sipa gasy mola be ery vao hoe mahazaka vazaha
41. kelly13
(
07/01/2010 06:06)
assumer-o ny zvt nosoratanao fa aza maka excuse oe vakio ny forum ao @ sobika e
42. tywa68
(
07/01/2010 08:33)
Ary sao d tsy ampy sakay ary lay henaritra-nareo sady ny vhv koa anie mba mila kotikotiana fa tsy hoe rhf azo d vita ny aminy : farany izy mitodika ery @ sinoa sy vazaha mahay mampifaly azy :D
43. maeva74
(
07/01/2010 08:38)
tywa68:
Ary sao d tsy ampy sakay ary lay henaritra-nareo sady ny vhv koa anie mba mila kotikotiana fa tsy hoe rhf azo d vita ny aminy : farany izy mitodika ery @ sinoa sy vazaha mahay mampifaly azy :D
rehefa mahay manisy epices moa ry Tywa dia tiantsika fôna moa ô! "GAsy ka manja moa rehefa matsiro :lol: :lol: :lol:
45. Mirananirina
(
07/01/2010 12:11)
sipa gasy mola be ery vao hoe mahazaka vazaha
dia avy koa ilay vendram- Pourie dia mihazakazaka daholo anambady vazaha nefa vao azon-drizalahy tonga dia essai aloha any @ VVa, Vdy, sns.....Tsy aleo manam-bady gasy ihany na dia miaina @ fomban-drazana aryiza no lehilahy gasy ka tsy manao an'io?????????????????????Aza mandio tena kosa aloha :) :) arakaraka ny vehivavy io.Fa be koa anie ny manambady gasy ihany nefa mola be koa e.Sao tsy nahazaka ianareo dia romotra hihihi
46. botretrai
(
07/01/2010 16:39)
kelly13:
papoose>tsy haiko ny tiany tenenina @ le henaritra (asa maina kely ngamba) fa le oe voavotsitra d vita didi-pôtra
ra hena ritra handro gasy alou d mba tia iany ra izaho manokana e, fa ra le henaritra voavotsitra araka io lazainao io d aleoko merguez
ha!ha!mazava oazy amnio teninao io ary fa tellement ianao efa zatra merguez be satroka miramila sady mena be arak,ilay hoe merguez(be colorant) ka tsy hainao toa tsy takatry ny sainao fantarina mihintsy ny gout n,izany atao hoe henaritra gasy ,ampiko kely amn,i tenin,i Tywa oe sao dia tsy ampy epice!! dray2 aiza ery izy refa be sakamalao zay! mihenjana tsara eryhi!hi!:hi! reska ange no ampiadiana eto e! ka cool ihany re ianao ra kelly69 eh!
47. kelly13
(
07/01/2010 16:50)
za v no ampianarinao oe resaka ampiadiana no eto? sady aiza oa le olana ra tia merguez za fa tsy tia ze henaritra gasinao tsy matsiro ra tsy atao b epices? ary kay asina sakamalao vao mihenjana tsara? hahaha, iny ndray no tsy hitako marina. d aza avadika kou ny solon'anarako fa tsy mbola nanevateva anao aho! d za kou tsy forcer-n'iza n'iza ho cool eto, fa ze tiako na hiakatra aho na hidina, anahako zany! ka ny hevitra ampiadiana ra te hiady hevitra fa aza mifanambatimbaty, sy manaratsiratsy @ tsisy dikany tsisy porofo fa ze hitan'ny vômasonao no eritreretinao ho marina tsy azo iadian-kevitra
48. xxx
(
07/01/2010 17:48)
Fomban' ny tsy misy atao ny manaratsy toy ireo lehilahy ireo ry kelly13 a! Avelao hivovo eo fa rehefa vizaka ve tsy hikatona ny vavany e!
49. xxx
(
07/01/2010 17:53)
ie! tena marina daolo reo voalaza ireo! zà ko a dia manana naman sy havana manambady vazaha sy sypa! fa tena hoatran,ny olona very zany daolo ry zareo,tsy hainy tsony ny tena fototra niavihany,surtout ny education,ny ankizy! toa mahamenatra azy ireo ny mampiseho amreo vazaha ireo ny fomba2 gasy rehetra nefa tokony ho fiere n,izany ny tena.mampalahelo lay toetsaina,nefa atao ahoana moa fa rehefa mafy ny fiainana dia lasa mahay manavaka intsony ny atao hoe vrai sentiment sy ny interet ny vhv sasany,fa tsy io voalaza oe ambony io hoe misy zvt tsy azony avy aminao matoa izy mitady amvazaha sns,.... zay aloha dia manambady gasy! fa mbola tsy misy matsiro hoatran,ny henaritra gasy toa izay vieux saosisy mergez,mbazaha hi!hih!tsy hitako mihitsy izay problemanareo amin'izany koa? angaha nangata-bola sy fotsim-bary tany aminareo izy ireo? Na fantany ny fomba gasy na tsy fantany dia mitondra inona ho anareo izany? Izy tompony aza mahatanty fa toa nareo no marary an-doha sy mila ho lasa adala @ fieritreretana ny fomba fiainany. 8O
SAMBY @ JERINY IO HOY NY HIRA FA KALM fotsiny
51. kotobekibo
(
08/01/2010 23:55)
Lohateny : sipa gasy mola be ery vao hoe mahazaka vazaha
tsy marina kosa izany kle!
