Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
maeva74 ( 29/12/2009 18:57)
Bonne année daholo ô!
Mirary faran'ny taona finaritra ho antsika rehetra dia samy ho tratrin'ny taona vaovao daholo (l) (l) (l) (l) [img]http://tigresse004.t.i.pic.centerblog.net/h21qvctl.gif[/img] ... tohiny
novalian'i ANARIM ny 21/01/2010 12:18
mamyandry ( 29/12/2009 17:23)
tori-teny
Nahafinaritra ahy ary tena nampieritreritra tokoa ny tori-teny henoko tamin'y alahady teo. Ampitako ny hevitra mba samy isaintsainantsika lalina tokoa ny momba ny ao anatintsika ao. Toy izao ilay teny... tohiny
novalian'i bor2lais ny 07/01/2010 13:08
Veloo ( 29/12/2009 14:20)
Hafatra tsy hita
Misy olana ato fa izy ity moa dia tsy aiko mihitsy: eto @ dinika aho ary misoratra hoe misy hafatra vaovao 6 ao kanefa rehefa mande any hafatra aho tsy misy na iray ary???? dia tsy aiko intsony ity ka... tohiny
novalian'i Veloo ny 30/12/2009 19:39
sylvain ( 29/12/2009 11:59)
Fiangaviana ho any gasy rehetra eto Frantsa
vaovao efa mande any fa anisany ho hasaina @ 14 juillet 2010 ny CAPSAT sy radomelina handray anjara @ défilé raha mbola ho eo @ fitondrana ka raha ho tanteraka izany d manasa antsiaka rehetra ho ton... tohiny
novalian'i fijo ny 04/01/2010 21:41
bor2lais ( 29/12/2009 09:59)
Fanambaran'ny mpitondra fivavahana
Zaraiko amintsika eto (copier/coller) ity fanambarana hitako tao amin'ny moov ity na dia somary lavalava ihany aza ! ------------------------------------- Hetsiky ny mpitondra fivavahana Fanambara... tohiny
novalian'i fijo ny 24/01/2010 00:29
jarifa ( 29/12/2009 09:18)
Arabo Tena ratsy saina
Aty Abu-dhabi za no mipetraka ary miara miaina amin'ireto Arabo ireto ary tena ratsy saina mihintsy r'ilay maty. sady naheno za fa hoe hisy koa ny recrutement ao Dago andeha aty Arabic tonga dia ma... tohiny
novalian'i jarifa ny 04/02/2010 04:59
zakilinina ( 28/12/2009 21:47)
Demokrasia ato amin'ny serasera
Tena ato no misy ny demokrasia satria malalaka ny fitenenana. Misy ny mpomba ny fanonganam-panjakana. Misy ny mpomba ny fiverenan'ny ara-dalàna. Hatramin'izao aloha dia mbola tsy voakaton'i Nathal... tohiny
novalian'i pikatti ny 29/12/2009 12:34
xxx ( 28/12/2009 20:50)
i JLAN ihany ito ry rasobakobako
Bon, Misaotra anao @ toro-hevitra ry rasobakobako. Saingy efa manao anonymat aloha aho zao satria erreur -ko t@ voalohany ny naneho ampahibe-maso teto ny momba anah tao @ LEO DITRA. Fa mbola e... tohiny
novalian'i xxx ny 28/12/2009 21:03
xxx ( 28/12/2009 19:12)
MLM biz na marketing Multi niveau
ity torohevitra ity dia tsy hamporisika anao handefa i-clic clic etsy sy eroa izay hita fa mbola sarotra sy enjana ny angalàna referals fa atoroko anao fotsiny ny lalana: [url]http://mlmbiz.affiliati... tohiny
hery ( 28/12/2009 14:40)
Hipoaka io... miala any koa ny RAS
Tsy maintsy hipoaka io ary hipitika tsimoramora ny TGV. Efa manomboka miala any koa ny RAS taorian'ny RFI. Ny RAS (Régiment d'Appui et de Soutien) ihany koa dia manana fitaovam-piadiana. Iny n... tohiny
