Mba te ho légionnaire!

1. xxx ( 05/01/2010 11:57)
Maniry mafy ary tena mba te ho tafiditra eny @ légion étrangère aho ka sao dia mba misy afaka manome torohevitra sy manampy ahy. Tena fan an'io hatrin'ny ela ao.
Merci bcp
novalian'i franck101 ny 27/07/2010 14:10
2. xylo ( 05/01/2010 18:01)
ra te hanao lezika dia mila miomana be, tsy kilalao tsinona io, omeko fanazavana tsotsotra toi ra tena liana: matanjaka tsara, tsy mpifoka sigara, manana fahalalana miteny vazaha sns... betsaka ny critère, dia mahazoto e!
3. kelly13 ( 05/01/2010 18:36)
le tsy mpifoka sigara tsy d atokisako lôtra fa betsaka mintsy ny lhl ao tsy gasy tsy vaza tsy zaponé mifoka sigara! ny tena izy d mila matanjaka ara-tsaina sy ara-batana, mahasaraka @ fianakaviana 3mois mou sa firy mois @ le vôlohany... betsaa tkou no azo lazaina (sahala ireny d manam-bady lezoka reny kou ty za)
4. ni81 ( 05/01/2010 18:40)
http://recrutement.legion-etrangere.cc/ ny toro-hevitra mety aminao e!
5. Papoose ( 05/01/2010 18:48)
hmm!
6. fijo ( 24/01/2010 20:52)
izao ry zareo mitady olona manana speciality.rah amisy zavatra hay manokana dia misy hirika fa raha tsy izay tsapatsapa vody akoho
7. franck101 ( 27/07/2010 14:07)
zah koa ry zareo te hiditra @ io resaka io...zah bandy salama tsara, tia manao sport, liana @ fivoharana, sady te hanao carrière militaire (tena militaire fa tsy vatatay toy ny aty dago)...ny olako dia ny fomba hivohana eto dago ...zah manam bola, afaka miantoka ny billet, fa ny ao @ consulat mihntsy no manao barrage be mahatsiravina...raha mba misy manana hevitra ianareo dia ho raisiko tanandroa...misaotra betsaka!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.325