Mila manao sakrifisy daholo ianareo re olona o
1. TEGEVE
(
04/01/2010 10:23)
Dia izay zany an, mila manao sakrifisy daholo ianareo re olona o, , tsy izaho no nanakatona ny AGOA!!! tsy izaho no nanao coup d'état !!!tsy izaho no nandripaka ny bois de rose!!!tsy izaho no nahatonga an'izao fiaina lafo izao !!! tsy izaho no tsy nety nifampiraharaha t@ mouvances sasany !!!
Manao sakrifisy fa efa mba nahavita aloha izaho izay HIHIHI ? izaho ve miraharaha , izaho miaina tsara hihihi, raha tsy hifidy ahy ianareo dia vao maika ataoko manao sakrifisy be , sady mbola ampiakariko ambony io hetram-piangonana io hihihi, IZANY NO FANESOANA ATAON'IREO TSY MATAHOTRA AN'ANDRIAMANITRA RETO ATO
TSSSSSS :oops:
Manao sakrifisy fa efa mba nahavita aloha izaho izay HIHIHI ? izaho ve miraharaha , izaho miaina tsara hihihi, raha tsy hifidy ahy ianareo dia vao maika ataoko manao sakrifisy be , sady mbola ampiakariko ambony io hetram-piangonana io hihihi, IZANY NO FANESOANA ATAON'IREO TSY MATAHOTRA AN'ANDRIAMANITRA RETO ATO
TSSSSSS :oops:
novalian'i fijo ny 05/01/2010 21:23
2. Bazilou
(
04/01/2010 10:26)
Mlagasy 20.000.000 ve dia tsy hisy afaka manongana an'io tgv io e, tsisy apoaka marina ianareo Malagasy ireto ilaozanareo misawal lava eto fotsiny tsy tonga dia pehana any :-D
3. ndotofetsi
(
04/01/2010 10:27)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) sady mbola mamo be izy ao =)) =)) =)) =))
5. esserra
(
04/01/2010 10:35)
Comment peut-on donc espérer, que par un coup de baguette magique, l’incompétence, les mensonges et l’absence absolue du sens de l’Intérét supérieur de la Nation et de celui de l’Etat, invisibles en 2009, vont apparaître soudainement en 2010 ? Comment croire que les fractures ouvertes dans l’armée par la mutinerie de Mars 2009, et aggravées par le comportement abject de certains officiers, vont soudainement disparaître ? Comment croire que la propagande de la HAT va étre suivie d’effet, et trouver une solution au chômage provoqué par le retrait de l’AGOA ? Comment croire que quelqu’un comme Rajoelina, qui a maintes et maintes fois démontré les limites de sa compréhension du concept de démocratie, possède la volonté et la capacité d’organiser des élections libres, transparentes et fiables ?
ADALANAREO TANY DAHOLO NO NAHATONGA AN'IO VE DIA IZAHAY NO HISAKRA SAKAA!!! MIDEMERDA AO ELAH !!! ZAY TSY TE HALALA FA DEGAZE DEGAZE ? TSY MAMELY TSY MAMELY
ADALANAREO TANY DAHOLO NO NAHATONGA AN'IO VE DIA IZAHAY NO HISAKRA SAKAA!!! MIDEMERDA AO ELAH !!! ZAY TSY TE HALALA FA DEGAZE DEGAZE ? TSY MAMELY TSY MAMELY
6. esserra
(
04/01/2010 10:39)
Endri-javatra nanamarika ny fetin’ny faran’ny taona sy ny Taombaovao tamin’ity, resaka isika samy isika, ny hamaroan’ny mamo teto Antananarivo Renivohitra sy ny manodidina. Na izany ireo resin-tory teny an-dalambe na izany ireo naratra vokatry ny ady na ny fianjerana ka nentina teny amin’ny hopitaly. Nisy mihitsy ireo izay mbola tsaboina eny amin’ny hopitaly fa saika matin’ny toaka tratran’ny «coma ethylique». Endri-piainana sy endri-javatra eo amin’ny fiarahamonina ny olona mamo. Saingy ny manaitra sy ny mahavariana toa lasa mitombo ny isan’izy ireo tamin’iny faran’ny taona iny. Vokatry ny krizy sa mba te hanala azy fotsiny ihany?
7. ndotofetsi
(
04/01/2010 11:14)
resin-tory teny an-dalambe na izany ireo naratra vokatry ny ady na ny fianjerana ka nentina teny amin’ny hopitaly.
Sao any i ouioui =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
8. swnan
(
04/01/2010 13:37)
Mbola aty France zà ry reto a,ianareo Tim ireo alefa tsiafahy hon hon hon :twisted:
10. pikatti
(
04/01/2010 22:22)
tsy izaho no nanakatona ny AGOA!!! tsy izaho no nanao coup d'état !!!tsy izaho no nandripaka ny bois de rose!!!tsy izaho no nahatonga an'izao fiaina lafo izao !!! tsy izaho no tsy nety nifampiraharaha t@ mouvances sasany !!!
Izahay tsy te halala enao no teo de ianao ihany no tompon'andraikitra aloha ,iza maniraka mihaino an' i Ratsi-sahona-na
12. esserra
(
05/01/2010 07:58)
Na zaza io ry fijo izy no te hantsoina prez ====>mi assume zany fa tompon'andraikitra fa tsy rehefa tsy mandé dia nyhafa no lazaina fa rangory fototry ny afo
Marina ny anlah rapikany mihaino mpamosavy koa aty no tarainana
Marina ny anlah rapikany mihaino mpamosavy koa aty no tarainana
13. fijo
(
05/01/2010 21:23)
mamela azy wa fa zaza io,nareo ko tsssss,avelao io zaza io aloha hilalao kely eo e
