sipa gasy mola be ery vao hoe mahazaka vazaha

1. xxx ( 04/01/2010 16:32)
tsy haiko na lamody mihitsy ity miaraka @ vazaha ity aty andafy
nanana sipa gasy izay aho aho efa ho 4 taona izao,t@ izay nanao lamour zara raha mba manomeha plaisir tsara ery nefa noho niaraka t@ vazaha efa pret retraité ,tsy ho lazaiko aminareo fa dia hoe esclave sexuel mihitsy le sipa
novalian'i vale ny 10/02/2010 15:04
2. botretrai ( 04/01/2010 17:36)
zà koa aloha dia dacor amnio tenindrangahy io! mahagaga mihintsy fa ny sipa gasy rehefa miaraka amina vazaha! dia tena mihevitra azy hoe tena ambony be mihntsy,nefa rehefa tena dinihana dia faran,izay pourri ary tena esclavendry zalahy tokoa.
3. Papoose ( 04/01/2010 17:48)
ka io ne samy mitady zay tadiaviny fa tsy voatery ho takatrao daholo ny tadiaviny e!!!
4. xxx ( 04/01/2010 18:12)
matahotra ny tsy ho tiana dia manao n'importe koi nefa rehefa lany ny tsiro dia voadaka @ izay :-D :-D
5. kelly13 ( 04/01/2010 18:25)
zany v ry xxx sy botretrai? =))
6. ralongue ( 04/01/2010 18:53)
Ny sasany moa ohatry ny mifampitantana amin'ny dadabeny.
7. Papoose ( 04/01/2010 21:43)
xxx3, arakarak'le tsiro koa io sy zay fahataperany @ tsirairay..

8. xxx ( 04/01/2010 22:36)
en plus rehefa miaraka @ vozongo matetika voatifitra aloha sy ao riana double face be izao,ny vava moa dia maty hasina mihitsy ,indrisy fa le bandy gasy kely inoncent tonga dia mitsaoda be @ le sipa :^) :^) :^)
9. xxx ( 04/01/2010 23:05)
Efa lany daty io mizesta io zao , taloha le be zesta zao ny mifanohatra daholo no sainan'ny olona azy satria efa samy tao daholo :lol:
10. xxx ( 04/01/2010 23:16)
ah tsy mahita marina ianao ,firy no be getse hoe nahazaka vozongo ,misy aza dia sipa manambady gasy izao mbola milingilingy @ vozongo ihany ,misy sasany manao menage nefa lasa nivadika manegé :-D :-D :-D
11. jarifa ( 05/01/2010 07:17)
Ka ny mampisisika azy ireo anie ilay mahita ny mangidy tsy mahasahy mitantara ny ngidiny @ vhv sasany fa manafina foana dia hoe tsara ny manao @ vazaha noho ny @ gasy dia avy koa ilay vendram- Pourie dia mihazakazaka daholo anambady vazaha nefa vao azon-drizalahy tonga dia essai aloha any @ VVa, Vdy, sns.....Tsy aleo manam-bady gasy ihany na dia miaina @ fomban-drazana ary :evil: :evil: :evil: :evil: :evil:
12. kelly13 ( 05/01/2010 07:42)
=)) =))

d aiza ho aiza le olana?
13. xxx ( 05/01/2010 07:45)
ary i jarifa neveriko fa mba olona sensé refa mandinika ny zvt rehetra soratany any an-kafa aho mouhahahahaha! eshy aho oeeeee
14. jarifa ( 05/01/2010 09:11)
Tsy voatery kosa ra xxx a? mba olombelona mitovy ihany anie hihihihihihi
mazotoa les ra xxx
15. xxx ( 05/01/2010 16:51)
BRAVO JARIFA izay mihitsy lesy an
16. ravonjison ( 05/01/2010 17:20)
xxx:

tsy haiko na lamody mihitsy ity miaraka @ vazaha ity aty andafy
nanana sipa gasy izay aho aho efa ho 4 taona izao,t@ izay nanao lamour zara raha mba manomeha plaisir tsara ery nefa noho niaraka t@ vazaha efa pret retraité ,tsy ho lazaiko aminareo fa dia hoe esclave sexuel mihitsy le sipa

Sao kosa aza dia fialonana ny anao??? Tsy voatery hoe misekoseko izy na miseho manambony tena, fa juste hoe nahita ny tadiaviny izy ka nisokatra tanteraka " psychologiquement " . Samy mitady izay tadiaviny daholo ny rehetra.
Itadiavo valiny ny fanontaniana : inona marina moa no tadiavin' ny vehivavy ? Ary inona moa no zavatra hitany tao @ ilay vazaha , izay tsy hitany tao aminao ?
Raha voavalinao ireo fanontaniana ireo dia mety misy indray any aoriana any vehivavy lasa esclave sexuelle- nao . Miezaha e ....
17. xxx ( 05/01/2010 18:23)
ravonjison:

:-D :-D :-D
18. botretrai ( 05/01/2010 19:31)
ralongue:

Ny sasany moa ohatry ny mifampitantana amin'ny dadabeny.

ie! tena marina daolo reo voalaza ireo! zà ko a dia manana naman sy havana manambady vazaha sy sypa! fa tena hoatran,ny olona very zany daolo ry zareo,tsy hainy tsony ny tena fototra niavihany,surtout ny education,ny ankizy! toa mahamenatra azy ireo ny mampiseho amreo vazaha ireo ny fomba2 gasy rehetra nefa tokony ho fiere n,izany ny tena.mampalahelo lay toetsaina,nefa atao ahoana moa fa rehefa mafy ny fiainana dia lasa mahay manavaka intsony ny atao hoe vrai sentiment sy ny interet ny vhv sasany,fa tsy io voalaza oe ambony io hoe misy zvt tsy azony avy aminao matoa izy mitady amvazaha sns,.... zay aloha dia manambady gasy! fa mbola tsy misy matsiro hoatran,ny henaritra gasy toa izay vieux saosisy mergez,mbazaha hi!hih!
19. kelly13 ( 05/01/2010 20:15)
ka io samy manana ny tiany zany e, ianao tia henaritra gasy, ny sasany tia "vieux" saosisy merguez,mbazaha! hatramin'izao tsy mbola hitako foana oe aiza ho aiza le olana satria tsy ny rehetra no toy izao:

zà ko a dia manana naman sy havana manambady vazaha sy sypa! fa tena hoatran,ny olona very zany daolo ry zareo,tsy hainy tsony ny tena fototra niavihany,surtout ny education,ny ankizy! toa mahamenatra azy ireo ny mampiseho amreo vazaha ireo ny fomba2 gasy rehetra nefa tokony ho fiere n,izany ny tena.mampalahelo lay toetsaina,nefa atao ahoana moa fa rehefa mafy ny fiainana dia lasa mahay manavaka intsony ny atao hoe vrai sentiment sy ny interet ny vhv sasany

ka aza afnagaro ny akoho sy gisa fa samy manana ny hanitra ho azy

20. xxx ( 05/01/2010 20:31)
@ general tsy dia ratsy daholo akory gasy manambady vazaha fa raha misy 1/1000 ve tsy mba efa tsara e ,miara antitra
imagineo hoe le sipa 25ans le vazaha 55ans
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.2783