Mora manadino
1. ralongue
(
12/01/2010 21:33)
Eo amin'ny mpifankatia, tsy mbola mpivady sy tsy mbola mpifamofo, iza no mora manadino kokoa rehefa misara-toerana ny vehivavy ve sa ny lehilahy. Tsy misaraka akory izy roa, fa tena mbola miaraka; saingy hoy ny fitenenana hoe: lavitry ny maso lavitry, ny fo. (l) (l)
novalian'i MitovyB ny 02/06/2011 20:13
2. bilaky
(
12/01/2010 23:16)
tsy afaka manambara oe ny lahy na ny vavy no mora manadino rehefa sarahin'ny elanelan-tany, zà efa nahita lahy, niala malalaka, vavy koa, tsy rony tsy vetiny teo dia niala, tantara roa samy hafa reo, ary tsy manome tsiny ihany koa bilaky fa rehefa teren'ny zava-misy dia miaro ny rambony tsy ho tapaka, " ny fitia anie toy ny ketsa, ka mora afindra, avela aloha hisaraka, avela hifandao dieny mbola tsy voafetra, ny dina zay natao"
4. Papoose
(
13/01/2010 19:03)
arakaraky ny hamafin'ny fo sy ny saina ihany io amiko fa za koa miteny hoe tsy @ maha-lahy anao na maha-vavy anao!
5. Mirananirina
(
14/01/2010 13:44)
amiko arakaraka ny olona tsirairay io na lhl na vhv.Sahala amiko izao dia sarotra ny manadino...
6. Ratoa
(
14/01/2010 22:50)
miakina amin'ny hery sy ny halalin'ny fitiavana io é! Tsy misy lahy sy vavy
7. rhh
(
18/01/2010 10:31)
Ahoana moa ozy ny hiran'i Ricky : Hadinony enao eeeeeee Hadinony enao annnn
8. xxx
(
18/01/2010 12:49)
ralongue:
Eo amin'ny mpifankatia, tsy mbola mpivady sy tsy mbola mpifamofo, iza no mora manadino kokoa rehefa misara-toerana ny vehivavy ve sa ny lehilahy. Tsy misaraka akory izy roa, fa tena mbola miaraka; saingy hoy ny fitenenana hoe: lavitry ny maso lavitry, ny fo. (l) (l)
Ka handeha hiandry an'iza moa izany ?? Ka izy ve hiandry 100 taona vao hitia olona? Dia izay izany. Fin à la ligne!
10. Seeno
(
28/02/2010 08:50)
raha za manokana aloha de ny lhl angamba no mora manadino, satria ny vhv toka-po, sady be fitiavanana kokoa. fa io miankina foana @le oe, iza no tena tia satria tsy maintsy misy ray tena tia foana ao kah.
sady ny toe-tsaina koa de samy manana ny azy, ka sarotra be, fa de misy tokoa ny lhl tena fidela tena tsy miherika vhv hafa mintsy kah :* :* :* :*
sady ny toe-tsaina koa de samy manana ny azy, ka sarotra be, fa de misy tokoa ny lhl tena fidela tena tsy miherika vhv hafa mintsy kah :* :* :* :*
