fantatro hoe mampirafy ny vadiko

21. xxx ( 04/01/2010 16:27)
xxx:

Ny sipa avy niaraka t@ vazaha vetaveta be ka ireny ve hanao masera izany,aiza ary ianao izany ,tsy misy fitiavana izany @ ireny fa interet daholo no betsaka ,@ vazaha mantsy toy ny flipery ny fiharahana ,rehefa tonta dia ariana
Tsy marina mihitsy aloha ny fomba fitsaranao ny vehivavy manambady vazaha e! Tahaka ny olon-drehetra ihany izy ireny. Firifiry ny vehivavy gasy nanambady vazaha t@ tsy mbola nisy internet akory aza no dia lazainao fa tsy misy fitiavana? :)
Tahaka ny vehivavy rehetra ihany izy ireny: misy ny veta² araka ny fiheveranao azy, ary misy ny miaina ara-dalàna

tsy ho voatery ho marina a 100% je suis d'accord ,samy gasy aza mifanalika

22. jarifa ( 05/01/2010 09:20)
xxx:

[quote=xxx]

Ka ilay izy anie raha vhv mitovy @ retraretra anie izy dia tokony mba tsy miavona sy manalika ny gasy rehetra koa e an + izy gasy, maro ery ireo gasy manambady vaza ao @ forum sobika ao dia miseho manaratsy sy manambany gasy ery, raha voa any @ vazahany any aloha ka miseho mitonatonana aty amiko aty tonga dia haiko tsara ny manao azy. Mba mieritrereta ihany ianareo vodim-bazaha ireo fa tsy hay izay hiafarana e.

23. tywa68 ( 07/01/2010 08:54)
Jarifa > efa hoe ampio épices d mijanona izy fa tsy mandeh ery @ vazaha :-D
24. kelly13 ( 07/01/2010 09:16)
nga nivadika aty ndray le resaka?

natakalon'ny vadiny vaza ngamba i jarifa ty ka, serieux e, resaka any @ forum hafa any kou atao makarary fo eto ery! =))

fa ny lhl manambady vaza oa mba aôna e? ny vhv fôna no resahana, sahala ireny tsy natera-behivavy ireny.
25. tywa68 ( 07/01/2010 09:39)
Kelly13 > ka rhf mahazo vazaha i Jarifa d hotantarainy antsika fa mahandrasa tantana njy :-D
26. kelly13 ( 07/01/2010 09:46)
tywa68>ny tavaratra v azo atao oe vazaha? =)) =))
27. tywa68 ( 07/01/2010 09:59)
Kelly13 > Rhf tsy gasy anie d vazaha e :-D
28. kelly13 ( 07/01/2010 10:01)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
29. Mirananirina ( 07/01/2010 12:17)
ka ny vehivavy anie ry mirana tena diso miketrika be loatra e ,surtout ireo gasy manambady vahiny ireo ,efa dakany vazaha avy any vao mitonantona aty @ bandy gasy
ary raha manambady gasy,dia rehefa dakan'ny gasy indray dia mandeha manambady vaza! :)
Ny sipa avy niaraka t@ vazaha vetaveta be ka ireny ve hanao masera izany,aiza ary ianao izany ,tsy misy fitiavana izany @ ireny fa interet daholo no betsaka ,@ vazaha mantsy toy ny flipery ny fiharahana ,rehefa tonta dia ariana
ary amin'ny gasy ny fitiavana mandrakizay ô??????????Hono hoa!amiko ny makorely ihany no vetaveta be fa na manambady gasy na vaza na inona dia mitovy tsy misy hafa.
Sa ny lehilehy gasy tsy mahay ny hain'ny sasany fa ambony ambany dia izay ihany???????????????????????????????Tsy sur aho.
30. maryline ( 07/01/2010 13:17)
Mirananirina:

:lol: :lol: :lol: :lol: :lol: Mirana hihihi tsy mahay hono izy e!
31. kotobekibo ( 09/01/2010 00:17)
Vahaolana 1
Ref tsy mety @ élah d ialao pà afa aza mifampitsikilo lava izany e! Tereo hisaraka izy fa ref tsy mety d efa izay izany . I lery no reveny fa tsy élah !
" Zaza 7 tsy mahafehy trano hoy ny gasy " ny an'élah 2 fotsiny . ref tsy tanty ialao , fa aleo irery toy izay ratsy nàmana bainn a!

