sipa gasy mola be ery vao hoe mahazaka vazaha

81. Mirananirina ( 14/01/2010 14:06)
Voalaza teo :
toa tsy manja indray ilay gasy refa nodiniako ka, indrindra fa ny vhv, tia vazaha loatra dia massssssssss-porrrrrrrrrry ny mieritreritra azy

Izao moa no toetra sy ny vava ko aiza no ho reven'ny sipa Efa mi-deprime any @ tany Arabo angaha ianao fa tsy mahita sipa gasy?
You are just a stupid guy!!! suck you dick son of bitch! :
tena izany mihitsy
82. Papoose ( 14/01/2010 16:08)
You are just a stupid guy!!! suck you dick son of bitch! :

raha tsy lava be ve ho takany eee!!! dia mbola mila fanampiana koa izy @ zay :-P

eeeessshhhyyy eee waaaa!!! :lol:
83. xxx ( 14/01/2010 17:00)
kelly13:

xxx73>inn no hanky va re???? tsy mahita avaly anga no manompa sisa no azo atao? ra mazana kou maninn tsy mivoaka tao d tohizana ny resaka?

ianao fohy kely io ve no mitady hanohy resaka any ivelany!!hi!hi!hi!ilay vazahanao io no alefaso ra sahy.odoié :-P :-P :-D
84. kelly13 ( 14/01/2010 17:10)
=)) tsisy arguments tsony botretrai d zao sisa no tenenina
85. xxx ( 14/01/2010 17:21)
I Jarifa aza efa namadiaka palitao lasa ratsiraka fa wainnnna beeeee!!!! =)) =)) =)) =)) =)) Aleo kosa aloha mba io no sarinao fa ilay teo aloha NOFA BE =)) =)) =)) =))
86. xxx ( 14/01/2010 17:23)
aie!aie!aie! quelle animation! mafinaritra be,aseseho dia aseseho ao eh!na koa maninona indray moa ry reto raha ovaintsika indray lay theme.hoatra oe!sipa gasy sosotra be ra vao iresahana vazaha vendrana be.de toute facon, ny ankamaroan,ireo vazaha izestiavandry kala isany ireo koa angé raha tsikaritrareo! dia ireny vazaha campagnards be ireny e! :lol: :lol:
87. xxx ( 14/01/2010 17:28)
Mety azo atao koa hoe lhl gasy tsy mety mazaka sipa gasy na vazaha :wink:
88. xxx ( 14/01/2010 17:32)
hi! hi! hi! tena misy mendy sy mitady hitsoaka avy ao anaty lapoaly mihintsy ato izany!!! :P :P
89. kelly13 ( 14/01/2010 17:41)
tena voavono lolon'ny vadim-bazaha i botretrai e! aleo tsy valiana intsony fa mampalahelo b izy fa lasa ondrakondrafana! ny hendry mody voky fa ny adala manesika iany! veloma botretrai androgyne be
90. ni81 ( 14/01/2010 19:43)
tena voavono lolon'ny vadim-bazaha i botretrai e! aleo tsy valiana intsony fa mampalahelo b izy fa lasa ondrakondrafana! ny hendry mody voky fa ny adala manesika iany! veloma botretrai androgyne be
:D
91. xxx ( 14/01/2010 20:14)
ni81:

tena voavono lolon'ny vadim-bazaha i botretrai e! aleo tsy valiana intsony fa mampalahelo b izy fa lasa ondrakondrafana! ny hendry mody voky fa ny adala manesika iany! veloma botretrai androgyne be
:D

mba izay ahay atao e! ary assumeo ny PS ovaina isaky ny mihetsika,ka rehefa te ho tsara de mody aseho,fa rehefa mivadika biby dia afenina.tsy hoe koa ange akory ka rehefa mapirantiraty ny sarinao miaraka @vazaha rerakanao etsy sy eroa akory ianao!dia hoe ianao no tena milay be e!!!!!ireny lay oe ny tapany ihany no migobana.vive les lehilahy gasy.eo ampamoronana hira mitondra ny titre oe MERGUEZ izahay artiste ato @serasera ! ka ra oatra ianao te handray anjara!dia raisina an,tongodroa.
92. xxx ( 14/01/2010 20:43)
ni81:

tena voavono lolon'ny vadim-bazaha i botretrai e! aleo tsy valiana intsony fa mampalahelo b izy fa lasa ondrakondrafana! ny hendry mody voky fa ny adala manesika iany! veloma botretrai androgyne be
:D

fa tena mbola mikorontana be foana ve ny sainao oe lhl sa vhv marina i botretrai e! ha!ha!Ary tsy ianao koa ve izao no tsisy argument itsony???.bon tsara koa rehefa mihaiky fa voachifré tsra2.ka ilaozako kely indray ary aloha ianao ra kelly chifé fa mba handeha kely oany Dago any ny tenanay hitady vazaha civiliser sy interessant fa tsy hoatrany ny an,ny sasany.
93. xxx ( 14/01/2010 20:45)
xxx:

mamamiaaaaaaaaaaaaaa!
94. ni81 ( 14/01/2010 21:40)
mba izay ahay atao e! ary assumeo ny PS ovaina isaky ny mihetsika,ka rehefa te ho tsara de mody aseho,fa rehefa mivadika biby dia afenina.tsy hoe koa ange akory ka rehefa mapirantiraty ny sarinao miaraka @vazaha rerakanao etsy sy eroa akory ianao!dia hoe ianao no tena milay be e!!!!!ireny lay oe ny tapany ihany no migobana.vive les lehilahy gasy.eo ampamoronana hira mitondra ny titre oe MERGUEZ izahay artiste ato @serasera ! ka ra oatra ianao te handray anjara!dia raisina an,tongodroa.
sao dia misy fahavoazana ny sainao ho entina ho tsaboina? Taiza aho no hitanao nampiseho sary miaraka @ vazaha reraka etsy sy eroa lazainao io? :roll: =)) =)) miseho mahita volana alohan'ny biby ity izy?
95. ni81 ( 14/01/2010 21:55)
fa tena mbola mikorontana be foana ve ny sainao oe lhl sa vhv marina i botretrai e! ha!ha!Ary tsy ianao koa ve izao no tsisy argument itsony???.bon tsara koa rehefa mihaiky fa voachifré tsra2.ka ilaozako kely indray ary aloha ianao ra kelly chifé fa mba handeha kely oany Dago any ny tenanay hitady vazaha civiliser sy interessant fa tsy hoatrany ny an,ny sasany.
tsisy mampikorontana ahy akory na lahy ianao na vavy na sarimbikitra e! Dia fantaro ny olona nanoratra fa aza afangaro na kely aza :D
96. kelly13 ( 15/01/2010 06:35)
za ry ni81 no teneniny fa teo @ ny nosoratandry no nataony oe "valio a! hahaha

be vava nefa any @ tanin'ny vazaha any no mila ravinahitra sy manompo azy, aleo marina enao ry botretrai mande any dago fa ny lohanao no tena miparitaka a, d mahità vazaha civilisé fa kay ianao zany mitady fa zay no afenina eto eo sy hanaovana alahelona merguez eto

tsisy argument hoy ianao? oadray, za ange tsy mila manome argument e, ianao miseo ho azy tsy tia vadim-bazaha io no novaliko tsirairay ary za nilaza oe inn ny argument entinao ilazana fa miseo milay ny vadim-bazaha e, fa ianao mou sahala @ alika jamban'ny taolana sady tsisy fivoarana ara-tsaina d ny anao iany no marina, fa d ekena marina mihintsy fa milay ny vadim-bazaha e.

miova² ps indray v za? kelly13 aho hatraimin'izay, tsy niova, tsy miova ary tsy hiova fa milay lalandava eny fôna. fa ianao no manao xxx bdb d heverinao fa donto b sahala aminao ny oul tsy mahatakatra oe ianao daholo no manoratra ireny ato @ ity dinika ity, hahaha. ka ho anareo artiste eto @ sera² araka io lazainao io d ataovy ny hiranareo d alefaso ao @ rvg mba hohenoinay e!

