fantany ny marina: ts haiko tsony ze hatao titre eto ! lol

1. xxx ( 06/01/2010 11:24)
za de sipa 23ans: manan sipa ah zay ts de tiako loatr f otran routine b n anay ny fiarahana: le bandy ts manan initiatives mits refa misy zavtr atao f za fon no mitarika: leo beu za!!
en meme temps nef nisy band nikoty ana de za mbol nampifila kay lasan izay sipa 1 zay le bandy !! lagy be za tam zay an !! za mants ref misy band mikoty ana de fanaoko fôn ny mampifila kel satria mahatsiaro tena otran fille facile ah rah tong de manaiky !! fa cette fois tena voa ah !
lagy be za : donc de bandy tao akaikinay zao no tode niarahako hanalako hamohamo ! oups ! io bandy io de ef ela no nikoty ana f za mbola mampifila fon sady miavon b taminy :fa indray ariv zay tode nanaik anaz ah, niarak zay !!
DE EO NDRINDR TSIKA: ts tiko rah hieritreritra izy hoe fille facile ah satria zay sy izy iny hariva iny ian tode nifanoroka beu de nifanafosafo be takinnn: de noteneniko anazy hoe nisy blem oa za tamin'iny zay no natonga ana nanao an'iny fa ts zakako oa le blem: de ni insiste b iz nanontan details f ts niteny !! isaki ny mihaon zay de manotany fona izy hoe innn le blem : faran leo beu za de noteneniko !! fa otran blessé kely zay ny fahitako anazy avy eo sady nananatra ana hoe : nareo vevav nge tokony ts ampifila e: refa mikoty sipa 1 ny bandy de tadidio fa efa liste de refa ts manaikyle sipa na mampifila lotra de miditra am manaraka izy : zay no noteneniny tamiko.
fantatro oe manana sipa izy ary misy blem ry zareo am zao : de fantany kou oe manana sipa ah fa mbola ts noteneniko taminy oe ts de tiko le bandy !!
===>> rah hanohy hiaraka aminy ah : inn no mety ho fiatrakan le verité fantany : verité= nisy blem no natonga ana nanaiky anazy de avy eo za lasa rakitra taminy !! fa am zao mants de otran tiko zan izy: il me mank, ndraindray ian zay vô mihaona fa sam raikitra beu !! nefa sam eo an-tanana.
novalian'i fafane ny 10/03/2012 12:06
2. xxx ( 06/01/2010 11:37)
ben,esk tes sentiment pour le mec miaraka aminao aminizao vé alo kosa mitovy amini ze tsapanao amini sa samy hafa,faudrait aussi peut-étre vous demandez hoe atraiza ho aiza no tinareo alé sody juste pour le sipsipa fotsiny sa ......
ben si non,comme le dicton le dit"il n'y a que la vérité qui blesse"donc.......
3. Mirananirina ( 06/01/2010 12:52)
Raha ohatra kosa aloha ka tiana ilay olona!inona moa no antony tokony hampifilafilana?Tsy misy izany hoe sipa facile izany eo.Io arakaraka an'ny bandy.Rehefa tiany ianao na azony izao dia izao aza,tsy misy olana.Raha tsy tiany ianao fa io no tadiaviny,na mampifila na tsy mampifila...vita iny dia lasa izy.
fantatro oe manana sipa izy ary misy blem ry zareo am zao : de fantany kou oe manana sipa ah fa mbola ts noteneniko taminy oe ts de tiko le bandy
Maninona anefa raha fidèle eh!! :? tsy makarary andoha ve izany?Nefa ity ianao vao jeune kely.Raha zakanao moa atao ahoana! :wink:
rah hanohy hiaraka aminy ah : inn no mety ho fiatrakan le verité fantany : verité= nisy blem
Matetika mihitsy misy olana tahaka izao no mahatonga ny fisarahana sy ny hitiavana olona 1 koa.(sady te hamaly faty no malahelo te ho tiavina)Ho hitanao fa hotia azy eny ihany ianao.
4. peta83 ( 06/01/2010 13:40)
F'anga de tena tsy tinao mitsy le sipanao talo?sa enao mitsy no te hisaraka aminy? ra ny fijeriko alo d otran'ny fanala azy fotsiny nenao sy le sipanao vao2, fa tandremo tsara fa ny tenantsika veivavy mantsy de tena saropady ka fidi2o tsara ze olona iarahana fa tsy ze mikoty reetra!sady 23 zan efa presque delicat iany fa tsy mitovy am 18ans tsony an!
5. mandrindra ( 06/01/2010 13:59)
fa inn moa no maharatsy ny fille facile? io vavan'ny mpitaty ràkena fa izao tianao atao. na tianao daholo aza izy roalahy dia alamino tsara fotsiny ny fandaharampotoana.

