Ho rava tsy ho ela ny HAT

1. rabaradaka ( 06/01/2010 07:23)
Tratry ny taona aloha ry dadatoa. Ny vaovao azo ambara dia izao : ambivitra ny ain'ny HAT ary na inon-kidona na inon-kihatra tsy maintsy rava ny HAT ary ho voapetraka ny institution. Ny tanjona aloha dia ilay T.S.A.R. (Transition Sans Andry Rajoelina) fa ho hita eo ihany. Samia misikim-ponitra fa lasa izao an ! Zay dadatoa
novalian'i jarifa ny 07/01/2010 04:08
2. terrywui ( 06/01/2010 12:57)
Ntsssssoooooo nalé ty baladaka kely mitsaontsaona kely ato e....!! mafatifaty kely baladaka aaa......!!! zany ve hono ??

---aleo omena hira kely baladaka fa panalelo keliiiiiii.......!!

http://www.youtube.com/watch?v=_ZEqeRIxeJQ

de okizay ty ranomaso ...!! in hin hin hon hon h
3. pikatti ( 06/01/2010 13:16)
Ny tanjona aloha dia ilay T.S.A.R. (Transition Sans Andry Rajoelina) fa ho hita eo ihany

Degazeo any aloha io dia alefaso ny fifidianana ,mankanesa elah ary @ RVG ary rawix klé,de hira foana ve no mba hevitr'elah eto lé
4. terrywui ( 06/01/2010 13:29)
Ny tanjona aloha dia ilay T.S.A.R. (Transition Sans Andry Rajoelina)
ka le hevitrilaisany mitsy ane lety no mapite handefa hira e!
ataonlah aona ary raha tsy oe hirediredy angah no hanala an'i TGV teo tsy hanao fifidianana ??? te ho goaka vody eo aby ve lisany eee..! mpetrah lety tsara fa tsy ahita anlah sy batista hitsingongona ery Amb/tsorohitra ho votifitra goaka ery ah klééé ..!
--laisany ane manao hevitra taingina eeeee....!! napetrak'iramosekely koa ah letsy rapique tamin'ny alahady klééé! jihatry ny hatsiaka teo Aubervillier teo ah fa tsy ita lery hatramin 5h
5. pikatti ( 06/01/2010 13:36)
Ny hiran'elah ny eo ihany no miverina , manao dridrangilo :lol: asio hiram-piangonana leisy hanaovam-beloma an'ity radomelina ty a!!
6. terrywui ( 06/01/2010 13:41)
mikonetaha eo iany elah fa roa volana sisa de fifidianana .... taraiky eo laisany fa laozana midongy lava eo fona nefa ny fifidianana efa TOP !
7. pikatti ( 06/01/2010 13:44)
Alefaso klou hoa le hiram-piangonana hanaovana beloma an'dradomelina,ao moa leitsy fa elah zany koa midongy lava lé
8. terrywui ( 06/01/2010 13:51)
omena elah refa be dongy otran dadanlah ihany e!.... sady fiantsoana an'i dada hiverina haingana ty

http://www.youtube.com/watch?v=tAbVQIpeOwo
9. pikatti ( 06/01/2010 13:56)
Mialà i tgv zany leity no ao a ,a hay ve elah ty Tim be e, :-D :-D :-D
10. Mirananirina ( 06/01/2010 13:59)
Ho rava tsy ho ela ny HAT
enga anie
11. terrywui ( 06/01/2010 14:02)
mbola mahay mamaky teny sy manoratra ve elah zany sa mbola kopaka hatram reveillon e! aiza ze zany eo ?
12. pikatti ( 06/01/2010 14:07)
Tena ny vahoaka ray manontolo no tena tsy faly kay , mihinana tsara io tgv nelah io aloha raha izao no mitohy e
13. terrywui ( 06/01/2010 14:13)
mihinana tsara io tgv nelah io aloha raha izao no mitohy e
mampihinana oe fa diso le phrase nlah ...! hatramzao alou de vava no betsaka amin laisany reto kah !!... afarana tany am Fara Andriamamonjy tsy hita , tany amin'ny Mon Tana nanjavona , tatsy a Pantin in-telo zay elah sy rabatista tsy hita sssssshhh elaisany no tena sankalité lee;;;
14. pikatti ( 06/01/2010 14:19)
Ahoana ary raketoko androana hariva alefaso sms fa halehako zay misy anelah na aiza na aiza !!! aza matahotra elah fa tsy hadaroka hoa zany foana mantsy no handosiran'elaha anh io
15. terrywui ( 06/01/2010 14:25)
elah ary efa tadiaviko zao tsy mipoitra fa miletika ao ambany seza letsy ka hanao rdv ndray ve tsy lanin'ny neige adiny firy eo ah le ....!
16. pikatti ( 06/01/2010 14:27)
lazao fa aza mifezaka eo elah zah rery no tamy eny!!!
17. terrywui ( 06/01/2010 14:32)
amn alahady e !! teneno rabatista de miaraka laisany mtsamy amn 3h ..! ahoana afaka ve elah aminio ??
18. ndotofetsy ( 06/01/2010 17:42)
ka le HAT anie izao avdika dia lasa hoe TAH ee TAH T e Hangery Haingana

hon hon hon

le hon Hanao Ondry Nandra i WIWI

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
19. ouioui ( 06/01/2010 20:00)
le hon Hanao Ondry Nandra i WIWI
Hay ve zany no dikany ary tena nandra marina anie izy en izany foana no averiny :roll: :-D
20. fijo ( 06/01/2010 22:18)
kyyy de tsy ahita an'i rabitro intsony ve izany ny vahoaka gasy leuleu
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5633