red][b]LE PREMIER MINISTRE ,
CHEF DU GOUVERNEMENT
NOTE DE SERVICE
A partir de la da...
tohiny
novalian'i ouioui ny 13/01/2010 18:41
zandrinay
(
12/01/2010 15:49)
Internet Business - A ne pas rater
[url]http://www.internet-business.0k.fr/[/url]...
tohiny
novalian'i LibrePenseur ny 19/01/2012 06:38
terrywui
(
12/01/2010 14:22)
Miala any ny Tanora Gasy Vonona ,hiaro ny mandatehezana TGV
Politika
Raharaham-pirenena
[b]Nihaona tamin'ny mpanao gazety ny
Vondron'ny tanora manohana ny HAT
Nihaona tamin'ny mpanao gazety teny Andrefana Ambohijanahary ny Vondron'ny Tanora...
tohiny
novalian'i jarifa ny 14/01/2010 04:30