Vahaolana 2
Ref tanty d mijanona ao , ny zaza jerena . Makà koa élah sipa d mbô 1 sy 1 ny bôl , aza afenina akory . Ho hita n'elah eo izay tsy mahataty .
:-D :-D :-D
32. jarifa ( 09/01/2010 05:56)
tywa68:

Kelly13 > ka rhf mahazo vazaha i Jarifa d hotantarainy antsika fa mahandrasa tantana njy :-D

Jarifa tsy mitsiriritra vazaha izany, Gasy ihany fa ireny no mateza, vazaha raha vao mahazo 30ans dia efa mitovy ny endriky rabaofinay 50ans, tsy milay ireny e, aleo ho andrizalahy izany
33. Mirananirina ( 14/01/2010 14:11)
Jarifa tsy mitsiriritra vazaha izany, Gasy ihany fa ireny no mateza, vazaha raha vao mahazo 30ans dia efa mitovy ny endriky rabaofinay 50ans, tsy milay ireny e, aleo ho andrizalahy izany
marina izany..saingy ny vaza vavy mahatratra 85,90ans fa izahay vhv gasy toa 50ans dia tady ho lasa.
34. jarifa ( 16/01/2010 05:31)
Mirananirina:

Jarifa tsy mitsiriritra vazaha izany, Gasy ihany fa ireny no mateza, vazaha raha vao mahazo 30ans dia efa mitovy ny endriky rabaofinay 50ans, tsy milay ireny e, aleo ho andrizalahy izany
marina izany..saingy ny vaza vavy mahatratra 85,90ans fa izahay vhv gasy toa 50ans dia tady ho lasa.

rehefa miraka @ lehilahy Gasy ianao dia mahatratra 100 ans ka fa raha miaraka @ vaza di mety ho -50ans ary dia vita satria voatevika daholo izay tokony tsy ho tevehina
35. xxx ( 16/01/2010 08:17)

rehefa miraka @ lehilahy Gasy ianao dia mahatratra 100 ans ka fa raha miaraka @ vaza di mety ho -50ans ary dia vita satria voatevika daholo izay tokony tsy ho tevehin

Argument-njaza T4 aza mbola mafonja. Mivaro-bo.. ay Dubai nga letsy ela ry jarifa : =)) =)) =))
36. Mirananirina ( 16/01/2010 13:02)
Hoy i Mirananirina:

Voalaza teo :
Jarifa tsy mitsiriritra vazaha izany, Gasy ihany fa ireny no mateza, vazaha raha vao mahazo 30ans dia efa mitovy ny endriky rabaofinay 50ans, tsy milay ireny e, aleo ho andrizalahy izany
marina izany..saingy ny vaza vavy mahatratra 85,90ans fa izahay vhv gasy toa 50ans dia tady ho lasa.

rehefa miraka @ lehilahy Gasy ianao dia mahatratra 100 ans ka fa raha miaraka @ vaza di mety ho -50ans ary dia vita satria voatevika daholo izay tokony tsy ho tevehina
Tsy manaratsy lehilahy gasy aho ,ary tsy manaratsy lehilahy vahiny koa,fa ny contraire no miseho ry Jarifa!!
37. xxx ( 03/02/2010 20:07)
25. Mpandefa : kelly13 [ Valio ] 07-01-2010 10:46:11
Lohateny : Re : fantatro hoe mampirafy ny vadiko
tywa68>ny tavaratra v azo atao oe vzaha Fa angaha mbola tsy ampy an'i madama ny vazaha no mbola te hidady tavaratra? :-D :-D :-D
38. soanja ( 09/02/2010 13:02)
xxx:

efa misentire ahy hoe misy zavatra ketrehiny dia lasa aho nitady micro espion
http://www.youtube.com/watch?v=xo4kzKKuQbU&feature=player_embedded#
nitombina ny ahiahiko satria tratrako niresaka fitriavana en telephone t@ lehilahy ,efa betsaka ny porofo azoko nefa izao dia tsy misy intsony ny ahiahy ,inona no tokony ataoko manaloana an'izany nefa izahay manana zanaka roa mbola kely

Mitondra fiovana amin'ny fiainantsika andavanandro taloha mihitsy ity fivoarana am ny teknolojia ity, hany ka maro ny misambodika ny olombelona tratrany.

Tsotra kely ny ahy ny hevitro. Fantatrao sy voaporofo fa mampirafy izy. Efa niresaka ianareo fa tsy nisy vokany. Inona izany no tsapanao? Te hisaraka dia hanorina fiainana vaovao sa hanambady vehivavy mandainga sy mijanganjanga eo? Inona no tianao? raha tsy zaka inona no ijanonana eo? sa ve matahotra ny hiatrika fiainana irery na hanimba ny efa milamina sy voatsangana? Iza no goavana kokoa ny olana? Alalino tsara. Tsy ny teny no zavadehibe amin'ny olombelona fa ny fihetsika na asa atao. Inona no lazainy dia inona no ataony?Tsy izahay eto no hahavaly izany fa izay tsapanao ao anatinao no tokony arahinao. Mijoroa fa lehilahy! Tsy mora ny fiainana fa izay tsy milavolefona ihany no mpandresy! Mahereza.

39. Ryhaj ( 29/11/2018 16:47)
Izaho dia nanamboatra application (Android ihany, tsy mandeha iPhone) ho an'ny RAD, atao ao @ telephone an'ny zanaka. Papa na maman dia afaka manaramaso(mamaky) ny sms sy appels rehetra(entrants/sortants) @ telephone an'zanany, izany mba iarovana azy @ olona miserasera aminy(refa miconnecte internet ilay ankizy vao lasa any @ compte personnel web-nao daholo ireo, mahazo login personnel enao).

PS: mazava ho azy, azo ampiasaina @ madama na ramose :)

Raha liana ianao, dia indro ny email-ko: "sms.vu@vu.cx"
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2507