dévaluation
1. milamina
(
26/12/2009 22:13)
15H30 - ECONOMIE : Le ministre de l’économie de la HAT, Richard Fienena, propose comme solution face à la suspension de l’Agoa la dévaluation de l’ariary en vue garder la compétitivité des produits malgaches sur le marché américain.
Date : 26/12/09
source: w w w . orange . mg
Date : 26/12/09
source: w w w . orange . mg
novalian'i milamm ny 29/12/2009 14:06
2. milamm
(
27/12/2009 01:59)
leuleuntony ve tsy nahita anarana angalarina sa ol tsy ampy saina mitapy ato ihany be resaka eto e :-D mitapitapitapy .ol efa koboko ihany kalo e
3. milamm
(
27/12/2009 02:03)
ho avy zao iteny oe anarana tanimboandro,nefa vandro ny kofa tsehany fa tsy ny any menasofina :-D ifampinana zany =)) tairo leuleu
4. AndriambyII
(
27/12/2009 13:53)
Tratry ny noely ,
fetin-jazakely ,
mifalia ry kilonga ,
kapohy mafy ny amponga ,
nan nan nan nan nan nan
nan nan nan nan nan nan !!!
fetin-jazakely ,
mifalia ry kilonga ,
kapohy mafy ny amponga ,
nan nan nan nan nan nan
nan nan nan nan nan nan !!!
6. zazabel
(
28/12/2009 06:23)
Dévaluation zany any am'tany ny zone franc no afaka ampiasana an'zany, ny change flottant tsy mila an'zany, sady 1 euro ary efa 3000 Ar ko tiana atao hotr"inona tsony??? sa izy rery sisa no tiany hanana frigo sy MP4?????tsy maninona raha zay no tanjona... tsy hijery fahita lavita tsony zany, dé hividy mofo am'vola ray gony, tsy manin....mila mametraka anaram-bola mintsy no tonga dé mety ohatra hoe 1 TGV==1 000 000 de ariary, am'zay ny karama 1 TGV, ny kilaon'Vary 1 TGV, ny kilaon'ny Hena 1 TGV... :�) 8O :�)
8. pikatti
(
28/12/2009 23:08)
Iza ndray io manao milamm fopla io klé :roll: :lol: :-D sao kosa Rahery io klé :lol:
10. milamm
(
29/12/2009 14:06)
=)) =)) tsy koi iny les ry dedebe fa mety ty dontodripo ty ihany ko io,pondry doro miseho ho fetsepr =))
