sipa gasy mola be ery vao hoe mahazaka vazaha
21. jarifa
(
06/01/2010 04:37)
ka ilay manmbady vazaha anie tsy ratsye, fa ilay toe-tsain'ilay gasy manambady vazaha mihintsy no voa satria, raha vao hoe nahazo vazaha izy dia lasa aratsiana tanteraka mihintsy ilay Gasy izay nipoirana, tenena taholo ny hoe lhl gasy mampirafy, mamono vady, kamo,sns... an + miavona ohatranireny hoe izy no tena fav nef voudy no amidy vao mba mahita rirany @ fiainana.
Ny tena marina za tena tsy mirevy anle fikany mintsy e.

22. ravonjison
(
06/01/2010 09:00)
kelly13:
ka io samy manana ny tiany zany e, ianao tia henaritra gasy, ny sasany tia "vieux" saosisy merguez,mbazaha! hatramin'izao tsy mbola hitako foana oe aiza ho aiza le olana satria tsy ny rehetra no toy izao:
zà ko a dia manana naman sy havana manambady vazaha sy sypa! fa tena hoatran,ny olona very zany daolo ry zareo,tsy hainy tsony ny tena fototra niavihany,surtout ny education,ny ankizy! toa mahamenatra azy ireo ny mampiseho amreo vazaha ireo ny fomba2 gasy rehetra nefa tokony ho fiere n,izany ny tena.mampalahelo lay toetsaina,nefa atao ahoana moa fa rehefa mafy ny fiainana dia lasa mahay manavaka intsony ny atao hoe vrai sentiment sy ny interet ny vhv sasany
ka aza afnagaro ny akoho sy gisa fa samy manana ny hanitra ho azy
Marina dia amrina tokoa . Ary hatramin' izao tokoa dia mbola ty hitako hoe aiza ilay olana.
23. ravonjison
(
06/01/2010 09:02)
kelly13:
ka io samy manana ny tiany zany e, ianao tia henaritra gasy, ny sasany tia "vieux" saosisy merguez,mbazaha! hatramin'izao tsy mbola hitako foana oe aiza ho aiza le olana satria tsy ny rehetra no toy izao:
zà ko a dia manana naman sy havana manambady vazaha sy sypa! fa tena hoatran,ny olona very zany daolo ry zareo,tsy hainy tsony ny tena fototra niavihany,surtout ny education,ny ankizy! toa mahamenatra azy ireo ny mampiseho amreo vazaha ireo ny fomba2 gasy rehetra nefa tokony ho fiere n,izany ny tena.mampalahelo lay toetsaina,nefa atao ahoana moa fa rehefa mafy ny fiainana dia lasa mahay manavaka intsony ny atao hoe vrai sentiment sy ny interet ny vhv sasany
ka aza afnagaro ny akoho sy gisa fa samy manana ny hanitra ho azy
Marina dia marina tokoa . Ary hatramin' izao tokoa dia mbola tsy hitako hoe : aiza ny olana ?
24. xxx
(
06/01/2010 09:46)
Ny olana ?? rehefa any aoriana any mikasika ny identité ny ankizy teraka , ny fanabeazana azy , ny ho fomba fiainany , bref ny fiainan' ireny ankizy ireny mihintsy rehefa tonga @ fotoana hizaka tena samy irery sy hiatrehany ny fiainana @ ankapobeny !! Indrisy mantsy ry sôsisy merguez sy roti de viande , :lol: :lol:
25. ravonjison
(
06/01/2010 09:54)
botretrai:
ralongue:
Ny sasany moa ohatry ny mifampitantana amin\'ny dadabeny.
ie! tena marina daolo reo voalaza ireo! zà ko a dia manana naman sy havana manambady vazaha sy sypa! fa tena hoatran,ny olona very zany daolo ry zareo,tsy hainy tsony ny tena fototra niavihany,surtout ny education,ny ankizy! toa mahamenatra azy ireo ny mampiseho amreo vazaha ireo ny fomba2 gasy rehetra nefa tokony ho fiere n,izany ny tena.mampalahelo lay toetsaina,nefa atao ahoana moa fa rehefa mafy ny fiainana dia lasa mahay manavaka intsony ny atao hoe vrai sentiment sy ny interet ny vhv sasany,fa tsy io voalaza oe ambony io hoe misy zvt tsy azony avy aminao matoa izy mitady amvazaha sns,.... zay aloha dia manambady gasy! fa mbola tsy misy matsiro hoatran,ny henaritra gasy toa izay vieux saosisy mergez,mbazaha hi!hih!
