vao ratsy famindra eo kou ireto de any amin'ny Afobe direct

1. terrywui ( 13/01/2010 16:36)
Efa hoe aza afangaro ny fivavahana sy ny politika fa io ihany no nahavoa andravalomanana sy tsy nitiavan'ny olona azy de mbola ireo ndray ry lereto fa manao mody mamono botretra mandrangitra vahoaka amin'ny fivavahana hanaovana politika eo ..! ka andro vitsy sisa isaina de any Tsiafax koa ireto no manao bonané2010-2011 fa de aleo hanao eo ihany kozy eee...!!




ttp://www.gazetiko.mg/gazetiko//images/stories/gazetiko/une13-01-10.jpg
novalian'i pikatti ny 14/01/2010 22:32
2. terrywui ( 13/01/2010 16:38)
andro efa mafanafana zao tsy mipetraka any ampiangonana fa Jehovah no tevatevaina ery ankianja ery hanaovana fanonganampanjakana ...! mahamay eo reo niany fa ho alain'i Belzeboba direct eo ...!! :evil: :evil: :evil: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :evil: :evil:
3. pikatti ( 13/01/2010 20:10)
Ils expliquent qu’ils ne travaillent pas pour un quelconque parti politique ni pour telle ou telle mouvance politique. Ils ne peuvent toutefois demeurer insensibles en tant que dépositaire des Saintes Ecritures, devant la déchéance de l’homme et de la société. Ils ne peuvent non plus demeurer indifférents en tant que témoins de la vérité et promoteurs de l’homme, création divine, devant l’injustice et les malheurs qui s’abattent sur les travailleurs, sur les ménages qui composent la nation. En tout cas, ils déclarent vouloir instaurer une certaine éthique dans les pratiques sociales et politiques et travailler pour l’établissement de la liberté de pensée, d’opinion et le respect des libertés humaines.
Io lesy ny kôzin-dry zalahy a
4. ramosekely ( 13/01/2010 23:19)
lisany ry wiwi tonga dia direct any @ paradisa daholo ,nodoran lisany RNM ,ny magro ,nosimbain lisany dago ao anatiny 1 ans monja,dia lisany gisa lahy homan ketra indray no avo feo
5. dadabe ( 14/01/2010 12:32)
aleo haka plasy sao hisy kombaka njay leuleu
6. pikatti ( 14/01/2010 13:16)
aleo haka plasy sao hisy kombaka njay leuleu
makaà pop corn sy kakaoety lesy dadabe a, efa tsy hitan-dry tgVERY ntsony ity izay ho raisina fa izay rehetra hitany de heveriny fa fahavalo daholo
:lol:
7. terrywui ( 14/01/2010 18:15)
ka ny anlaisany anie lety ry batista resaka tsy miady mitsy e!!!!... inona no hidiran'i Jehovah amin'ny resaka mamono olona ahazahoana fitondrana ??? angah izy manaiky anzany !!! zay no ataoko oe direct any amin'ny afobe daholo reo fa manaonao fona sy mitenten fona ee !!!!

ary taiza alou ela rabatista fa toa aesonlah fona kou ah lee......
ahoana ndray zao elah amin alahady ?? kozio eto alou ze tena adinlah fa i Rapique aza efa tsy hita ze anaovana anlery amle mametraka fona io ... ahoana elah zao amin alahady kozio tsara !!!!!!!!
8. feticon ( 14/01/2010 18:53)
:lol: :lol: :lol: mitohy ny tolona ary tsy maintsy mandresy tot ou tard
9. pikatti ( 14/01/2010 22:32)
ary taiza alou ela rabatista fa toa aesonlah fona kou ah lee......
ahoana ndray zao elah amin alahady ?? kozio eto alou ze tena adinlah fa i Rapique aza efa tsy hita ze anaovana anlery amle mametraka fona io ... ahoana elah zao amin alahady kozio tsara !!!!!!!!

mba marenina leisy elah rawix , tsy eto elah no mandefa sms, :evil: :evil: :evil:
misy efa forfait ny sms zao misy illimités kiiii, sa mba de hideradera ndray bainnn :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0946