Demokrasia ato amin'ny serasera
1. zakilinina
(
28/12/2009 21:47)
Tena ato no misy ny demokrasia satria malalaka ny fitenenana.
Misy ny mpomba ny fanonganam-panjakana.
Misy ny mpomba ny fiverenan'ny ara-dalàna.
Hatramin'izao aloha dia mbola tsy voakaton'i Nathalie RABE ity serasera ity.
MISAOTRA INDRINDRA HERY !
Misy ny mpomba ny fanonganam-panjakana.
Misy ny mpomba ny fiverenan'ny ara-dalàna.
Hatramin'izao aloha dia mbola tsy voakaton'i Nathalie RABE ity serasera ity.
MISAOTRA INDRINDRA HERY !
novalian'i pikatti ny 29/12/2009 12:34
3. ramosekely
(
28/12/2009 22:50)
i Nathalie rabe kosa tsara entana ,tsy mba foza maimbo ireny fa c la reigne,immagineo ry zalahy iny manao string kely miaraka @ le nono manao forme poire,fa dia milendalenda fotsiny
4. pikatti
(
28/12/2009 23:14)
Tazanareo ve le sary klé , entana be !!! kôzy e, tena nahita olona hotran'iny lesy zah t@ iny week end iny lé,fa soa ihany fa tsy ny bika fa ny saina no deraina!!!
7. AndriambyII
(
29/12/2009 07:59)
esserra:
Ahoana io!! atao ministra serasera dinika @ fitadiavana vady zao mety mahita kil maro :lol:
Oadray fa dia ahoana ??
:roll: :roll:
8. Mirananirina
(
29/12/2009 09:17)
mandihy akalamanjana ve hihihi
Hatramin'izao aloha dia mbola tsy voakaton'i Nathalie RABE ity serasera ity.fa ahoana koa izany!! :cry: :cry: :cry:
MISAOTRA INDRINDRA HERY
9. kidoropamba
(
29/12/2009 09:47)
hin hin hin, tsy misy mandinika string izany fa tonga dia kapoka be no aroso azy e. Jerevo ny mason'ny Ranaivo fa tena te hanao ankeriny mihitsy. Nirhy lanto indray dia hita fa efa "maty basy" ka tsy afaka mitifitra intsony fa mionona amin'ny fijerevana fitombenana fotsiny. Tsssssssssssss!!!!!
10. pikatti
(
29/12/2009 12:34)
kidoro :lol: revin'elah ndray mantsy iny an!!!
Fa resaka ka atao ry zalahy fa tena demokrate i Hery e, misaotra nama a!
Eto tsisy an'izany kabary tsy valiana izany (ohatra fotsiny Madagate.com=Andriamananoro.net ny ministran'ny PTT HAT nitaraina sy niady teny @ pl 13 Mey toeran'ny demokrasia ) raha tena mitomany ny demokrasia moa izy ireo nahoana raha asiana forum ao :idea: :?: