sipa gasy mola be ery vao hoe mahazaka vazaha
61. sitlo
(
12/01/2010 13:29)
Ity no tonga amin'ilay fitenenana hoe: sakamalao sy vozongo, samy manana ny hanitra ho azy. :-D
63. xxx
(
12/01/2010 20:19)
sakaizakely:
aty aminay ry reto tsy mba mahita mergezy fa sosisson zao no mba misy
kotobekibo v klou vaza fa otran to mi intéresser anah le fomba firesaka :*
fa aiza no msy an,ingahy no tsy misy mergeuz hi!hi!hi! anontanio an,ireo andriambavilanitry ry vozongo eh! ireo mahay tsara ny tsirony! fa raha sossison ndray dia revy iarahantsika mitsamy io surtout rehefa apina THB sy ilay teny filamatra oe (soa ny fiarahantska e!)
:-D :-D :lol:
65. milamm
(
13/01/2010 03:42)
xxx,ny Malagasy nge de ra mifangaro e tsara le gasy ka manja :lol: ka na ny vaza aza mahalala anzany zay no antony angalany joba gasy.Aoka aloha tsy hifangaro hoe manaratsy ny hafa izany,ny safidy tokana na an\'ny hafa na an\'ny tena de hajaina foana zay no tena ahalalana fa milay na tsia le olona,na izany aza ny fitiavana hono sora-jandina
manao fampandrenesana fa tsy dokambarotra za Malagasy aho tsy mbola voafatotra mitady joba Malagasy ho tiavina ,satria vaza foana(zay no betsaka aty) tsy tapaka no niaraka tamiko fiarahana tsy maharitra zany satria tsisy tanjona tsotra ny antony efa vehivavy Malagasy no andriany saiko sy ny foko hatr@ zay(safidiko izay tsy azon\'iza2 didiana),in no nahatonga anzany? satria tsy misy joba gasy mitovy taona na latsaka oh,aty @ misy ahy na resaka lahatra ihany ko ngambany,ka ampitampitao any hafatra ze te hilatsaka antsitra-po ho fidiako ho ambavilanitra any aorina de mila misoratra anarana ,tanjemo ihany fa voafetra ny toerana ka malakilakia daholo ze mahatsapa tena ho manja sy maranitra,tsara toetra sns e :-D :-D za kalo tsy matahotra angara e,1 ihany manko no ho tompondaka avy eo,alefaso ary @ sisiny ny antsipirihany de reketo,aleo anaovanko azy refa tsy hainy le nanokatra hevitra ny momba ny gasy ka manja :-D

66. jarifa
(
13/01/2010 08:16)
toa tsy manja indray ilay gasy refa nodiniako ka, indrindra fa ny vhv, tia vazaha loatra dia massssssssss-porrrrrrrrrry ny mieritreritra azy
67. xxx
(
13/01/2010 08:45)
toa tsy manja indray ilay gasy refa nodiniako ka, indrindra fa ny vhv, tia vazaha loatra dia massssssssss-porrrrrrrrrry ny mieritreritra azy
Izao moa no toetra sy ny vava ko aiza no ho reven'ny sipa :-D :-D :-D Efa mi-deprime any @ tany Arabo angaha ianao fa tsy mahita sipa gasy?
You are just a stupid guy!!! suck you dick son of bitch! : :twisted: :twisted: :twisted:
68. xxx
(
13/01/2010 09:05)
sakaizakely, io hono hisy hampirevy thb sy sosisson ho an' 'ialahy" e! hahahaha
jarifa>hôhôhô! aza mba hitan-drahery zao zavatra soratanao zao fa d banni eo ianao! mafy nga ny any @ tanin'arabo any? tsy nahazaka sipa gasy ni sipa tavany tany nga? ountsôôô, ndana mody fa sao lasa adala any eo e! :-D :-D

