RDB + Radio Antsiva sur net.

1. dera82 ( 14/01/2010 11:09)
Ho antsika rehetra contecté mandritra ny fotoana fiasana na fotoana libre ka te-hihaino Radio en direct avy any Mada: ity misy toolbar à caractère "gasigasy" hahafahana mihaino mivantana RDB (Radio Don Bosco) sy Radio Antsiva (ao @ "Anio Info") + Vaovao an-gazety malagasy, TV monde toy ny France 24 .... + Vaovao Afrik + Météo + notification mail. Rehefa vita ny instalation dia azona averina @ izay page mahazatra anao ny Première page web-nao. Aza mivaky lò @ le "site fanalan'azy" fa tsy de misy dikany. Bonne écoute. Manaraka eto ny téléchargement:
http://zavamahalinasitewcom.ourtoolbar.com


novalian'i xxx ny 23/02/2010 12:59
2. xxx ( 30/01/2010 11:41)
tena tsar le izy fa toa radio rdb ihany no mandeha
3. xxx ( 04/02/2010 14:10)
ary sao de mba misy tele gasy na radio gasy hafa ankoatra aníreo ?
4. dera82 ( 06/02/2010 10:53)
Ny télé gasy tsis en direct fa misy Vaovao TVM, RTA, MaTV, VIVA differés amin'ity site ty rà tian'i xxx: http://www.anio-info.com/ . Ny Radio en direct misy hafa toy ny "Dago Radio Sound" avy any Antalaha (ampahan'ny fandaharana ihany nefa no en direct fa ny sisa avy any France), Radio Fahazavana.... Raha misy manana adrss hafa de hifampizarao. OK
5. xxx ( 23/02/2010 12:52)
in le adiresy ahazoana le vao2 teo fa tsy arakay, le ahazoana le radio gasy hafa teo in le site e?, misy emission'ny rta ao madaplus .fr izay liana ry zareo a,
6. xxx ( 23/02/2010 12:59)
ahoana ny azahoana le dago radio sound kay ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2478