sipa gasy mola be ery vao hoe mahazaka vazaha
121. Mirananirina
(
19/01/2010 14:29)
Voalaza teo :=)) =)) =)) =))
ka andao aloha tairitsika lay hira oe MERGUEZ fa nareo kou!
ka na ny dikan'ilay hoe Marguez aza tsy hainay akory dia ahoana no hiranay an'izany
122. xxx
(
19/01/2010 17:13)
ka zà oa tsy lasa tany dago ndray fa toa vozongo mitady kaoaitra eny @ ville reny hono no betsaka any!ka aleo milamina de misesy fa sao hanahirana kleu.hay ve nareo nandeha nanao week end kely tany @ misy anareo ihany e!hi!hi!.farany raha ny vodiny madama indray aloha angamba dia tsy hisy hitsiriritra mintsy fa sao tonga @ teninilay ranamana atsy ambadika nanao lohateny oe(tena lavo aho ry zalahy a!)hidiro kely angé io dia fantatrao avy hatrany ny dikany .zay, aurevoir madame.tsy i kelly13 aloha izaho manoratra ity fa olona hafa a!
Fa ny tiako ambara aminao io dia izao: tsy hoe rehefa manambady hafa firenena akory ny olona iray dia tsy maintsy ho voan'ny sida (satria izany no dinika ao ambadika ao). Jereo ny zava-misy any afrika rehetra any (satria ianao io mba olona malaza fa nahita sy mahafanta-javatra ihany koa) sa tsy izany??? :^) :D
123. xxx
(
19/01/2010 19:25)
xxx:
xxx:
xxx:
Efa lazaina tss maazo miaraka @ vzongo ny pawa gasy ,ny bandy iany no afaka miaraka @ vôzah !! f' nareo vevavy 'reto ve efa maty eritreritréééé !!! :^) :^) :p :p
Dia inn ny manaraka any?? Tsy misy hevitra lalintsaina hafa noho io veuh any???
Efa hoe ny saka afaka miterak'alika kooooooo!
Ny pawa tsy mahazo mijery kely akory ny vozongo sao lasany, ny bandy mipipy etsy sy eroa dia mitehaka daôollll!
ka andao aloha tairitsika lay hira oe MERGUEZ fa nareo kou!
:�) :�) :lol: :lol: :lol:
Ilay ravendrana tary indray ity miverina eto ity fa tsy misy hatao fa dia manaraka aterineto dia mogogogogo, dia miady, dia avy eo miantso avia sy havanana! Eissyyy aho eeee! Mba mianara miaina fa tssss!!!
;-) ;-) ;-) :{ :{ :{ :{
124. xxx
(
19/01/2010 21:36)

hay ve! ka izany izy io rehefa tsy mahataty e!tsy izahay akory no namorona io lohateny io fa tsarasara kokoa angamba ranamana mamelabelatra tsara ny hevitrareo ao @iotakelakaio hi!hi!.dia misaotra koa miteny @ anaran,i madama kely.
:arrow: :arrow: :�)
125. xxx
(
19/01/2010 21:45)
xxx:
xxx:
xxx:
xxx:
Efa lazaina tss maazo miaraka @ vzongo ny pawa gasy ,ny bandy iany no afaka miaraka @ vôzah !! f' nareo vevavy 'reto ve efa maty eritreritréééé !!! :^) :^) :p :p
Dia inn ny manaraka any?? Tsy misy hevitra lalintsaina hafa noho io veuh any???
Efa hoe ny saka afaka miterak'alika kooooooo!
Ny pawa tsy mahazo mijery kely akory ny vozongo sao lasany, ny bandy mipipy etsy sy eroa dia mitehaka daôollll!
ka andao aloha tairitsika lay hira oe MERGUEZ fa nareo kou!
:�) :�) :lol: :lol: :lol:
Ilay ravendrana tary indray ity miverina eto ity fa tsy misy hatao fa dia manaraka aterineto dia mogogogogo, dia miady, dia avy eo miantso avia sy havanana! Eissyyy aho eeee! Mba mianara miaina fa tssss!!!
;-) ;-) ;-) :{ :{ :{ :{
ka izany tokoa ve ry misy atao!tsy mbola nigogogo sy nila ady ny aty fa nametraka hevitra sy namaly hatrany2 izay fanotaniana napetraka.ka so dia ianao no tena vendrapo eh!rehefa tsy manapeo hihirana miaraka aminay fotsiny ianao dia karakarao tsara aloha lay feombararata.ok!
:P :P :�) :�)
126. xxx
(
19/01/2010 21:49)

Iza no mamaly an' iza eto ??? Tssss tena lasa resak' angidina no iafarany reefa mikôzy @ zé vady vao am-bizoungou lé !!!
:p :p :-D :-D
127. xxx
(
20/01/2010 08:53)
rakapy:
ka andao aloha tairitsika lay hira oe MERGUEZ fa nareo kou!
ka na ny dikan'ilay hoe Marguez aza tsy hainay akory dia ahoana no hiranay an'izany
quote=rakapy]
e]ka andao aloha tairitsika lay hira oe MERGUEZ fa nareo kou![/quote]
ka na ny dikan'ilay hoe Marguez aza tsy hainay akory dia ahoana no hiranay an'izany
[/quote]
tena tsy naharaka marina rakapy zany hi!hi!somary mikatra kely ery ambony fotsiny nareo dia efa kaopy an,io e!
:D :D
128. xxx
(
25/01/2010 17:26)
Iza no mamaly an' iza eto ??? Tssss tena lasa resak' angidina no iafarany reefa mikôzy @ zé vady vao am-bizoungou lé : :D :D :D fa angaha hono izany indray rehefa mikaozy @ zé vady vao am-bizoungou eh! resaka ity ka resaka marina :-D :-D
129. xxx
(
26/01/2010 20:31)
Eisyeee! Izaho koa mahazaka, tsy manompo fa mampanompo, miasa ary tsemboka rehefa mafana ny andro, tsy tonga taty fa nahantra, mahavita azy ary tsy nanambadimbady foana. Tsy ny olona rehetra no tokony holazaindrizareo be fialonana ery ambony fa mba tokony hivontirika ny mason-drizareo vao BE VAVA! Ratsy toetra ireo e! AZA asiana sira fa siramamy!
Fa mangatsiaka loatra ity ririn-ty!!! Envoie-les c.. à calais!
130. xxx
(
26/01/2010 20:36)
raha ny fazahoako ny tian'i xxx128 tenenenina eto iazny dia ianao koa anisan'ny vadimbazaha mampanompo ny gasy!!!satria oe miaraka aminy!sao dia mba ianao io no tena esclave sexuel ect ... ndry vouzoungo e!
131. xxx
(
27/01/2010 17:30)
ka izany tokoa ve ry misy atao!tsy mbola nigogogo sy nila ady ny aty fa nametraka hevitra sy namaly hatrany2 izay fanotaniana napetraka.ka so dia ianao no tena vendrapo eh!rehefa tsy manapeo hihirana miaraka aminay fotsiny ianao dia karakarao tsara aloha lay feombararata.ok!:lol: :lol: bararata fandrehetana afo ve? sa bararata fiandrasam-borona? :^)
132. xxx
(
27/01/2010 23:14)

ilay vendrapo tery ambony indray ity miverina ato ity,ka tsy mahita ho lazaina itsony fa mirediredy sisa no atao.ary aléfaso @ zay lay hevitra é!
:-D :-D
133. xxx
(
27/01/2010 23:45)
voalaza teoLohateny : sipa gasy mola be ery vao hoe mahazaka vazaha
tsy haiko na lamody mihitsy ity miaraka @ vazaha ity aty andafy
nanana sipa gasy izay aho aho efa ho 4 taona izao,t@ izay nanao lamour zara raha mba manomeha plaisir tsara ery nefa noho niaraka t@ vazaha efa pret retraité ,tsy ho lazaiko aminareo fa dia hoe esclave sexuel mihitsy le sipa
ka nankaiza daholo ary hono ry kil ndry vouzoungo rehetra tato! no toa tsy nipoitra intsony e! :-D :-D

136. ANARIM
(
29/01/2010 11:02)
ka inn nefa ny olana????? izy no môla ka enao no sahirana!!! izy no mahazaka vazaha (na zakan'ny vazaha) ka enao no malailay???? zareo no mievoka ka enao no tera-tsemboka????????
8O :D (l) :-* :?: :idea: :wink:
8O :D (l) :-* :?: :idea: :wink:
137. xxx
(
29/01/2010 17:34)
ka inn nefa ny olana????? izy no môla ka enao no sahirana!!! izy no mahazaka vazaha (na zakan'ny vazaha) ka enao no malailay???? zareo no mievoka ka enao no tera-tsemboka=)) dia tena mahagaga tokoa ange e!
138. Papoose
(
29/01/2010 19:11)
ANARIM:
ka inn nefa ny olana????? izy no môla ka enao no sahirana!!! izy no mahazaka vazaha (na zakan'ny vazaha) ka enao no malailay???? zareo no mievoka ka enao no tera-tsemboka????????
8O :D (l) :-* :?: :idea: :wink:
ka zay le ohatran'ny mijery tele sy mihaino angano koa! le olona no miaina sy mi zouer azy dia enao no mangitakitaka! :lol:
139. xxx
(
29/01/2010 21:52)
Papoose:

ka io ko angé! ka samy mamoaka izay heviny! ka samia miziriziry @ ny azy e!
:-P :-P
140. vale
(
01/02/2010 16:19)
[quote=xxx]
tsy haiko na lamody mihitsy ity miaraka @ vazaha ity aty andafy
nanana sipa gasy izay aho aho efa ho 4 taona izao,t@ izay nanao lamour zara raha mba manomeha plaisir tsara ery nefa noho niaraka t@ vazaha efa pret retraité ,tsy ho lazaiko aminareo fa dia hoe esclave sexuel mihitsy le sipa
_____________________
sssh, tsy ny rehetra kosa io eee! aza généraliser-na lay cas fa manjary miviaka!! :lol:
misy tsy tia vazah izany mihintsy fa gasy ihany, misy inray le mainty ireny no manintona azy, ts'hitako zé iboahaboahana raha hoe miaraka amin'ny vazah, na mavo na mainty na gasy...:o