Miala any ny Tanora Gasy Vonona ,hiaro ny mandatehezana TGV

1. terrywui ( 12/01/2010 14:22)
Politika
Raharaham-pirenena

Nihaona tamin'ny mpanao gazety ny
Vondron'ny tanora manohana ny HAT
Nihaona tamin'ny mpanao gazety teny Andrefana Ambohijanahary ny Vondron'ny Tanora avy amin'ny Faritany 6 manohana ny Demokrasia sy Tetezamita ary ny Fahamarinana. Tamin'izany no nanakian'izy ireo ny fiangonana FJKM izay nanao fivoriam-bavaka teny Antsahamanitra. Miisa eo amin'ny 7000 eo ny mpikambana namaly ny antso fa ny 400 ihany no zakan'ny toerana. Nolazain'izy ireo ihany koa fa haka fepetra hentitra izy ireo manoloana ny fanakorontanana hataon'ny ankolafy 3 sy ny FJKM. Ankoatra izay nilaza izy ireo fa manohana ny Filohan'ny Tetezamita satria na nisy aza tao anatin'ny 7 taona ny fanonganana an'ny Filoha Ravalomanana nataon'ny sasany dia tsy nisy afa-tsy Andry Rajoelina no hany afaka nanala an'ny Filoha teo amin'ny toerany.Ary nomarihiny fa Mpanongam-panjakana i Ravalomanana tamin'ny raharaha 2002.

niry ramanitra


novalian'i jarifa ny 14/01/2010 04:30
2. pikatti ( 12/01/2010 14:23)
RESAKA ADALA NY AN'ELAH BAINN A :-D TANORA 6 VE NO MBA RESAHIN'ELAH ETO :roll: :roll: :roll: :roll: TSSSSSS
3. esserra ( 12/01/2010 14:30)
tanora a tanora :roll: :roll: :roll: :roll: :roll:
4. maryline ( 12/01/2010 14:31)
:lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
5. pikatti ( 12/01/2010 14:37)
mary :-* :-* :-* :-*
tsy nahita le vahoaka teny Antsahamanitra le zalahy ty marina, mitombo fona ny mpanohatra ny jadona , aleo refa izay no tadiaviny :-D :-D :-D
6. terrywui ( 12/01/2010 14:51)
fa elah ve ahoana lty rapique a! ngah lety zah no nikozy anzany fa mpitatitra vaovao amlah fotsn ah fa raha lagy amzany elah de niry ramanitra ampiesonina a..!! ity alou blague iray ho anlah ary hampangatsiahana fo ...!

http://www.youtube.com/watch?v=kIReX7aRBec

http://www.youtube.com/watch?v=SijboFaP5kY
7. pikatti ( 12/01/2010 14:54)
TSISY MANDE LEISY A :-D :-D :-D :-D
SORATRA BE HOE HAHONGANO TGV FOTSINY NO AO
8. terrywui ( 12/01/2010 14:55)
refa avy nimemé afakafaka ny fo de mitohy ndray ny fampijaliana ny TIM ato...!
9. pikatti ( 12/01/2010 14:58)
Inona foana koa ary ty mampimenomenona anelah ato lé, tonéno hoa ny fo :-D :-D
10. terrywui ( 12/01/2010 15:05)
Defa miomana elaisany lety rapique fa handihizako ato amin'ny serasera ato ao anatin'ny herinandro tsy miato a....!! kofona tanteraka lisany vao avelako miaina kely .....ny fisamborana andry le mpangala-bola sy mpanongampanjakana mandé iany ! :-D :-D :lol: :lol: :lol:
11. pikatti ( 12/01/2010 15:12)
Ny resak'elah koa anie tsy ao tsara, fa raha mba tena izylay tsy koi :lol: :lol: mba manotrina kely anelah aloha ao io fa tsisy mamaly ny resak'elah manjary waiinnn be :-D
12. Bazilou ( 12/01/2010 18:54)
RESAKA TGV BEEEEEEEEEEEEEEUUUUUUUUUUUUUUUURRRRRRRRRRRRKKKKKK :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil:
13. jarifa ( 13/01/2010 05:44)
Efa mankaleo ny Politika ;-) ;-) ;-) ;-) ;-) ;-)
14. Radidier ( 13/01/2010 12:41)
Makanesa ary @ resa-dehilahy ary elah ry jarifa any elah mpanao xxx ,eto elah tsy afaka manao xxx :-D :-D :-D :-D :-D
15. terrywui ( 13/01/2010 15:29)
Makanesa ary @ resa-dehilahy ary elah ry jarifa any elah mpanao xxx ,eto elah tsy afaka manao xxx
mahamay rajarifa ato zany kle..!
16. terrywui ( 13/01/2010 15:30)
aiza mou ka samy Ratsiraka laisany kou aiza no tsy hiady seza ..!!! :-D :-D :-D
17. pikatti ( 13/01/2010 20:42)
Rapaty lesy reo manao Ratdiraka reoa , lery iny mantsy bandy mpisoloky be t@ andron'i deba , de iny nitsoaka any Canada iny nony tonaga R8, zany no tena tsy reveny an-dr8 , very fihinanana takaka :lol:
18. xxx3 ( 14/01/2010 01:10)
terrywui:

Politika
Raharaham-pirenena

Nihaona tamin'ny mpanao gazety ny
Vondron'ny tanora manohana ny HAT
Nihaona tamin'ny mpanao gazety teny Andrefana Ambohijanahary ny Vondron'ny Tanora avy amin'ny Faritany 6 manohana ny Demokrasia sy Tetezamita ary ny Fahamarinana. Tamin'izany no nanakian'izy ireo ny fiangonana FJKM izay nanao fivoriam-bavaka teny Antsahamanitra. Miisa eo amin'ny 7000 eo ny mpikambana namaly ny antso fa ny 400 ihany no zakan'ny toerana. Nolazain'izy ireo ihany koa fa haka fepetra hentitra izy ireo manoloana ny fanakorontanana hataon'ny ankolafy 3 sy ny FJKM. Ankoatra izay nilaza izy ireo fa manohana ny Filohan'ny Tetezamita satria na nisy aza tao anatin'ny 7 taona ny fanonganana an'ny Filoha Ravalomanana nataon'ny sasany dia tsy nisy afa-tsy Andry Rajoelina no hany afaka nanala an'ny Filoha teo amin'ny toerany.Ary nomarihiny fa Mpanongam-panjakana i Ravalomanana tamin'ny raharaha 2002.

niry ramanitra




ndana miverina manao taikely lesy an ,tsy misy an'izany tanora vonona lazain'ialahy eo ,au moins angaha ka hoe tanora zanak'ireo mpitondra ao @ faty ireo fa raha ny tanora no resahin'ialahy efa presque en chomage daholo ,ary tsy hisy tanora hanohana an'ireo izany eo intsony


19. jarifa ( 14/01/2010 04:30)
Radidier:

Makanesa ary @ resa-dehilahy ary elah ry jarifa any elah mpanao xxx ,eto elah tsy afaka manao xxx :-D :-D :-D :-D :-D



Azafady lesy ra Didier, Ratsiraka ihany lesy ity a fa ilalahy fotsiny no mbola tanora fa izaho efa somary nahazo2 taona
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0515