Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
terrywui ( 07/01/2010 15:35)
Ireto ry Mirana sy ry Pikatti , hery ho eny Amb/tsorohitra
[img]http://www.gazetiko.mg/gazetiko//images/stories/gazetiko/01-07-01-10.jpg[/img] Ireo mpitarika ny Mouvance Madagasikara omaly tetsy amin’ny Magro mialoha ny handehanana hanatitra taratas... tohiny
novalian'i esserra ny 08/01/2010 09:31
terrywui ( 07/01/2010 15:07)
Aiza enao rahery a! ovina ndray le fotoana à resa-pis (FIS)
Tsy nitohy tsony angah le resa-pis(resaka FIS) nokozin'i toi iny toa nangingina ndray tato ho ato! nefa hery nafana fo ery nanaporofo sy nanome fotoana ...! de oviana ndray ary hiomehezana eto e...! l... tohiny
maryline ( 07/01/2010 13:34)
lafo be ny vary nefa nôna be!!
Dia ahoana inona no ho hanina ry TEGEVE an!!! [img]http://www.moov.mg/medias/img/laune.20100107.sary.jpg[/img]... tohiny
novalian'i fijo ny 07/01/2010 22:58
vatofototra ( 07/01/2010 12:08)
Grenadocratie à la sauce Rajoelina
Voir Vidéo Journal Tour d'horizon 06 jan 2010 Grenadocratie à la sauce Rajoelina http://www.vatofototra.com/topic1/index.html... tohiny
novalian'i pikatti ny 07/01/2010 17:43
nazi ( 06/01/2010 22:04)
Miandry filaminana.......
....Mba rahoviana :?: ...... tohiny
novalian'i nazi ny 07/01/2010 19:53
pikatti ( 06/01/2010 20:47)
Fara veloman'ny FAT
La « mouvance Madagascar », réunissant depuis ce lundi 3 janvier 2010 les partisans des trois mouvances Zafy Albert, Didier Ratsiraka et Marc Ravalomanana, connues désormais sous l’appellati... tohiny
novalian'i fijo ny 07/01/2010 23:01
ndotofetsy ( 06/01/2010 17:58)
ho ao @ magro i rajoelina fa vital ina le zavatra
Ho ao @ magro rajoelina hono fa tadiavin i sarla sy i vital ny fitondrana. Ny toriteniny eny dia hoe tsy izy no nanongana an i ra8 hon hon hon =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) ... tohiny
novalian'i pikatti ny 07/01/2010 17:24
mandrindra ( 06/01/2010 15:25)
gripa A
taona maromaro lasa izay dia nisy ny H5N1 gripa du canard ankehitriny dia tonga ny H1N1 gripa du porc raha mikambana ireo dia ho avy ny H3N1 gripa du conard, ary be ny ho ringana... tohiny
novalian'i Lejoba ny 24/02/2010 12:14
TEGEVE ( 06/01/2010 13:09)
TSY MAHAZO MITENY DAHOLO AFA TSY IZAHAY IHANY
Extraits de discours du 17 Janvier 2009 d’Andry Rajoelina: « Tsy ekena ny famoretana tsy afahana maneho ny hevitra ! Tsy ekena ny fanagejana ny haino aman-jerim-pankajana. Satria dia fanta-tsika ... tohiny
novalian'i esserra ny 07/01/2010 19:19
08051972 ( 06/01/2010 12:52)
NAREO KOA VE?
Miarahaba antsika mpisera rehetra f'indrindra ny mpiandraikitra izay namorona inty serasera inty! Samy ho tahian'Andriamanitra ka ho ambininjava-nanasatra daholo e! Araky ny lohateny napetrako ery am... tohiny
novalian'i soanja ny 20/01/2010 23:17
terrywui ( 06/01/2010 12:52)
Hanao ve sa tsy hanao hianareo fa le MARS efa poinsa be !
Mikonetaka atsy , minainaina aroa , midelira ny ary ....! tofoka gazety sy Mass media ny pokna fa fitarainana sy menomenon'ny tsy hanao zavatra no betsaka ! KA IZAO NO IZY RY TIM SY AREMA SY UNDD ... tohiny
novalian'i fijo ny 06/01/2010 22:16
xxx ( 06/01/2010 11:24)
fantany ny marina: ts haiko tsony ze hatao titre eto ! lol
za de sipa 23ans: manan sipa ah zay ts de tiako loatr f otran routine b n anay ny fiarahana: le bandy ts manan initiatives mits refa misy zavtr atao f za fon no mitarika: leo beu za!! en meme temps n... tohiny
novalian'i fafane ny 10/03/2012 12:06
dangytsmaty ( 06/01/2010 11:06)
Taona vaovao
Miarahaba antsika rehetra ny tenako, nahatratra ity 2010 ity; hitondra soa ho an'ny tsirairay anie ty taona vao mitsidika ty, Zavatra mba hiriana dia izao: samia manoratra andalantsoratra masina ... tohiny
novalian'i fijo ny 07/01/2010 22:54
michakey ( 06/01/2010 08:26)
voavidy vola ny marina eto madagasikara
anisan'ny dingana farany hoan'ny malagasy ity atmosphere entin'i Rajoelina ity ka anjaran'ny malagasy ny mandinika sy mamakafaka ny tena zava-misy. azo lazaina eto fa isika iany eto no manana safidy m... tohiny
novalian'i ouioui ny 06/01/2010 19:58
rabaradaka ( 06/01/2010 07:23)
Ho rava tsy ho ela ny HAT
Tratry ny taona aloha ry dadatoa. Ny vaovao azo ambara dia izao : ambivitra ny ain'ny HAT ary na inon-kidona na inon-kihatra tsy maintsy rava ny HAT ary ho voapetraka ny institution. Ny tanjona aloha ... tohiny
novalian'i jarifa ny 07/01/2010 04:08
AndriambyII ( 06/01/2010 00:45)
Mpanakanto tena raitra !
Raha hendry tsara ny mpisera dia mahazo kadou : http://www.Taylorswift-jukebox.com/... tohiny
novalian'i ouioui ny 06/01/2010 20:01
feticon ( 05/01/2010 18:07)
fety be tao @ magro androany
[URL=http://ti1ca.com/jdaka2h2-DSC-1256-DSC_1256.jpg.html][IMG]http://mk4.ti1ca.com/jdaka2h2.jpg[/IMG][/URL]... tohiny
novalian'i pikatti ny 06/01/2010 13:23
bekafara ( 05/01/2010 17:12)
ny zavatra hitranga any addis abeba le 6janvier
araka ny vao2 re dia manao izay fara heriny i la france ny hanaovana ny election @ volana mars,etsy andaniny koa anefa dia tsy manaiky ny UE ny USA ary ny sadc... tohiny
novalian'i pikatti ny 06/01/2010 07:34
terrywui ( 05/01/2010 16:36)
jereo tsara rapique le izy na sarety na posy na blindé a....
mikorotana ny mpisera fa izy ve mahakobo oe mbola dizina elah hatramzao mahatonga analah mitenten fona .!! Zao elah ty ataon'ny mpisera fanasa lamba fa mitenten foana ...! aiza zao ze blindé anla... tohiny
novalian'i pikatti ny 06/01/2010 07:00
emonate ( 05/01/2010 13:30)
fitadiavana(hanitra)
kaiz . slt daholo tsika eto bonne année daholo izao mba mitadi ani ANDRIAMAMONJISOA Hantiniaina mivarotra an tamatave ,ao @ bazary kely nipetraka tany ambanidia zanaka polisy nianatra tany ... tohiny
novalian'i niryna ny 07/01/2010 04:57
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.1453