novalian'i fijo ny 04/01/2010 21:23
Viktima ( 28/12/2009 14:20)
Halatra any @ banky, efa nisy nilaza tao @ moov
Tsy rariny, fa sady angalarainy tsotra izao foana ny virement, tsy averiny raha tsy takiana, ary ny tena loza dia kay midécalle be @ tenue comptable ataonao amin'ny mouvement-nao ny azy, satria raha ... tohiny
terrywui ( 28/12/2009 14:04)
tratry ny noely aby rankizy a! tsy teto fa mbol nisaona e
De mirary fionona feno ho an'ny mpisera TGV rehetra eto e! de ho tsara levenana anie i Jacques Sylla ee! ------de mbola tratry ny NOELY aby koa ee! de samia mifety tratry ny taona e! ------ITY NY D... tohiny
novalian'i ouioui ny 31/12/2009 10:22
kidoropamba ( 28/12/2009 13:46)
charte MAPUTO sy Accords d'Addis TSY MAINTSY HAJAINA
Tsy misy vaha olana azo tsoahina eo raha tsy io anakiroa io ihany: FANAJANA NY CHARTE MAPUTO, sy ny FANAJANA ny accords d'Addis Abeba. Na Vital na tsy vital, na miaramila na sivily, raha vao miala... tohiny
novalian'i ouioui ny 31/12/2009 10:24
zazabel ( 28/12/2009 06:40)
Hanova anaram-bola
Tô mety be am'ty hevitra Dévaluation ty tokoa raha ovaina ny anarambola dé atao hoe TGV ndray eh!! sa ahôna hoy nareo ???? asa aloha na h$otrinona ny sandany na hôtr'inona am'zay fa ny hitako at... tohiny
zazabel ( 28/12/2009 06:28)
Hanova anaram-bola
Tô mety be am'ty hevitra Dévaluation ty tokoa raha ovaina ny anarambola dé atao hoe TGV ndray eh!! sa ahôna hoy nareo ???? asa aloha na h$otrinona ny sandany na hôtr'inona am'zay fa ny hitako at... tohiny
ousseni ( 27/12/2009 21:43)
cherche une femme malgache serieuse pour vivre a deux
bonjour les filles j'ai 36 ans je suis plombier de metier divorcé je suis avec un enfant de 4 ans je vie en france ,je cherche une femme serieuse qui m' accepte avec mon fils pour vivre et voir l'ave... tohiny
novalian'i xxx ny 20/01/2010 18:37
xxx ( 27/12/2009 09:22)
FANANGANAN-JAZA
Afaka atsangan'olona roa ve ny zaza iray? Toy izao no fandehany: maty ny rainy ary nanambady ny reniny avy eo dia natsangan'ilay vadiny io zaza io. Dia @ zao fotoana izao indray misy olona hafa (fia... tohiny
novalian'i rurik ny 10/12/2011 11:07
xxx ( 27/12/2009 09:04)
fantatro hoe mampirafy ny vadiko
efa misentire ahy hoe misy zavatra ketrehiny dia lasa aho nitady micro espion http://www.youtube.com/watch?v=xo4kzKKuQbU&feature=player_embedded# nitombina ny ahiahiko satria tratrako niresaka fitri... tohiny
novalian'i Ryhaj ny 29/11/2018 16:47
milamina ( 26/12/2009 22:13)
dévaluation
15H30 - ECONOMIE : Le ministre de l’économie de la HAT, Richard Fienena, propose comme solution face à la suspension de l’Agoa la dévaluation de l’ariary en vue garder la compétitivité des ... tohiny
novalian'i milamm ny 29/12/2009 14:06
bazylou ( 26/12/2009 19:09)
mila ny mangahazo
dia niditra i kahanta dia izao mitsofoka i vital, hahazo carte vital daholo izany izao ny gasy le aza :-D :-D :-D :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i bazylou ny 02/01/2010 13:47
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.2906