Izay ihany ange ry Botratrai no mahavoa antsika lehilahy e. Au lieu de hanontany isika hoe : inona no ao ampon\' ny vehivavy, ny interpetation -ntsika ihany no asisintsika , toy io ataonao io.
Anontanio izy dia ho fantatrao ny zavatra tadiaviny:
- raha vola no tadiaviny, dia andana aloha mitady vola ( fa aza be menomenona), raha olona sportif no ilainy , dia manaova aloha sport, raha toetra tsara sy franc, genereux, tsy mandainga, tsy miorona @ fomba gasy tranainy sy efa lany andro no tadiaviny , dia anjaranao no mieritreritra raha hiova ianao dia ho azonao izy........fa tsy ny ao andohanao ao foana no asesikao : hoe very izy.
Manana ny raison iny , ka izay no tokony ho fantatrao.
-Education ??? : tsy azoko ny tianao lazaina, sa enao mieritreritra fa ny education gasy no tena tsara indrindra eran-tany ?
-Menatra ny mampiseho ny fombafomba gasy: arakaraka. Misy leisy ny fomba gasy sasany efa tena nilaozan\' ny toe-trandro ka tsy tokony atao intsony a.
- Tsy misy matsiro ohatry ny henaritra gasy : tsy haiko ianao raha efa nihinana sakafo hafa . Izaho efa nihinana sakafo chinois, francais, thaillandais, espaniol. italien...fa ny tsirairay samy manana ny mahaizy azy sy tsara daholo. Donc samy manana izay tiany io.
26. ravonjison
(
06/01/2010 10:10)
jarifa:
ka ilay manmbady vazaha anie tsy ratsye, fa ilay toe-tsain'ilay gasy manambady vazaha mihintsy no voa satria, raha vao hoe nahazo vazaha izy dia lasa aratsiana tanteraka mihintsy ilay Gasy izay nipoirana, tenena taholo ny hoe lhl gasy mampirafy, mamono vady, kamo,sns... an + miavona ohatranireny hoe izy no tena fav nef voudy no amidy vao mba mahita rirany @ fiainana.
Ny tena marina za tena tsy mirevy anle fikany mintsy e.
Misy leisy toetra ratsy ananan' ny lehilahy gasy sasany a, ka matetika miaritra fotsiny no ataon' ny vehivavy gasy a. Fa rehefa mahita posssibilité hialana @ izany izy dia ataony. Ohatra hoe nahita lehilahy tsy manana ireo toetra ratsy ireo izy dia iny lehilahy iny no iarahany , noho izany tsy voatery ho vazaha ilay izy. Ka rehefa miaraka @ io lehihaly io izy, izay vao afaka milaza sy manakiana ilay toetra ratsy (" milaza ny zava-misy " ): anisan' io toetra io ny mampirafy, mamono vady sns....
Tsy toe-tsaina voa izany amiko fa normal. Ianao angamba no tsy nahazo ka be menomenona . Tsy any @ ilay bandy na ilay sipa mihitsy ny olana, fa kosa ilay fampirafesana, famonoana vady.
Misy fomba fiteny vazaha izay : " Ny gisa voatifitra hoa tsy maintsy mitabatabata be foana "
27. kelly13
(
06/01/2010 10:44)
kou refa tsy hainao ny mitaiza ny taranakao na gasy na vaza ny vadinao d enao mintsy no misy olana zany
tsy hoe rehefa gasy, araka io lazain'i ravonjison io d tena tapitrohatra tsy misy azo kihanina fa rehefa razan'oul hafa d tsisy ilavana azy!
jarifa>voudy amidy aôna kou e? nga refa manambady vaza d mivarotra voudy zay no dikany? zay zao ohatra ilay toe-tsaina gasy tsisy ilavana azy mihintsiny, mba asio fivoarana iany fa efa taon-jato 21 tsika zao!(izay le oe aza afangaro ny akoho sy ny gisa oa) ary le fikanao kou tsy d tena oe tsara klou fa aleo tsorina!
ary ra lhl gasy manambady vaza? toy izao kou v ny fomba fisainanareo lhl be oaoaoa reo? oe mivarotra ny voudiny kou e, milaza fa kamo ny vhv gasy, mpamono vady, mampirafy...

28. maryline
(
06/01/2010 10:49)
ravonjison:

Ny vadin'ny Ravonjison angamba de sambatra be mihitsy satria rehefa mamaky dinika eto zah dia tena mahavariana foana ny valiteninao marina e! " lehilahy manaja vady enao, lhl tsy mamono vady, lhl mahay mahandro, lhl mahay mikarakara tokatrano, lhl mahay mampirevy ny vadinao koa dia inona izany no tsy ampy aminao e! ASA re!!!!! Tratrin'ny taona aloha e!
29. mandrindra
(
06/01/2010 12:26)
tena variana aho.
lasa manao sy manome be hoe ny sipa rehefa avy mairaka amin"ny vazaha??? efa nanadrana izany matoa afaka manamarina, nefa toa be ny milaza ho tokampitiavana eto. kanefa raha toa ilay sipa ka lasa manome be, dia azo lazaina koa hoe mahay manao izany ilay vazaha.
ka ny sipa ve mialona satria tsy mahay manao noho ilay sipambazaha taloha. ka ny bandy ve mialona satria tsy nahazo ny azon'ilay vazaha???? ahan
vava, vody aloha ariana doubla, tripla ..... io inday dia resaka fahafinaretana io. aza mitsar izay fianana aratseksan'ny sasany; sa rehefa tsy mitovy fijery aminareo dia ratsy avokoa fa ny tokampitiavana sy ny misionera ihany no tena izy. tsaiklouuu eee
na antitra, na dadabe, na iza na iza miaraka aminy safidiny iny. ny mpitazana indray ve no maray kibo nefa ny jerena no misotro menaka.

30. ravonjison
(
06/01/2010 14:59)
Salut Maryline a. Taitra kely ihany aho rehefa nahatsapa fa manaraka izay rehetra soratako eto ianao. Raha tianao ho fantatra hoe olona toa iza moa aho no manana hevitra toy ireny ( araka ny zavatra sorakato ) , dia ho lazaiko vitsivitsy etsy ambany ny momba ahy, ary asiako ohatra mba ahazoanao sary antsaina. Alohan\'izany anefa dia misy tsipona tiako hampitaina itý :
\" Ny fandrosoana dia araka ny fahafantaran\' ny tsirairay ny izao tontolo izao.Taloha raha mbola tao andavabato ny olona dia io lavabato io ny izao tontolo izaony, dia nihitatra izany ka lasa, tokontany lehibe, vohitra kely, tanána, firenena.@ izao fotonana izao dia ny firenena ilay manontolo no izao tontolo izao ny sasany ( oh : Obama), nijanona io lavabato io kosa hoan\' ny olona sasany.
E D Andriamalala \" Ilay vohitry ny nofy \"
1- Manana anabavy 5 aho. Ny iray efa nisaraka t@ vadiny efa 10 taona lasa izay.Nianatra tany andafy mantsy izy,dia nifankahita t@ tovolahy gasy izy tany. Nanao mariage tany ireo talohan\' ny nodian\' izy ireo. Raha mbola tany andafy izy ireo dia nandeha tsara ny fiainany, fa nony tonga tady Dago izy ireo dia nivadika tanteraka ny fiainany. Satria ilay tovolahy niverina t@ toerana misy azy, ary niverina tanteraka koa ny toetrany sy ny fomba fisainany.
Avy any antsimo izy, ary tany koa ry zareo sy ny baviko no nipetraka. Any aminjareo any dia misy fombafomba hoe : raha tsy mbola nangalatra omby ny lehilahy dia tsy mahazo manambady.Ankoatr \' izay dia ny rafozam-bavy daholo no manapaka izay rehetra ao antrano.
Raha mbola tany andafy ireo dia tsy nisy olana, fa nony nipetraka tany atsimo kosa dia nivadika tanteraka ilay tovolahy, araka ny fomba misy sy mahazatra azy. Tsy tantin\' ny baviko anefa ny zava-misy ka dia nisaraka ireo no niafarany.
2- Nianatra tatý andafy aho, t@ université izay misy etranger be dia be. Dia ninamana t@ ankizy kristianina, silamo, buddiste, fivavahana isankarazany...ary niara-nisakafo t@ izy ireo koa. Noho io experience io dia fantatro fa tsy misy fivavahana farany tsara eto antany, fa kosa samy manana ny mahaizy azy daholo. Ny sakafo koa dia toy izany, ny olona koa.
Izany hoe be dia be ny possibilité eran-tany, fa tsy voatery hoe izay misy sy hita ao Dago fotsiny no ampiasaina sy hiononana.
3- 18 ans aho no nandeha nianatra tany andafy. Voatery tsy maintsy nianatra nahandro, satria tsy te hihinankinana zavatra eny andalana.
4-Ankoatry ny asako dia mampianatra mandihy no fialamboliko. Ny fandihizana atý dia sport tena manandanja tokoa satria sady sport izy io , no mode vie, no filosofie. Ka ireo mpandihy matetika dia mpandihy ihany koa no olon-tiana tadiaviny, @ izay mitovy ny tadindokanga. Ka raha misy bandy hafa ohatra mitady sipa mpandihy , matetika lavin\' ilay sipa.
Ka izay no mahatonga ahy atsy ambony atsy milaza hoe : olona toy inona no tadiavin\' ilay vehivavy ? Fa tsy azo atao fotsiny hoe very saina izy sns...
Lava loatra fa mety ampy @ ahafantaranao ny hevitro.

31. maryline
(
06/01/2010 15:10)
Ampy tokoa ny fanazavana dia misaotra indrindra amin'ny rehatra e! hay ve ianaoka mahay mampianatra mandihy e! Faly mahafantara.
Ny zava-dehibe by eo amin'ny fiainana dia ny fanajana ny fomba fiainanany n'inon'inona izany. Arak'ilay voasoratra hoe " IZAHO IRERY NO AFAKA HILAZA AMINAO HOE: IZA MOA IANAO? IZAHO ILAY NAHARY ANAO"

32. botretrai
(
06/01/2010 17:43)
xxx:
Ny olana ?? rehefa any aoriana any mikasika ny identité ny ankizy teraka , ny fanabeazana azy , ny ho fomba fiainany , bref ny fiainan' ireny ankizy ireny mihintsy rehefa tonga @ fotoana hizaka tena samy irery sy hiatrehany ny fiainana @ ankapobeny !! Indrisy mantsy ry sôsisy merguez sy roti de viande , :lol: :lol:
o ry xxx a! toa be panenjika be letsy tsika roalahy zany eto a! hi!hi! vopotsitra indray mantsy ny fokelindry sipambazaha sy ry vadimbazaha ka tena lasa nangotraka be tapoka teo ry zareo. mbola averinay eto ihany aloha fa mbola tsy nisy sipa gasy niteny angamba hatrmzao fa tsy tia henarita gasy e! sady voavotsitra tsara ery.
33. Papoose
(
06/01/2010 17:52)
mbola averinay eto ihany aloha fa mbola tsy nisy sipa gasy niteny angamba hatrmzao fa tsy tia henarita gasy e! sady voavotsitra tsara ery.
tsary azoko!
