Halatra any @ banky, efa nisy nilaza tao @ moov

1. Viktima ( 28/12/2009 14:20)
Tsy rariny, fa sady angalarainy tsotra izao foana ny virement, tsy averiny raha tsy takiana, ary ny tena loza dia kay midécalle be @ tenue comptable ataonao amin'ny mouvement-nao ny azy, satria raha vao mampiasa carte ianao ka ana dia 20000 ar aza no mbà sintominao ao, dia izy tsy menatra mamorona mouvement 10000 ar 150000ar isaky ny mihetsika izao, efa nisy olona victime nangataka pétition t@ gazty alefa any @ BP 398 ivato aéroport dia toa naveriny inahy, ny ahy indray dia ny krismasy tsotra izao no nataony sady tsy tonga ny karama efa nalefa 10 jours auparavant, hitako izao mihitsy no nokahony tsikeliekly ny vola rehetra tao, izao tsy te halala ny hoe 1 volana no délai n'ny réclamataion ao @ relevé bancaire, fa dia efa vonona ao daholo ny réclamationn'ny mouvement tsy mazava nandriatry ny herintaona, tsy natory ao t@] week-end fa nanao rapprochement herintaona, ary efa nanantona mpahay lalàna aho ary efa vonona ny plainte any @ procureur de la République sy ny police économique, ka manome ultimatum an'ny BNI aho hamerina ao @ compteko ireo vola rehetra nangalariny, ary indrindra hipositionné haingana ny karama desambra.
2. rajy ( 29/12/2009 02:56)
Ha ! Manaitra zany resaka izany!
Ampisotroiko zavatra hafa kosa raha fantatro mazava fa mangalatra leaza a !
Aleo koa aho mba anao recapi kely.
Koy maty aho karamakeliko
Demareo aingakaingana!
3. jarifa ( 29/12/2009 09:48)
Tena marina mintsy nia anao fa mangalatra maty ireo Bank ireo indindra moa fa izay bank tao Tamatave izay @::)) ny anarany, fa refa avy maka vola @ carte za dia jereko foana ny solde fa vola tsy nalainao voasoratra any aminy any fa naka vola oh 100 000Ar fa tratrako kosa t@ zay fa tsy nanaiky za raha tsy itako hoe naveriny ilay vola. mba mailo ihany fa tsy misy iray izay azo itokisana intsony @ izao e
4. 1000Konsey ( 19/01/2015 20:19)
Tena marina izany, mangalatra ny banky...Tsapako t@ mois de Décembre teo fa tena MANGALATRA ry le-Tsivanona; Eny fa ny mpiasa sasatsasany ao koa aza mety manao ny ataony koa.
Hanao recap koa ny tenanay dia hiroso ohatra ny ataon'i Viktima.
Tsara koa ny idiran' zay olona manana fahabangana volany any @ bankiny any eto; ary itantara ny fomba ataondry zareo banky/mpiasany banky...satria tsy afa miala @ banky aloha hatreto ny fandraisana ny karama zay efa kely.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1651