Simba ny fiarahamonina

1. rivlalaina ( 14/01/2010 04:49)
Miarahaba antsika rehetra!

Te hisarika ny saintsika aho hanao fanamarihana ny vokatry ny taona 2009 iny! Isan'izany ny fifankahalana eo @ olona izay samy manana firehankevitra, tanteraka eto ny fanirian'ny frantsay @ ilay hoe zarazarao hanjakana. fa na mpiaramianatra aza mifankahala satria ny sasany zanak'i dada ny sasany TGV, tsy mifampindrana na cahier na stylo, mpiaramiasa mifampiandry kendry tohana. Ndeha ry zareo antsoina ra-FIHAVANANA! dieny mbola azo arenina izy ity, amiko mbola tsy tara raha ny isambatan'olona no mitady izay Fihavanana izay
2. lemenakely ( 14/01/2010 11:02)
rivlalaina:

Miarahaba antsika rehetra!

Te hisarika ny saintsika aho hanao fanamarihana ny vokatry ny taona 2009 iny! Isan'izany ny fifankahalana eo @ olona izay samy manana firehankevitra, tanteraka eto ny fanirian'ny frantsay @ ilay hoe zarazarao hanjakana. fa na mpiaramianatra aza mifankahala satria ny sasany zanak'i dada ny sasany TGV, tsy mifampindrana na cahier na stylo, mpiaramiasa mifampiandry kendry tohana. Ndeha ry zareo antsoina ra-FIHAVANANA! dieny mbola azo arenina izy ity, amiko mbola tsy tara raha ny isambatan'olona no mitady izay Fihavanana izay


Tsara ilay lohahevitra dia mba mandr1 anjara aho !

Simba tokoa ny fiaraha- monina malagasy @ ankapobeny , iza ary no tompon andraikitra ? Ny mpanao politika ve sa isika isam-batan olona ?1972, 1991,2002,2009....ataoko fa na zazakely aza tokony mba hisaina Kely ihany na 1 min aza
3. dadabe ( 14/01/2010 11:47)
aleo manandafy rakotonirina no amaly an'io kle 1972, 1991,2002,2009
4. papala ( 14/01/2010 11:59)
LE tarika TGV ALIKAMATY REO IHANY no miseho tsy hiavana @ nouvance MADAGASIKARA? nefa tokony tena fotoana NOHARARAOTINA MIHINTSY INY FIRAISANKINAN'IREO POLITIKA : satria matoa nifanatona de nifamela heloka :RATSIRAKA , ZAFY, RAVALOMANANA iny mba tsy hisian'ny ady POLITIKA intsony eto MADAGASIKARA. de tokony ravaina daholo avy eo ny antoko politika be de be ireo : avy eo dia HATAO ANTOKO 02 FOTSINY SISA .fa tena feno antokon-tay bedebe eto MADAGASIKARA. OH NIRENY tsy mba misy olona manampahaizana ireny mihintsy eto . FA ZAO ZAO DE FANJAKAN'ADALA OLONA DONDRONA SADY MPANDAINGA TSY VANONA NO MITONDRA!
5. pikatti ( 14/01/2010 13:21)
LE tarika TGV ALIKAMATY REO IHANY no miseho tsy hiavana @ nouvance MADAGASIKARA?

Tena izay mitsy , efa firy2 izay no natao , hifampihavana, hifanotrona,hifandinika,hifandrindra,hiara-miasa he he he , lany hevitra sy lany volana e, raha olona vendrana sy ny hinia ny tsy hijery sy hiavana ve no antsoinao dia lany fotoana eo fotsiny , ary porofon'izany ny zava misy @ zao fotoana izao, lany herintaoana tsisy nakaiza fa namotika an'I Gasikara fotsiny, aleo potehina any refa tsy mety mihaino ny zokiolona, ela loatra izay
6. pimaso ( 14/01/2010 13:24)
17 MARS 2009 : FRANCAFRIQUE
17 MARS 2010 : MENALAMBA
7. Mirananirina ( 14/01/2010 14:26)
efa ilaozan'ny ela sy ela izany fiarahamonina sy fihavanana izany.Taloha izany ,toa manofy raha io no miverina raha tsy hoe angaha samy manana harena na vola daholo ny gasy(raha tsy izay,ny ory tsy havan'ny manana sns...)
8. terrywui ( 14/01/2010 18:07)
TIMandainga ,
TIMangala-bolam-panjakana
TIMamorona ,
TIMitenten fona,
TIManapoaka bombe,
TIMisotro pipitsaka hin hin hin hin,
TIMamono olona ,
TIMilaza habobo eto am serasera.org,
TIMifamendrofendro eto,
TIM..TIM.....TIM..................TIM...........................TIMbobaka be ....

http://www.youtube.com/watch?v=XlW6Z-zUeB8

de marenina teo amzay de henoy ity fa hira milay .....!!!!
9. xxx3 ( 14/01/2010 18:29)
ndana ialahy mitsabo saina aloha fa tena voan'ny d'Alzheimer
tsy hitan'ialahy akory ny realité mahazo ny gasy @ izao :-D :-D :-D
10. pikatti ( 14/01/2010 22:28)
Efa lasa hors sujet lava ty rawix marina klé, mampahery tena sisa lery , fa ahoana leisy lazao sao mba misy azo anampiana :-D :-D :-D de iza zany sipa nametrapetraka zany lé :-D :-D :-D elah koa anie be zesta nefa tsisy apoaka :-D :-D :-D :-D
11. ndotofetsi ( 15/01/2010 00:03)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2121