zarazarao ny fitiavana fa tsy manampetra, maimaimpoana no sady matsiro beeeee
6. ni81 ( 06/01/2010 19:29)
ben,esk tes sentiment pour le mec miaraka aminao aminizao vé alo kosa mitovy amini ze tsapanao amini sa samy hafa,faudrait aussi peut-étre vous demandez hoe atraiza ho aiza no tinareo alé sody juste pour le sipsipa fotsiny sa ......
ben si non,comme le dicton le dit"il n'y a que la vérité qui blesse"donc.......
:D
7. 3188 ( 06/01/2010 19:44)
tonga dia elao izy rehefa tiana fa inona blem.sa izy no namaky an'ilay voan-tsaramaso kelinao :D :D :D
8. maeva74 ( 06/01/2010 19:52)
mandrindra:

fa inn moa no maharatsy ny fille facile? io vavan'ny mpitaty ràkena fa izao tianao atao. na tianao daholo aza izy roalahy dia alamino tsara fotsiny ny fandaharampotoana.

zarazarao ny fitiavana fa tsy manampetra, maimaimpoana no sady matsiro beeeee



:lol: :lol: :lol: :lol: Ah zalahy e!!!!
9. kotobekibo ( 08/01/2010 23:38)
araraoty ny taona vaovao , hakana bandy vaovao ,
raha vonona ny hisaraka @ azy ilay tian-njy izao , d tsy hitako ny blem tsy ahafahanareo miaraka .
Aza misaraka @ an-njy aloha raha tsy efa misaraka lé bandy , sao votsi-droa eo :-D
:-P
10. fijo ( 11/01/2010 08:56)
ok mandrindra an,andramo aloha ry kala,fa rah ambola tsy afapo ndry ,de io i koto izao vonona sy ny sasany hafa eto koa
11. xxx ( 12/01/2010 20:32)
mandrindra:

fa inn moa no maharatsy ny fille facile? io vavan'ny mpitaty ràkena fa izao tianao atao. na tianao daholo aza izy roalahy dia alamino tsara fotsiny ny fandaharampotoana.

zarazarao ny fitiavana fa tsy manampetra, maimaimpoana no sady matsiro beeeee


ary ny anaro zany ange ranamana ka tena facil be tokoa e! zany oe tu te presente! tu rentres! et pof on fait l,affaire!!!! tandremo ihany ny sida fa ratsy e!
;-) ;-)
12. Mirananirina ( 14/01/2010 13:46)
Hoy i mandrindra:

fa inn moa no maharatsy ny fille facile? io vavan'ny mpitaty ràkena fa izao tianao atao. na tianao daholo aza izy roalahy dia alamino tsara fotsiny ny fandaharampotoana.

zarazarao ny fitiavana fa tsy manampetra, maimaimpoana no sady matsiro beeeee



ary ny anaro zany ange ranamana ka tena facil be tokoa e! zany oe tu te presente! tu rentres! et pof on fait l,affaire!!!! tandremo ihany ny sida fa ratsy e!
:-D :-D :-D :-D
13. fafane ( 10/03/2012 12:06)
raha mbola tanora aloha de metrizeo tsara iany ny fomba fiaina r'ise fa aza mirafarafa be na izany aza fa misy fiantraikany à fiainanao nge iny ao aoriana e! maita ankizy aho efa be taona tsy misy mpaka vady satria andramany doly angamba zao retra itany zao, de tsy hisy hajany @ lehilahy tsony avy eo, ampifilao mitsy ny tenanao fa zay no maha-sarobidy anao eo amn lehilahy,fa tsy zay mikoty ka azoazo de ok doly, ny tsara tsy lany fa asiana lalan-tena hoe hatreto ihany lay izy, dia mirary soa ho anao ary aho e.....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2758