97. xxx ( 15/01/2010 11:15)
ha!ha! la pauvre vadimbazaha! voalaza matetika teo aloha angamba fa tsy dia ny vazaha manambady gasy loatra no olana fa ny toetsainareo miaraka aminy. ary raha reglement de compte no tadiavinao amiko satria vu que bandy bedia be no directe mamely anareo eto! dia arakilay teneninao oe andao hivoaka hiegler azy. Mino koa angamba aho fa betsaka ny gasy tonga mila ravinahitra aty andafy ka ilay teny oe MANOMPO mety mba ho tolererko ihany raha tena @ FOMBA MADIO fatsy nohon,ny fahantrana sns no nahatonga ahy aty @ tanin,ny vazaha zay mety ho cas nao io mihintsy ka mahatonga anao mirifarifa fisainana toa izao. encore nous la plupart des gasy, dia tena fiere tokoa fa mba au moins ny hatsembohan,ny tavanay no hivelomanay,fa tsy haotran,ny sasany tsy miasa tsy manahalaka no milaza fa miadana aty antaninolona aty. :D :D
98. xxx ( 15/01/2010 15:00)
xxx:

"toa tsy manja indray ilay gasy refa nodiniako ka, indrindra fa ny vhv, tia vazaha loatra dia massssssssss-porrrrrrrrrry ny mieritreritra azy"
aleo anaraka ny hevitry ny akama kou zah fa tena tss mety ny revin' ny sipa gasy sasany klé !! mola² -apre @ tsisy fotony .Rah mtady akôtry ny merguez sy ny hena ritra ,dé ty misy boudin an-tsôvaly ry sipa isany !! Sady glady no koumany ,tsy mety ketraka !! :-D :-D :-D maazo zé maazo an'io !!ah ah ah

Ianao no hitako fa sady tsy manja no tsy misy detanty klé!
Izaho TSY ETIA LEHILAHY GASY NA inn antony na inn raison fa na dia be entana sy fitiavana, na feno vola an-tampon-dohany sy manja sy bokony sy misy fitiavana aza ! MBô marina e! Na hatao kadoa aza tsssss! fadin-drazako!!!
99. xxx ( 15/01/2010 15:07)

Eisyeee! Izaho koa mahazaka, tsy manompo fa mampanompo, miasa ary tsemboka rehefa mafana ny andro, tsy tonga taty fa nahantra, mahavita azy ary tsy nanambadimbady foana. Tsy ny olona rehetra no tokony holazaindrizareo be fialonana ery ambony fa mba tokony hivontirika ny mason-drizareo vao BE VAVA! Ratsy toetra ireo e! AZA asiana sira fa siramamy!
Fa mangatsiaka loatra ity ririn-ty!!! Envoie-les c.. à calais!

:-D :-D :-D :-D
100. xxx ( 15/01/2010 15:35)
xxx:

xxx:

"toa tsy manja indray ilay gasy refa nodiniako ka, indrindra fa ny vhv, tia vazaha loatra dia massssssssss-porrrrrrrrrry ny mieritreritra azy"
aleo anaraka ny hevitry ny akama kou zah fa tena tss mety ny revin' ny sipa gasy sasany klé !! mola² -apre @ tsisy fotony .Rah mtady akôtry ny merguez sy ny hena ritra ,dé ty misy boudin an-tsôvaly ry sipa isany !! Sady glady no koumany ,tsy mety ketraka !! :-D :-D :-D maazo zé maazo an'io !!ah ah ah

Ianao no hitako fa sady tsy manja no tsy misy detanty klé!
Izaho TSY ETIA LEHILAHY GASY NA inn antony na inn raison fa na dia be entana sy fitiavana, na feno vola an-tampon-dohany sy manja sy bokony sy misy fitiavana aza ! MBô marina e! Na hatao kadoa aza tsssss! fadin-drazako!!!

Ka inn ary ny antony itsikeran- toi ny fisain' ny lhl gasy mandef ny heviny momba ny toetsain' ny gasy ( lhl na vhv ) manambady vazah ?? effa ntenenko tao ambony tao fa ny tss fijerevana ny ohavin' ny zanaka no tss maamatotra ny oul tafidtra @ couple mixte , ze mtarika blem mapsawal reefa une fois bôfy be toi oatra !! Ary tena mety cas -naao angah zany ? Sa spapa mseo azz
ho materialista na pragmatita be toi ???

:-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1407