Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx
(
05/01/2010 11:57)
Mba te ho légionnaire!
Maniry mafy ary tena mba te ho tafiditra eny @ légion étrangère aho ka sao dia mba misy afaka manome torohevitra sy manampy ahy. Tena fan an'io hatrin'ny ela ao.
Merci bcp...
tohiny
novalian'i franck101 ny 27/07/2010 14:10
xxx
(
05/01/2010 10:24)
au secours
slt daoly nareo, o faite g 1 gros pb question sentiment et j voudrai savoir ce que vous en pensez:
chui complétement folle amoureuse d'un mec qui a 15 ans de plus que moi (j'ai 18 ans), et il le sai...
tohiny
novalian'i rakapy ny 18/01/2010 16:37
jarifa
(
05/01/2010 08:40)
Vahaolan'ny Kaominina
Fa dia inona re ity e?
Ny fanapahana ny lalan'ny eny @ Petit Vitese ve no vahaolana ho an'ireo mpivarotra amorondala e? sa vahaolana noho ny fahatapahan'ny AGOA. dia ahoana indray izany ny tohiny avy...
tohiny
ramosekely
(
04/01/2010 23:27)
leo be ny mpisera e
jerevana daholo izao site rehetra misy vao2 any dago nefa toa tsy misy na inona na inona,tsy mety raikitra mihitsy e ,hany ka posiposy sy sarety avy any ampasika no lazain'i pikatti blindé,
ekentsik...
tohiny
novalian'i pikatti ny 06/01/2010 07:02
fijo
(
04/01/2010 22:17)
hoadaray re ry fis e
inona indray re ity ry HAT e,mba tandremo wa ireo zazamaditra ireo
Kolonely tafiditra amin’ny halatra vola roa gony
Manamboninahitra iray mitondra ny galona kolonely no voarohirohy tamin’ny ...
tohiny
novalian'i fijo ny 06/01/2010 22:19
xxx3
(
04/01/2010 21:49)
hietsika sa tsy hietsika an o eo eo eo ,oooeeee
efa vita iny ny AGOA ,hiandrasana ny hikatonan zone franche izay mahatratra 40000ny mpiasa direct,
very koa ny 10em FED mitentina 650millions d'euros
vita koa MCA izay mitentina 120dollars
navela ...
tohiny
novalian'i fijo ny 05/01/2010 21:14
fijo
(
04/01/2010 20:45)
hetram piangonana
raha ny resaka mandeha ,di ahakana hetra ny fiangonana.izao izany vao tsapa fa be"kil" ny fiangonana fa tsy misy "mpivavaka",ka raha "kil" kosa ve tsy aleo hakana hetra e....
tohiny
novalian'i 100tinl ny 04/02/2010 13:56
sylvain
(
04/01/2010 20:13)
interwiev any monja roindefo
nahatsapa i monja fa misy ny tsy mety ataony foza @ zao ary mahatsapa koa izy fa mizara ny miaramila ka mbola ho sarotra ny fivoahana @ crise
http://www.dailymotion.com/video/xbqo4c_decryptage-monja-...
tohiny
novalian'i fijo ny 05/01/2010 21:18
ralongue
(
04/01/2010 19:02)
Sperme
Manana olana tiko hifampizarana sy ilana vahaolana avy aminareo za. Tato ato de mihena ny quantité n'y sperme ko, tsapan'ny vadiko izany nefa za tsy miaraka amina sipa hafa. za aloha taloha dia tena ...
tohiny
novalian'i vale ny 01/02/2010 22:23
xxx
(
04/01/2010 16:32)
sipa gasy mola be ery vao hoe mahazaka vazaha
tsy haiko na lamody mihitsy ity miaraka @ vazaha ity aty andafy
nanana sipa gasy izay aho aho efa ho 4 taona izao,t@ izay nanao lamour zara raha mba manomeha plaisir tsara ery nefa noho niaraka t@ va...
tohiny
novalian'i vale ny 10/02/2010 15:04
3188
(
04/01/2010 15:53)
sara tiana
slt!misy sipako izay any dago efa dimy taona izahay no niaraka nefa zah lasa aty americ dia tsy itako ze atao nefa izy tena reveko an ! ...
tohiny
novalian'i 3188 ny 14/01/2010 20:33
3188
(
04/01/2010 15:29)
tsy mahita gasy
salut!sao dia mba manana adress e mail anieo gasy eto boston nareo fa tena tsy mahita gasy mihintsy zah aty.eto new hampshire zah no mipetraka...
tohiny
novalian'i Lejoba ny 25/01/2010 11:52
papala
(
04/01/2010 12:18)
TGV mpanodikodina
FA NANKAIZA NY FANAMBOARANA ny ROVA MAnjakamiadana E!no toa tsy nitohy intsony ? notaomina mangingina ny fitaovana rehetra teny dia nanamboarana ny etsy @ LAPAN'NY tanana etsy @13mai! 8O 8O 8O 8O ....
tohiny
novalian'i pikatti ny 06/01/2010 07:04
xxxw
(
04/01/2010 10:46)
DJ-cratie
Nakatona ny radiao fanazavana , nisy blem daholo ny site rehetra tato ato , oh topmada , ni-limogena Veloma Rahasipaoly, le directeur régional de la Communication d’Antsiranana limogé suite à la...
tohiny
novalian'i fijo ny 05/01/2010 21:21
TEGEVE
(
04/01/2010 10:23)
Mila manao sakrifisy daholo ianareo re olona o
Dia izay zany an, mila manao sakrifisy daholo ianareo re olona o, , tsy izaho no nanakatona ny AGOA!!! tsy izaho no nanao coup d'état !!!tsy izaho no nandripaka ny bois de rose!!!tsy izaho no nahaton...
tohiny
novalian'i fijo ny 05/01/2010 21:23
3188
(
03/01/2010 21:38)
tsy mahay
salut!mba mtady sopapa fa tena tsy itako mihintsy mampiditra hira @ ipod :oops: ...
tohiny
novalian'i badanne ny 15/02/2010 11:10
botretrai
(
03/01/2010 09:54)
taona vaovao 2010
faly miarahaba antsika rehetra ato :à namana tratry ny taona vao2.ho taona smbatra hoantsika rehetra anie ity taona ity ka mba ny soa hatrany no hirariantsika ary indrindra mba samy hanana fahasalama...
tohiny
yonikafopl
(
02/01/2010 22:12)
Marrons glacés
Za tsy dia tia zava-mamy loatra fa ny marrons glacés isantaona de tsy amelako mihintsy.
Tena lafo be nefa aty aminay fa efa ho 100$ ny Kg nefa io tsy ampy 2 jours de majifa, nanandrana nanamboatra z...
tohiny
novalian'i mmmhh ny 26/01/2010 13:12
zoam
(
02/01/2010 18:15)
tena mafy be le fiananana e ,FJKM mandoha impots
tena loza fa asainy fanjakana Fat(y) mandoha impots ny FJKM,efa avy norobaina ny magro dia ny fiangonana indray izao no karakaraina...
tohiny
novalian'i fijo ny 05/01/2010 21:24
fahombiazana
(
02/01/2010 06:24)
Gasy eto Nice!
Mba afaka mifanerasera @ ny gasy eto Nice kay ve? Aiza no misy fiangonana gasy....
Olona vaovao eto nice aho mantsy.
Misaotra ô!...
tohiny
novalian'i fahombiazana ny 13/05/2010 13:22
