Mpanakanto tena raitra !

1. AndriambyII ( 06/01/2010 00:45)
Raha hendry tsara ny mpisera dia mahazo kadou :
http://www.Taylorswift-jukebox.com/
novalian'i ouioui ny 06/01/2010 20:01
2. terrywui ( 06/01/2010 13:01)
misy tsy micolle tsara billy le adresse fa avereno ndraipa a ...! tsary misokatra!!!
ity koa aloha fanapiny hin hin hon hon hon

tp://www.youtube.com/watch?v=6p9EWHxd710

de aza tomany tsony TIM an ?
3. pikatti ( 06/01/2010 13:18)
Samy tsy ao ny JEREO ETO nareo mitsam e,misandoka TGV frantay ndray ve elah rawix klé, tssss, ny tgv nelah tsy mbola mianga foana ty :-D
4. terrywui ( 06/01/2010 13:32)
kay le ! ary nisaboténlah ndray io zany rapique matoa tsy misokatra!! zavatra mbol nisokatra tsar io teo ..!! fa mety nikonetaka tany amin hery tany angamb elah hamono anle izy ...! :evil:
5. pikatti ( 06/01/2010 13:39)
tena sankalité marina ny tgv nandra le, inona io fa avereno tsara e, aza maimaika elah koa anie maika ny hotsoaka anah de manao kitoatoa fotsiny sisa ,
6. terrywui ( 06/01/2010 13:42)
averina izy raha izay no mampidongy analah eo e...!!

http://www.youtube.com/watch?v=K8AUCcYfEqs
7. pikatti ( 06/01/2010 13:47)
Mbola tsy mandeha leity a, soratra be no ao hoe SANKALTE NY TGV hoy ny vondron'ny firenena , de ahoana zany le, tsy volombo'jaza anie leity izy ity , ka teren'komasaka,
Tadiavo PSP3 na Nitendo ndray hono lery lalaoviny :-D
8. Mirananirina ( 06/01/2010 14:02)
Mbola tsy mandeha leity a, soratra be no ao hoe SANKALTE NY TGV hoy ny vondron'ny firenena , de ahoana zany le, tsy volombo'jaza anie leity izy ity , ka teren'komasaka,
Tadiavo PSP3 na Nitendo ndray hono lery lalaoviny
:-D :-D :-D
9. terrywui ( 06/01/2010 14:04)
mangotsoka ndray lety amle kozin'i Prezida ao ! atao aona letsy a! eny amin'ny sasany alou zao ny hery sy ny sandry de mandefera ee!!! hin hin hon hon hon hon! tsy maintsy marsa ony zany ny election ko , akory atao !!..
10. pikatti ( 06/01/2010 14:09)
Tsisy ntsony ve any e, tsisy mandeha daholo zay alefan'elah , tadiavo le tena mba tsara reny lesy fa tsy fatifatina sankalité tony a :-D :-D
11. terrywui ( 06/01/2010 14:16)
mbola andefasana ve elah e! ity ary !

http://www.youtube.com/watch?v=dRiw09pIiOs

jereo ane ty hagegenlah e ! ao anaty piscine no milalao canoe sport
12. pikatti ( 06/01/2010 14:22)
Miogahoaga ny tgv anaovab'by pikatti azy azy le =D=D =D hay ve elah mahita le fanonganana tgv ihany e :-D
13. terrywui ( 06/01/2010 14:34)
ho avy ve elah am alahady sa tsia fa tsy laozanlah midoka tena eo lety a..!
14. ndotofetsy ( 06/01/2010 17:46)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
15. ouioui ( 06/01/2010 20:01)
Miogahoaga ny tgv anaovab'by pikatti azy azy le hay ve elah mahita le fanonganana tgv ihany e
nahita sary ve wiwi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.081