samy mànana ny tiany fotsiny io .
Raha any dago d mety milay ny mànana vazaha na lahy na vavy satria vitsy izy any . Chose rare .
Raha aty ivelany injay d tena banal b izany hoe gasy sy vazaha izany . Vazaha bdb dakan'ny alika fotsiny , mameno tanàna . Izany v d izestiavany ?
Makà lisany vazaha raha heverin'élah isany fa mizesta ny mànana vazaha , d hiova ny fijerin'élah ny sipa gasy miaraka @ vazaha .
Ref iny no tiany na mampety ny fihainany , azy izany . Aiza no blem e?
:?: 8-)

52. sakaizakely
(
09/01/2010 09:26)
aty aminay ry reto tsy mba mahita mergezy fa sosisson zao no mba misy
kotobekibo v klou vaza fa otran to mi intéresser anah le fomba firesaka :*
53. xxx
(
09/01/2010 10:50)
Lohateny : sipa gasy mola be ery vao hoe mahazaka vazahazany ange oa ry koto e! izay mitsiko ro mokotse ! :-D :-D :-D
tsy marina kosa izany kle!
samy mànana ny tiany fotsiny io .
Raha any dago d mety milay ny mànana vazaha na lahy na vavy satria vitsy izy any . Chose rare .
Raha aty ivelany injay d tena banal b izany hoe gasy sy vazaha izany . Vazaha bdb dakan'ny alika fotsiny , mameno tanàna . Izany v d izestiavany ?Makà lisany vazaha raha heverin'élah isany fa mizesta ny mànana vazaha , d hiova ny fijerin'élah ny sipa gasy miaraka @ vazaha .
Ref iny no tiany na mampety ny fihainany , azy izany . Aiza no blem e?
55. xxx
(
09/01/2010 15:34)
efa fanontaniana napetrako fôna io oe "aiza ny olana" io fa tsisy argument ry zareo e!ka fitia te hitsara sy haneso fotsiny akia ry kelly ny azy a! Ny an'ny sasany indray vavan'ny tsy nahazo an'ilay sipa ! hihi
Tsisy atao mahagaga ;-)
56. xxx
(
10/01/2010 20:48)
Papoose:
:lol: miakatsa dia miakatsa dia miakatsa izy zany!!!! :lol:
ndry koa aki ry papoose! k,efa oe zay le serasera ko
57. xxx
(
10/01/2010 20:52)
sakaizakely:
aty aminay ry reto tsy mba mahita mergezy fa sosisson zao no mba misy
kotobekibo v klou vaza fa otran to mi intéresser anah le fomba firesaka :*
o ry sakaizakely a! aokan,ilahy i kotobekibo fa tsy vazahanialahy zany namako be io sadi olna hendry be hi!hi!
58. Papoose
(
11/01/2010 15:44)
xxx:
Papoose:
:lol: miakatsa dia miakatsa dia miakatsa izy zany!!!! :lol:
ndry koa aki ry papoose! k,efa oe zay le serasera ko
mamponeeeee
:lol:
59. milamm
(
11/01/2010 20:30)
aza manalabara-tena fa mirefarefa be le hevitra le otrany zao nge le tsy itiavany joba gasy ny otrany lisany fa tsinn e,ka na tsy faly aza lisany safidiny zany,ze mahasoa aloha no tsy maintsy tanterahany fa tsy ny sitrapon'lisany ra tsy mety zany @ lisany de ndana mitory any @ lalana,za de anisany ny mijery azy ireny ho ravaky ny tanana mila karakaraina fa tsy afokaina otranzao kleuleu 8) ahoana no ataon'lisany valalan'amboa,ho ela velona ny andriambavilanitra Malagasy rehetra samy mahazoa zay iriana
60. xxx
(
12/01/2010 10:34)
milamm:

Ny antsasa- manila ny fianakaviako dia vazaha daholo , ka ahoana hoy i milamina raha miteny aho hoe gasy ka manja ??
:idea: :idea: