Grenadocratie à la sauce Rajoelina
1. vatofototra
(
07/01/2010 12:08)
Voir Vidéo Journal Tour d'horizon 06 jan 2010
Grenadocratie à la sauce Rajoelina
http://www.vatofototra.com/topic1/index.html
Grenadocratie à la sauce Rajoelina
http://www.vatofototra.com/topic1/index.html
novalian'i pikatti ny 07/01/2010 17:43
2. Bigmaman
(
07/01/2010 13:02)
Bonne année koa i Vatofototra
Asan-jiolahy tsy maintsy tratra foana e,na an'inona na an'inona saingy kosa mampalahelo fa dia nopotehiny fotsiny ity Nosintsika
Asan-jiolahy tsy maintsy tratra foana e,na an'inona na an'inona saingy kosa mampalahelo fa dia nopotehiny fotsiny ity Nosintsika
3. Mirananirina
(
07/01/2010 14:10)
tsy rariny kosa aloha eh!tsy misy manakorotana ,tsy misy mandroba ,nefa dia mipoka ny baomba mandatsa dranomaso grrrrrrrrr..tsy rariny.
4. terrywui
(
07/01/2010 14:56)
tsy rariny kosa aloha eh!tsy misy manakorotana ,tsy misy mandroba ,nefa dia mipoka ny baomba mandatsa dranomaso grrrrrrrrr..tsy rariny
tsy rariny kosa aloha e! tsy misy manakorontana ,tsy misy mandroba nefa manapoaka baomba erakin'ny magasin sy ny grande surface ny TIM ....
5. hery
(
07/01/2010 15:22)
Mamaly be fahatany indray ra terrywui fa tsy nijery an'ilay vaovao akory.
Ireo olona mpivarotra teny Alarobia voan'ny baomba mandatsa-dranomaso, no tenenina eto. Tsy nandray anjara tamin'ny filaharana akory fa tonga dia herim-pamoretana be tsotra izao.
Aleo hanao fa na dia ny tsy TIM aza manomboka tsy tia TGV ny ao Antananarivo.
Tokony provoquer-na ihany loll

6. terrywui
(
07/01/2010 15:43)
Ka mitapy ve ry hery avela hanaonao foana eo aa..!! inona no saika hataon'ireo ?? hanatitra taratasy ho an'ny FILOHA Rajoelina hono .... ho eny Ambotsirohitra ..!! nefa ny Poste misy , ny miaramila mpiandry ny filoha misy ..! fa de hila vaniny hanao sorona vahoaka fotsiny ery amin tsy azo haleha ery ....!! mba misaina kely ihany mandinika eeeeeeee;;;;
7. terrywui
(
07/01/2010 15:49)
Sady ny anah rahery ny vaovao tsy jerena na tadiavina zany fa tonga ho azy eto amiko isa-maraina alefan'ny mass media rehetra a.....fanina ndray toi tamin'iny hin hin hin hin hon hon hon h!!
9. vatofototra
(
07/01/2010 17:18)
Bigmaman:
Bonne année koa i Vatofototra
Asan-jiolahy tsy maintsy tratra foana e,na an'inona na an'inona saingy kosa mampalahelo fa dia nopotehiny fotsiny ity Nosintsika
Misaotra amin'ny fankasitrahana
Vatofototra
10. pikatti
(
07/01/2010 17:43)
Faly toa izany mandray anao eto e,ho avy ny hetsika ka dia manantena ilay fampitàna vaovao toy ny mahazatra ireny ihany é, tena banga teto tsy teto nareo e
Tratra ny taona e
Tratra ny taona e