hoadaray re ry fis e
1. fijo
(
04/01/2010 22:17)
inona indray re ity ry HAT e,mba tandremo wa ireo zazamaditra ireo
Kolonely tafiditra amin’ny halatra vola roa gony
Manamboninahitra iray mitondra ny galona kolonely no voarohirohy tamin’ny fanafihana mitam-piadiana izay nitranga tao amin’ny hotely lehibe iray ao Antaninarenina, ny tapatapaky ny desambra teo. «Fito lahy mitam-piadiana, tsy nanao saron-tava no nanatontosa ny fanafihana ahy. Vola 180 tapitrisa ariary izay tao anaty gony roa no lasan’ireo. Vola izay vao avy nalaina tany amin’ny banky ary nentina tao amin’ny efitrano nisy ahy tao amin’ny hotely» raha araka ny nambaran’Ingahy Isaac Mamonjisoa, Filoha sady mpanorina ny fikambanana FTSV. Azo lazaina ho ratsy fitontona ihany ireo mpandroba satria nifanojo tamin’ny fidiran’Ingahy Alain Ramaroson tao amin’ilay hotely ny fivoahany. Nisambotra avy hatrany ny mpiambina an’io tompon’andraikitry ny HAT io ary tsy nataon’ireo nisy afa-bela izy fitolahy. Fantatry ny rehetra rahateo fa isan’ny mafy sy maro ny mpiambina an’Ingahy A.R. Natolotra ny zandary tetsy Fiadanana ireo olon-dratsy. Teo no nahafantarana fa mpitandro ny filaminana eo anivon’ny FIS ny sasany tamin’ireo. Nampanantena avy hatrany ireo mpitandro ny filaminana jiolahy fa haverina ny vola raha tsy misy ny fanarakarahana. Fifanarahana izay neken’ny tompom-bola na dia elaela taty aoriana ihany aza vao voaverina ny vola izay ampahany ihany. Ankehitriny dia mbola misy 105 tapitrisa ariary tsy voaefa na dia efa dila efa ela aza ny fe-potoana nifanarahana. «Entiko eny amin’ny mpitandro ny filaminana ny raharaha dia anjaran’ireo ny mahita izay hataony. Hatreto dia ilay kolonely no atidoha nikotrika ny fanafihana ahy. Nihaiky rahateo ireo namany izay nanatontosa izany ary voaraikitry ny sarin’ny ‘camera de surveillance’. Hatreto ihany koa dia io kolonely io hatrany no mitazona ny ampaham-bola izay mbola tsy voaefa» raha araka ny fanazavan’i Isaac Mamonjisoa ihany. Tantara mitohy…
gazety midi

novalian'i fijo ny 06/01/2010 22:19
2. fijo
(
04/01/2010 22:21)
Miaramila nanendaka sy nanatsatoka antsy mpianatra
Miaramila miasa eny amin’ny lapam-panjakana eny Iavoloha sy ny namany iray hafa no naiditra am-ponja vonjimaika omaly, rehefa avy nandalo tao amin’ny mpitsara mpanao famotorana teny amin’ny Fitsarana Anosy, noho ny fanendahana sy fandratrana mpianatra iray teny Tongarivo Bevalala. Ny 19 desambra lasa teo, tokony ho tamin’ny 6 ora sy sasany no nitranga ity fikasana hamono olona miampy fanendahana ity. Raha teny an-dalana hamonjy fodiana, ho any Tanjombato, ny tovolahy iray, izay mpianatra ao amin-dry Frera eny Tongarivo – Bevalala dia nosakanana efa-dahy ny lalany. Nitaky izay vola teny aminy ireo jiolahy ireo ary rehefa nilaza ilay tovolahy fa tsy manana dia ny finday teny aminy no nalain’izy efa-dahy ary nodarohan’izy ireo sy notsatotsatohany tamin’ny antsy ilay tovolahy, izay vao 18 taona. Naratra mafy ity tovolahy voadaroka sy voatsatoka antsy ity ary tsy maintsy naiditra hopitaly, ka teny amin’ny «hopital militaire» teny Soavinandriana izy no notsaboina nandritra ny 10 andro teo ho eo. Nametraka fitoriana teny amin’ny mpitandro filaminana ilay niharam-boina rehefa nivoaka ny hopitaly ka nosamborina izy efa-dahy, izay samy monina eny amin’ny manodidina eny ihany. Teo no nahafantarana fa miaramila (zazavao) miasa eny Iavoloha ny iray tamin’ireo nahavanon-doza. Nandritra ny fakana am-bavany moa dia nilaza izy efa-dahy fa niady fa tsy nanendaka akory. Nolavin’ilay niharam-boina tanteraka anefa izany. Omaly no nentina teny amin’ny Fampanoavana teny amin’ny Fitsarana eny Anosy ny raharaha ka nanapa-kevitra ny mpitsara fa hotanana vonjimaika am-ponja ny roalahy amin’izy efatra voasambotra, ka isan’izany ilay miaramila miasa eny amin’ny lapam-panjakana eny Iavoloha.
maty aho miaramila kely .

3. pikatti
(
04/01/2010 22:26)
Tratran'ny taona lesy fijo
Inona moa lesy fa ireto FIS de pte reto ihany no fiataovana fampiorohorona vahoaka ao ,tokony pehana any reto bandy reto kôzy e, efa lasa any ny komadô , ahita raharaha tsara ry zalahy ireo

4. pikawui
(
04/01/2010 22:31)
TENA MPANGALATRA IREO k'asa raha mba sahy ry col Ravalomanana hisamboatra an'ireo,mbola ireo fis ireo ihany koa no nanamboatra an le sinoa mpivarotra moto teny anosibe ,
5. zama19
(
04/01/2010 22:37)
Milisy Ramaroson anie rny bandy reny e, tsy voaloa ntsony ny karama dia nomena alalana ry zalahy handromba :oops:
6. bekafara
(
04/01/2010 22:41)
toa hoe i rapikany anie hono namboariny fis teny anosibe :-D :-D :-D
8. xxx3
(
04/01/2010 22:48)
enjana indray izany tena vita matavy mihitsy izany le sinoa lahy teny anosibe namboariny FIS ,izay izany le hoe sinoa very entana (moto) :-D :-D :-D
9. pikatti
(
04/01/2010 22:48)
Io mo no ataon'elah rawix de avy eo ndray elah mitomany zo a zo :lol:
Teny Anosibe ve klé, efa tsisy maskita ve any zao bainn? :-D :-D lasan-dry zalahy bamin'ny fatapera, tssss

10. bekafara
(
04/01/2010 23:00)
i ra oui oui anie ka efa nampidirina ao @ element FIS E ,ahiko i ngama indray io saika nanamboatra tao @ hotel io :^) :^) :^)
11. pikatti
(
04/01/2010 23:09)
Ka tsy naverin'ny makossa kosa ny volan'i tagà :-D :-D :-D sady lery gotry t@ le machine à sousou, moramora lesy rawix a,
12. ouioui
(
04/01/2010 23:10)
Tsy mahita olon-kafa hanalana afa tsy zà ve rapika sy batista e, i milamm koa tsaboy any e :twisted: :twisted:
14. mitapiwui
(
04/01/2010 23:13)
tena tsy rariny intsony e ,tsy mba misy mihitsy ny droit de l'homme eto @ serasera
15. NathalieRabe
(
04/01/2010 23:16)
Tonga hatraty ny fitarainan'izany ouioui izany ,
mampitandrina anreo aho fa ho akatoko ityb serasera ity raha mbola hampitomanianareo ihany izany ouioui izany 8O 8O 8O

16. ouioui
(
04/01/2010 23:18)
Ié ireo mihitsy Mdama Rabe no mahasosotra ahy ato a, io batista sy i fijo sy rapikany ireo , sambory any Madama a :oops:
17. feticon
(
04/01/2010 23:18)
moramora ihany ianao ry pikatti fa handefasn'i lelison virus anie ny ordi nao e :evil: :evil: :evil:
20. pikatti
(
04/01/2010 23:23)
Milisy Ramaroson anie rny bandy reny e, tsy voaloa ntsony ny karama dia nomena alalana ry zalahy handromba
K'hita hoa , efa maka impôts mpiangonana zany ve tsy efa tapaka :roll: