Ireto ry Mirana sy ry Pikatti , hery ho eny Amb/tsorohitra

1. terrywui ( 07/01/2010 15:35)



Ireo mpitarika ny Mouvance Madagasikara omaly tetsy amin’ny Magro mialoha ny handehanana hanatitra taratasy ho eny Ambohitsorohitra, Mirananirina(afovoany), Pikatti(amin'ny sisiny),feticon (le miakanjo menamena),
(sary Nary Ravonjy)
novalian'i esserra ny 08/01/2010 09:31
2. terrywui ( 07/01/2010 15:36)
haninona eny hono ??
hanatitra taratasy ho an'ny FILOHA Rajoelina hono ....!
----mitapy ....!!
3. terrywui ( 07/01/2010 16:05)


ifiona le manao akanjo maramara mainty eo aloha io ! mafy be hono izy itarika ny pokna ho eny amin Lapa ! le manao palitao eo akaikiny no vadiny !!
4. terrywui ( 07/01/2010 16:07)
ho aiza hono ry zareo reo zany ??......

handeha hanongampanjakana miaraka aminle sary saina kely ony....hin hin hon hon hon hon

hanatitra taratasy Fihavanana ho an'ny Filoha hono ... 8O 8O

gaigy ve ? asa .... adala ? angamba ... mipaorina?? mety...!! mipika ?? zay angamba no marina satria itovizan'izy rehetra io MIPIKA etsy MIPIKA ery io
5. terrywiui ( 07/01/2010 16:11)
Izaho ilay manao satroka mainty eo afovoany io :lol: , nikôty an'io madama manao maramara io fa tsy tafa e, :-D :-D :-D
6. ndotofetsi ( 07/01/2010 16:23)
Mpivarotra mangidy i wiwi =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
7. terrywui ( 07/01/2010 16:31)
gaigy ve ? asa .... adala ? angamba ... mipaorina?? mety...!! mipika ?? zay angamba no marina satria itovizan'izy rehetra io MIPIKA etsy MIPIKA ery io

:-D :-D 8O :-D :-D
8. pikatti ( 07/01/2010 17:19)
Mpivarotra mangidy i wiwi

aokanareo kosa rawix e, mba miresaka aza nedala io fa tsy tapenam-bava hotran'ny fanaon'i Nath tgv :lol:
9. ifiona ( 07/01/2010 19:52)
:lol: :lol: :-D :-D :-D
10. Papoose ( 07/01/2010 20:04)
io Merci kle!
11. fijo ( 07/01/2010 22:37)
ngah zazakely mahalala an'i merci????tratry ny taona ndry e
12. Mirananirina ( 08/01/2010 09:26)
O ry terry ah...hihihi..maire-nay tamin'ny andron-dratsiraka io.
13. esserra ( 08/01/2010 09:31)

wiwi io mpangaropaosy io , jereo tsara anie ny pôziny e,efa mitily an'ilay vola ao anatin'ny soutif io madama io :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1851