hoadaray re ry fis e

21. ndotofetsi ( 04/01/2010 23:59)
Ié ireo mihitsy Mdama Rabe no mahasosotra ahy ato a, io batista sy i fijo sy rapikany ireo , sambory any Madama a
=)) =)) =)) =)) =)) =))
22. diloo ( 05/01/2010 01:36)
I terriwuy anisan'ny tratra tao ka. Tsy nahazo karama tao madagate lery handrebirebena ny serasera, dia iny tafaraka ta@'ny FIS ka tratra.
Lasa terriFIS izany lery izao.=))
Hon,hon,her,her
23. jarifa ( 05/01/2010 04:21)
ka io anie raha vao fanafihana misy fitaovam-piadiana mahery vaika sns... dia tsy maintsy misy manamboninahitra izay ao ambadika ao e, aiza moa noahitan'ny jiolahy an'ireny raha tsy efa misy mpamatsy
24. bozyboleta ( 05/01/2010 06:36)
Resak'adala ny an'ireto FATn'alika ireto.
Mpijoko voajoko daholo.
Aferan'ny samy mpangalatra.
Efa samy nahalala daholo na ry Ramaroson na ny FIS fa misy an'io vola nalain'i Isaac Mamonjisoa io ary samy nihevitra ny hanao tetika kanjo nifanojo tao ny samy fetsy.
Bandy kely sefoben'ny mpanakorontana koa io Isaac io ary "rakitra" ho zaraina io vola roa gony io. Tsy tany @ banky izany no nakany an'io vola io fa famatsiam-bola maloton'ny FAT io.
Ohatry ny @ film mihitsy fa ny mpanao afera maizina ihany no mifanafika.
Raha mihetsika ny SAMIFIN dia ho hita miharihary eo hoe avy taiza ilay vola.
25. jarifa ( 05/01/2010 07:02)
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ =)) =)) =)) =)) =))
mety ho marina mintsy ilay nijoko voajoko ka, fa ilay nipoiran'ilay vola aloha tsy hay
26. esserra ( 05/01/2010 07:50)
Samy mpilaiso daholo ireo e, zay mahangona vola betsaka hitsoahana sisa fika satria efa may volo-tratra ny Hat
Ireny vola ireny no hetra azo avy @ sociétés mafia caisse noire ndry Fat karamaina jiolahim- boto hanakorontana tolona
27. bozyboleta ( 05/01/2010 08:01)
Io ange no nolazaiko hoe mpijoko voajoko.

Tsy tongatonga ho azy ny hoe nifanena tao @ hotely nisy ilay vola ny mpitazona ilay vola ,i ramaroson, ary ny fis.

Fanjakan-jiolahy ity fa dia hipoitra tsikelikely eny daholo ny raharaha maloto rehetra. Ary tanana efa zatra mangalatra daholo ireo ka tsy hijanona intsony fa dia ny aza tratrany ihany.
Ireo fikambanan-jiolahy FATn'alika ireo daholo no tompon'antoka @ fanafihana nisesisesy tato ho ato.
Na ny fis na ry ramaroson mila vola hanambatabazana ireo mpikambana ao aminy ka aiza izy no ahita???

28. esserra ( 05/01/2010 08:31)
Bonne année aloha ry Bozy a dia maniry soa ho anao sy fianakaviana
29. jarifa ( 05/01/2010 09:30)
Marina aloha ny an'ny Deba @ vary 100ar/kg e! fa tsy ohatran'ny an'ny Fat 500ar/kg, izay moraihany ray olona mbola hidina 10ar io rehefa miziniziny ny Fat fa aza matahotra
30. Mirananirina ( 05/01/2010 11:04)
message
Kolonely tafiditra amin’ny halatra vola roa gony
dia inona koa ny manaraka??????Aoka kosa aloha hazava fa ireo dia tgv.Mpampijaly sy mpampihoro ny vahoaka.Aiza ve ka izaho avy no efa nahazo fampitandremana tssssssss............tsy rarahako.
31. terrywui ( 05/01/2010 16:24)
Aiza ve ka izaho avy no efa nahazo fampitandremana tssssssss............
slt mirana ...! kozy ve zany ? tratry ny taona alou enao ...! :* :* :*
32. ramosekely ( 05/01/2010 16:35)
io wiwi ihany io mandrahoana an'i mirana io :-D :-D :-D
33. terrywui ( 05/01/2010 16:39)
fa aoana le fampitandremana azon'i mirana lty ?? za manko tsy teo elaela fa tany amn province ....!! namangy fianakams
34. bekafara ( 05/01/2010 16:41)
naharay mail avy any @ nathalie rabe hono lesy izy an :-D :-D :-D
35. terrywui ( 05/01/2010 16:43)
hay ny an'i Mirana zany notadiavina ko ...!! hay nomemena oul tany ny email ko aiza no tsy ahazo loza ! zao tsy sah mivoaka ny trano tsony hin hin hin hon hon h maty ah mirana malalako :-D :-D :-D :-D
36. ndotofetsy ( 05/01/2010 19:53)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
37. fijo ( 05/01/2010 21:11)
fa tsy ef a le domokrasia sy fahafahana nolazaina tery an kianja ve izao no hiainana ao mada e?????
38. ramosekely ( 05/01/2010 21:20)
efa nidina hono PPN na ny kapoaka ny vary aza efa lasa 400ar
39. fijo ( 05/01/2010 21:33)
efa milamina sy miaina tsara wa ny tanana
40. mandrindra ( 06/01/2010 09:17)
fijo:

fa tsy ef a le domokrasia sy fahafahana nolazaina tery an kianja ve izao no hiainana ao mada e?????

ny fitadiavana an'io demokrasia izay tsy mifanaraka amin'ny jery malagasy io ihany no tsy mampilamina

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0668