lafo be ny vary nefa nôna be!!
3. xxxw
(
07/01/2010 14:13)
Sady ireo ve tsy mbola le @ kapoaka doubla fond reny :oops: Ry tgvendrana ve ny any amposiny ihany no fantany
4. terrywui
(
07/01/2010 14:54)
TIM mpandainga , mpamorona ,mpilaza habobo , mpanely tsaho .....!! ny kilaon'ny vary aza 400ariary any a Marovoay zao koa..! ohatrinona ndray io itan'ny maryline io e??
5. maryline
(
07/01/2010 14:59)
terrywui:
TIM mpandainga , mpamorona ,mpilaza habobo , mpanely tsaho .....!! ny kilaon'ny vary aza 400ariary any a Marovoay zao koa..! ohatrinona ndray io itan'ny maryline io e??
:arrow: lafo be mihitsy mangala loupe mihitsy enao io de dinoho tsara be hoe ohatrinona ????? sady mandeha kapoka io no mandeha kilao
6. terrywui
(
07/01/2010 15:12)
Ka prix mbary efa tamin'ny volana octobre kosa ve alefan'i maryline tsy ho lafo ...! fa ny prix zao ane ry maryline no 400ariary oa ny kilao any Marovoay e !! ao Majunga ville 450ariary ny kilao ! Amboanio 450ariary/kg ,Boanamary 400ar/kg ,Amboromalandy400ar/kg ,Andranomamy 400ar/gk ,Ambalanjanakomby450ar/kg , Maevatanana500ar/kg ,Mahatsinjo 500ar/kg , Manakazo 550ar/kg , Mahitsy 650ar/kg ,Ambaitra (ambohidratrimo zany) 720ar/kg ......koa aiza io prix fopla alefan'i maryline io ???....... efa oe zany no marina de mbola be saina be eo ihany ndry ....!!!!! :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil:
7. terrywiui
(
07/01/2010 16:09)
lafo be mihitsy mangala loupe mihitsy enao io de dinoho tsara be hoe ohatrinona ????? sady mandeha kapoka io no mandeha kilao
Misaotra ry Maryline a, efa hitako fa tena tsy rariny raha ireny nampanantenaina teny @ 13 may ireny ve dia izao sisa
Arodano any io tgvendrana io e, leo ny vahoaka, Ratsiraka ndray no nanome vary alohan'ity vendran-dahy ty :evil: :evil: :evil:
8. maryline
(
07/01/2010 16:30)
@zao ngeh ovy no andrahoina miaraka @ vary de @zay mba mibontsina tsara fa tsy zakan'ny maro anaka intsony ny vary fotsiny e!
9. terrywui
(
07/01/2010 16:34)
tena tsy haiko na mitapina ny mason'ny maryline na ahoana fa efa hazaina impiry io de mbola tsy azony iany ;. :evil: :evil: :evil: :evil: efa oe tsisy anzany vary lafobe zany oa i M/car fa mora ny vary zao ssssshh....resaky pikatti no mampamendy anao fa ze lazaiko tsy henoinao :evil:
10. maryline
(
07/01/2010 16:39)
zah ngeh avy nividy vary ry ouioui betsaka loatra enao ka tsy haiko intsony " enao moa aiza no mipetraka ary zah aiza no mipetraka ??????? avy nividy vary zah io izao teny mahamasina fa lafo be tokoa , ary ireo toerana tonononao ireo any andakira lavitry ny renivohitra .
Fa aiza aloha enao io e????
Fa aiza aloha enao io e????
11. terrywui
(
07/01/2010 16:44)
he he he ! hay avy nividy vary tetsy Belleville i Maryline ? de lafo ve ny an'ny sinoa tao ?
--mankanesa mivoaka kely etsy Mahitsy toi de mahita 750ar/kg ny varin'i Marovoay de tsy sahirana tsony !!! sa kamo ??? kamo be tenda zany ?? :evil: :evil: :evil:
--mankanesa mivoaka kely etsy Mahitsy toi de mahita 750ar/kg ny varin'i Marovoay de tsy sahirana tsony !!! sa kamo ??? kamo be tenda zany ?? :evil: :evil: :evil:
12. maryline
(
07/01/2010 16:47)
Taxi be mankany indray ohatrinona aminao ???? vola koa izany rangah ity an!!! :evil: :evil: :evil: :evil: :evil:
13. pikatti
(
07/01/2010 17:37)
Tsy takatry ouioui zany ry Mary a, izy anie aty farantsa e, ianao any Dago, mpanompon'i tgv nedala io dia mamorona izao resak'hehy eto fotsiny hanamarinana an'io fitondrana hazoboboka io
14. fijo
(
07/01/2010 22:58)
ka io anie ianareo tao tana ihan no nitaky an'io TGV io e,de minonoa ao e
