Gasy eto Nice!

1. fahombiazana ( 02/01/2010 06:24)

Mba afaka mifanerasera @ ny gasy eto Nice kay ve? Aiza no misy fiangonana gasy....
Olona vaovao eto nice aho mantsy.
Misaotra ô!
2. Ralay ( 03/01/2010 15:21)
Dia faly miarahaba anao tongasoa ao Nice izany.
Misy fiangonana gasy 3 ao Nice Protestanta 4,rue Melchior de Vogues). Katolika (Monastère Ste Claire) Cimiez, Adventiste ka asaiza @ireo no tinao aleha.
Mazotoa miangona.
3. fahombiazana ( 03/01/2010 16:39)
Misaotra fa tena mahafinaritra e, protestante aho.
Dé hazoto tokoa any zany!
4. jarifa ( 05/01/2010 07:41)
Tena mazoto tokoa ianao fa na ny sms nao ary in-3 be izao
ary mampazoto be ao Nice ao an :roll: :roll: :roll: :roll: :roll:
5. kelly13 ( 05/01/2010 18:55)
tsara kosa ao nice e, fa saingy lafo fianana! gorona mintsy za t@ tany farany teo :?
6. jarifa ( 06/01/2010 04:55)
ko na ny anarany aza efa hoe NICE, mba itondray Biky Nice refa miverna enao e
7. Ralay ( 07/01/2010 16:45)
kelly13> ko tsy nitombo anefa ny volako nefa hoe gorona hihihi. ANdraso fa ho hitako eo indray izany mora fiainana izany @ paka fa ho any zah.
8. kelly13 ( 07/01/2010 17:12)
ralay>zany v? tsy tonga tany aminao v le nahagorona ahy tany? dray dray dray, nivily lalana zany le izy. any @ rns v no tianao lazaina oe @ paka? za tsy any mtp ka :�)
9. Samoana ( 08/01/2010 14:15)
Mmmm! Misy mody ho any amin'RNS kay hivily lalana izy izany an hihihi
kelly/ tsy nanandrana sôka angaha?
fahombiazana/ mahatamana i nice kah! Mihirà mafy ao am-piangonana fa ho avy ny namana :D
10. Ralay ( 10/01/2010 09:03)
kelly13: de ho aiza izany zah no hamantana raha tsy any njy lol
Samoana: Aza mandalo tanà-misy havana kosa v lesy hihi.
11. kelly13 ( 10/01/2010 12:02)
ralay>any mtp mamantana ka, lollll

samoana>aiza ilay vatomamy anglisy klou e! lol
12. fahombiazana ( 12/01/2010 07:05)
Misaotra ryreto namaly fa dé tena lafo fiainana tokou alou e! Fa milay lé ville, sady tsy raciste ny oul, indifférent zareo, milay, tsy misy mijerijery zany enao!
Ie, hihira mafy tokou any zany!
13. jarifa ( 13/01/2010 05:40)
tsara izany dia mazotoa ianao e, dia mihira mafy eo @ hotel de ville fa mety hisy anipy vola ho anao eo
14. Ralay ( 13/01/2010 07:38)
fahombiazana: Mbaomeo indice ihany sao dia mifanena eny andalana ka tsy mifankalala :lol: alefaso any @hafatra raha tsy azo alefa eto.
15. jarifa ( 13/01/2010 08:02)
ssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssss ;-) ;-) ;-) ;-)
16. xxx ( 19/01/2010 13:07)
kou i Ralay aza tsy mamaly hafatra kou ! shuutttt !
17. fijo ( 24/01/2010 20:49)
hihihih hoaiza marina ity dia ity ralay an,tsenain'ny basy calibre 12 ao ialahy an
18. ANARIM ( 27/01/2010 13:02)
mampamangy any tokoa wa e!!!!!
19. Ralay ( 28/01/2010 09:28)
fijo: ataontsika arrivée surprise v izy haray basy intsony hihihi
xxx: efa presque isanandro aza ny hafatra nalefako tany aminao ko hahaha!
20. fahombiazana ( 13/05/2010 13:22)
Fa tena mba miavona rangaha lé gasy an, na dé mifanena zao aza dé miavona. Diso hevitra za niheritreritra hoe ny gasy aty @ province hafa. Dé inn mou fa dé lasa miavona kou ny tena e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.047