34. kelly13
(
06/01/2010 18:42)
papoose>tsy haiko ny tiany tenenina @ le henaritra (asa maina kely ngamba) fa le oe voavotsitra d vita didi-pôtra
ra hena ritra handro gasy alou d mba tia iany ra izaho manokana e, fa ra le henaritra voavotsitra araka io lazainao io d aleoko merguez
36. xxx
(
06/01/2010 20:33)
o ry xxx a! toa be panenjika be letsy tsika roalahy zany eto a! hi!hi! vopotsitra indray mantsy ny fokelindry sipambazaha sy ry vadimbazaha ka tena lasa nangotraka be tapoka teo ry zareo. mbola averinay eto ihany aloha fa mbola tsy nisy sipa gasy niteny angamba hatrmzao fa tsy tia henarita gasy e! sady voavotsitra tsara ery.miseho azy ho zavatra mihitsy ireto lehilahy ireto ka!
38. sakaizakely
(
06/01/2010 22:14)
elaela tsy nitsidika sera kay misy dinika milay b ato
tokony afindra ary am hatsikana ity fa mampi lol leuleu
de asina doublon ary am sakafo , laoka anio : merguez ritra na gisa mozatra
:�) :�)

39. jarifa
(
07/01/2010 05:00)
kelly13:
kou refa tsy hainao ny mitaiza ny taranakao na gasy na vaza ny vadinao d enao mintsy no misy olana zany
tsy hoe rehefa gasy, araka io lazain'i ravonjison io d tena tapitrohatra tsy misy azo kihanina fa rehefa razan'oul hafa d tsisy ilavana azy!
jarifa>voudy amidy aôna kou e? nga refa manambady vaza d mivarotra voudy zay no dikany? zay zao ohatra ilay toe-tsaina gasy tsisy ilavana azy mihintsiny, mba asio fivoarana iany fa efa taon-jato 21 tsika zao!(izay le oe aza afangaro ny akoho sy ny gisa oa) ary le fikanao kou tsy d tena oe tsara klou fa aleo tsorina!
ary ra lhl gasy manambady vaza? toy izao kou v ny fomba fisainanareo lhl be oaoaoa reo? oe mivarotra ny voudiny kou e, milaza fa kamo ny vhv gasy, mpamono vady, mampirafy...
Ka io tsy hoe toe-tsaina oviana na oviana fa amiko rehefa Gasy ianao manambany ny Gasy nipoiranao fa hoe nahazo vazaha na nanambady vazaha dia misy mahasahy milaza mihintsy hoe tsy tia lhl gasy, any anie no tena mandreraka fa ianao anambady vazaha tsy ivakiko loha e, fiainanao iny izay mampety ny fiainanao fa aoka kosa tsy hanaratsy na hanambany ny lhl gasy mitsy, fa ianao akory tsy hoae manambady vazaha dia ho lasa vazaha ny zanakareo aza mbola tsy vazaha fa mbola metisy,
Ny tena marina dia mba mamakia ianao forum ao @ sobika dia mba jereo sy eritrereto ireo teny mandreraka ataon-dreo vhv mba manambady vazaha dia angamba ianao tsy hanome tsiny ahy
40. xxx
(
07/01/2010 05:40)
Ka io tsy hoe toe-tsaina oviana na oviana fa amiko rehefa Gasy ianao manambany ny Gasy nipoiranao fa hoe nahazo vazaha na nanambady vazaha dia misy mahasahy milaza mihintsy hoe tsy tia lhl gasy, any anie no tena mandreraka fa ianao anambady vazaha tsy ivakiko loha e, fiainanao iny izay mampety ny fiainanao fa aoka kosa tsy hanaratsy na hanambany ny lhl gasy mitsy, fa ianao akory tsy hoae manambady vazaha dia ho lasa vazaha ny zanakareo aza mbola tsy vazaha fa mbola metisy,Fa ahoana moa no ahazoana porofo mazava fa tena vehivavy marina ireo mitantara ao @ forum sobika? Eto @ sera² aza izao misy vehivavy. ary ao @ momba azy izy milaza fa lehilahy, na ny mifamadika @ zany, lehilahy izy dia mody milaza fa vehivavy sns? :roll: