Sperme

1. ralongue ( 04/01/2010 19:02)
Manana olana tiko hifampizarana sy ilana vahaolana avy aminareo za. Tato ato de mihena ny quantité n'y sperme ko, tsapan'ny vadiko izany nefa za tsy miaraka amina sipa hafa. za aloha taloha dia tena nanao RS be mihitsy no sady mbola mimaste ihany koa. Nefa rraha ny taonako, tsy mbola hoe zokiny, 38 ans za zo. lasa miteraka ady eo aminay sy ny vadiko io zavatra io, satria taloha tena mitosaka be mihitsy. Inona no tokony hataoko na zavatra hoaniko mba hampitombo azy? ary koa sao dia tsy mampiteraka intsony satria izahay mbola hiteraka; misaotra betsaka amin'ny torohevitra omenao na vavy na lahy raisina daholo. (l) (l) (l) :-* :*
novalian'i vale ny 01/02/2010 22:23
2. xxx ( 04/01/2010 19:52)
raha te ho be ranony ,dia mihinana viande be toy ny henakisoa 24h alohany rapport ,assuré fa ho be jus ,andramo fa tena marina io io ary tsy vitany hoe be jus fa mitazona tsara mihitsy :lol: :lol: :lol:
3. jarifa ( 05/01/2010 04:08)
Mba manandrama mihinana mangahazo manta dia aza atelina ny faikany fa ny ranony ihany atelina
4. xxx ( 05/01/2010 08:11)
Hoy i xxx2 : misotroa sperme be dia be dia be sperme


Izany angaha no mahazatra anareo, de mazotoa amin'ny fisotroana
5. jarifa ( 05/01/2010 09:07)
Samy manana ny mahazatra azy tokoa angamba lesy io a?
6. botretrai ( 05/01/2010 19:43)
tena ni toucher ahy be ny tantaranao! voalohany aolha dia tadidio fa ianao no topon,ny vatanao fatsy ny vadinao! donc ny miconsulter dokotera le plus vite possible no tokony ataonao.tsy hoe akory rehefa nitosatosaka be izy io taloha dia tsy normal raha kely sisa amzao mety resaka prostate izany na fatigue koa.peu unporte ny quantité,ny sperm tokony tsy hideranger.ny vehivavy! fa ny vadindramose kosa angamba efa zatra tondratondrahana be.mahereza eh.
7. jarifa ( 06/01/2010 04:29)
ka ilay izy anie raha ny fazahoako azy misy mandeha ny azy fa kely dia mitady hoe betsaka izy fa tsy ampy anasan-drafotsy Tarehy e, ny ilatavany fotsiny no voasasa @ izao =D> =D> =D> =D>
8. botretrai ( 06/01/2010 17:49)
jarifa oa dia toujours mampiomehy foana! fa atoavy serieux tokoa aloha lay resaka mangahazo !tena marina ve io! ala limite kosa angamba io! fa tsy ilay volaza etsy ambony oe mihinàna henakisoa alohan,ny hiasàna.sady dia ahoana zany ry zalahy musulmans amnio :lol:
9. jarifa ( 07/01/2010 04:47)
Ilay mangahazo aloha resaka serieux dia mihinana koa yaourt sy tamenak'atody fa mety koa hono io e! dia mba ilazao za refa mba mahafeno kaopy ialahy an!
10. Mirananirina ( 07/01/2010 12:06)
toa tsy manana sosokevitra aho ko.
11. kotobekibo ( 09/01/2010 00:06)
botretrai:
tena ni toucher ahy be ny tantaranao! voalohany aolha dia tadidio fa ianao no topon,ny vatanao fatsy ny vadinao!


ka nareo vhv anie mi-scene e! raha vao kely ny sperme tonga d efa hoe " nitsaingona tany injay énao "
d raikitra ny ankety b manadala ; miafara @ gidra . nefa tsy misy ifandraisany .

mila manao cure na magnésium kely élah bainn a! d ny produits ronono rehetra koa aza adino , indrindra ny yaourt . Ilay tapotsin'atody mihitsy no tena mety tsara . Iny manko tena proteine b 100% naturel , sady mampatanjaka .
Ilay mangahazo injay tsy haiko , za tsy mbola naheno .
Mazotoa e! ;-)
12. jarifa ( 09/01/2010 05:45)
tena marina mintsy izany kotobekibo a, indrindra fa mba hoe elaela kely ny anao vao tonga nefa enao efa elaela indray vao nanao, dia mandeha @ izay ilay fanontaniana hoe" fa maninona ny anao no elabe vao tonga nefa tsika ary izay elabe tsy nanano" =)) =)) =)) =)) =)) =))
io mintsy ny fanontaniana mandeha vao vita ny RAS
13. xxx ( 09/01/2010 21:54)
hi!hi! mampiomehy mintsy reto!dia izay zany ry rallongue a! dia araho tsara daolo ireo prescription,ny dokotera rehetra ireo zany oe mangazo manta maraina,magnésium kely ny atoandro,dia bcp de yaourt le soir.zay e! dia mba ilazao ny resultany ihany ry radoko rht e.bon courage nareo sy madame.
14. xxx ( 12/01/2010 10:41)
:-D :-D :-D Tisane de tilleul !! andramo kely 2andro fotsiny isaky ny handeha hatory , antsasa-litatra no hivôka ao !!!
15. xxx ( 12/01/2010 20:25)
[quote=xxx]
:-D :-D :-D Tisane de tilleul !! andramo kely 2andro fotsiny isaky ny handeha hatory , antsasa-litatra no hivôka ao !!!
[/quot
:lol: fa ra misotro tilleul ve tsy tokony lasa be pipi eh! sa ny anareo kosa angamba tonga @ lay fitenenana oe herikerika mahatondradrano.
16. jarifa ( 14/01/2010 04:17)
xxx:

[quote=xxx]
:-D :-D :-D Tisane de tilleul !! andramo kely 2andro fotsiny isaky ny handeha hatory , antsasa-litatra no hivôka ao !!!
[/quot
:lol: fa ra misotro tilleul ve tsy tokony lasa be pipi eh! sa ny anareo kosa angamba tonga @ lay fitenenana oe herikerika mahatondradrano.




ka ny andrizalahy anie pipy no alefa any e hihihi =)) =)) =))
17. xxx ( 14/01/2010 05:09)
Hoy jarifa
ka ny andrizalahy anie pipy no alefa any e hihihi

De sotroy lesy ry jarifa a!!! :-D :-D :-D :-D :-D
18. 3188 ( 15/01/2010 16:05)
=D> =D> =D>
19. jarifa ( 16/01/2010 05:26)
xxx:

Hoy jarifa
ka ny andrizalahy anie pipy no alefa any e hihihi

De sotroy lesy ry jarifa a!!! :-D :-D :-D :-D :-D



Nga ialahy efa nanandrana nisotro koa le? :twisted: :twisted:
20. xxx ( 16/01/2010 08:14)
Mila mitsabo saina lesy elah ry jarifa fa toa lasa nirifatra kle :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2858