69. kelly13
(
13/01/2010 09:06)
jarifa:
toa tsy manja indray ilay gasy refa nodiniako ka, indrindra fa ny vhv, tia vazaha loatra dia massssssssss-porrrrrrrrrry ny mieritreritra azy
=)) =)) ovao lhl gasy ndray e (miala tsiny aminareo lhl sasany fa tsy tanako ny soratro)
72. xxx
(
13/01/2010 10:30)
"toa tsy manja indray ilay gasy refa nodiniako ka, indrindra fa ny vhv, tia vazaha loatra dia massssssssss-porrrrrrrrrry ny mieritreritra azy"
aleo anaraka ny hevitry ny akama kou zah fa tena tss mety ny revin' ny sipa gasy sasany klé !! mola² -apre @ tsisy fotony .Rah mtady akôtry ny merguez sy ny hena ritra ,dé ty misy boudin an-tsôvaly ry sipa isany !! Sady glady no koumany ,tsy mety ketraka !! :-D :-D :-D maazo zé maazo an'io !!ah ah ah
73. xxx
(
13/01/2010 11:31)
xxx71 sy jarifa & co> tena mampalahelo lesy lisany fa tsy mazaka sipa Gasy nefa tsy tia vazaha koa :-D :-D :-D Avo lenta loatra ilay toe-tsainareo no mahatonga izany.
Toro-hevitra: mitadiava lehilahy indray. Raha tsy mahita na tsy tia dia kisoa na bitro na alika indray asiana fa ireny tsy misy santimaka sady tsy mola be raha mahazaka vazaha aza =)) =)) =))
Toro-hevitra: mitadiava lehilahy indray. Raha tsy mahita na tsy tia dia kisoa na bitro na alika indray asiana fa ireny tsy misy santimaka sady tsy mola be raha mahazaka vazaha aza =)) =)) =))
74. xxx
(
13/01/2010 15:44)
kelly13:
lol, saika hanao xxx aho fa non, za mi assume
ary toa nangina indray lay toto nivovo be tary aloha tary eh! ha!ha! haky va reeeeeeeeee!
75. kelly13
(
13/01/2010 17:27)
xxx73>inn no hanky va re???? tsy mahita avaly anga no manompa sisa no azo atao? ra mazana kou maninn tsy mivoaka tao d tohizana ny resaka?
76. xxx
(
13/01/2010 18:48)
toa tsy manja indray ilay gasy refa nodiniako ka, indrindra fa ny vhv, tia vazaha loatra dia massssssssss-porrrrrrrrrry ny mieritreritra azymihetsika ny haromotona angaha?
"toa tsy manja indray ilay gasy refa nodiniako ka, indrindra fa ny vhv, tia vazaha loatra dia massssssssss-porrrrrrrrrry ny mieritreritra azy"
aleo anaraka ny hevitry ny akama kou zah fa tena tss mety ny revin' ny sipa gasy sasany klé !! mola² -apre @ tsisy fotony .Rah mtady akôtry ny merguez sy ny hena ritra ,dé ty misy boudin an-tsôvaly ry sipa isany !! Sady glady no koumany ,tsy mety ketraka !! maazo zé maazo an'io !!ah ah ah
xxx73>inn no hanky va re???? tsy mahita avaly anga no manompa sisa no azo atao? ra mazana kou maninn tsy mivoaka tao d tohizana ny resaka?mikisakisaha ry kelly fa mihetsika ny haromotan'ireo olona ireo a! Tandremo sao voakaikitra eo ndry an! :^) :-D :-D
77. xxx
(
13/01/2010 18:54)
Debrancher-o mihintsy ny ordinatera akia fa misy virus Jarifa mety hanimba ny ordinateranao mihntsy eto. La rage du garcon mamba gasy du Dubai =)) =)) =)) =)) kai! kai! kai!!!!
78. xxx
(
13/01/2010 18:59)
65. Mpandefa : jarifa [ Valio ] 13-01-2010 09:16:02
Lohateny : Re : sipa gasy mola be ery vao hoe mahazaka vazaha
toa tsy manja indray ilay gasy refa nodiniako ka, indrindra fa ny vhv, tia vazaha loatra dia massssssssss-porrrrrrrrrry ny mieritreritra azy
Tena misy ambany saina mihintsy le bandy Gasy sasany leuleu. Akombony vava rehefa tsy mahazaka fa aza manalabaraka tena sy ny lehilahy ohatra n'io ry jarifa misaina @ fitombenana! Va au diable espece de con!
79. Hinagasy
(
13/01/2010 22:14)
Dia gaga mihitsy aho amin'ny ity fanaratsiana ity vehivavy manambady vazaha ity! Misy dia misy tokoa ireo lazain'ireo hoe gasy vehivavy manambady vazaha manambany gasy, fa firy amin'izireo? toa ny fisian'ny gasy lehilahy tonga aty ivelany manambady vazaha manambany gasy! toy ny fisian'ny gasy vehivavy manambady vazaha manaja ny maha-Malgasy azy, sy ny lehilahy gasy manambady vazaha manandratra ny maha-Malagasy azy!
Tsy maintsy misy ireo fa tsy izany no hanaovana safo be mantsina hoe rehefa rehefa manambady vazaha dia izao!:
Ilay olona manao safo be mantsina no tena mirefarefa amin'ny tany ny toe-tsainy, tsy misy fandinihana fa tssssss!!!
Ito misy tantara : nisy vazaha iray izay nandeha tany Madagasikara dia voasoloky tany, nony niverina avy any dia manaratsy be an'i Madagsikara, dia manao safo be mantsina ny gasy hoe ratsy saina ny gasy etc.... nefa olona iray sy roa no nanao azy. Mahatezitra ny remarques ataony amin'ny maha-Malagasy ny tena, dia ohatra izay koa ito fanenjehana ny gasy manambady vazaha ito! tsy hoe manamabady vazaha aho na tsia! fa tsss!!
Ho an'ireo mpanaratsy ireo, raha misy olona akaiky anareo na iray tanana aminareo nanao ratsy dia aza tezitra raha ataon'ny olona hoe ianareo koa anisan'ilay mpanao ratsy satria akaiky na iray tanana amin'ilay olona. Satria ohatra izany ity raisonnement ataonareo ity!!!

80. xxx
(
14/01/2010 04:57)
Tena marina izany ry Hinagasy ohatra izao i Jarifa any Dubai, tany Arabo Silamo noho izany dia terrorist i Lery =)) =)) =))