Miandry filaminana.......

1. nazi ( 06/01/2010 22:04)
....Mba rahoviana :?: ...
novalian'i nazi ny 07/01/2010 19:53
2. fijo ( 06/01/2010 22:06)
rademmm
3. pikatti ( 06/01/2010 22:07)
Ny inona kléleu :?: :idea: ataovy le tena izy e 8O
4. nazi ( 06/01/2010 22:09)
Fa misy inona radem??????????
5. terrywiui ( 06/01/2010 22:25)
Mba omeo sopapa kosa nnama a, zahay anie mba GTT mafana fo koa e, sao mba misy fika handravana haingana an'io HAT io leuleu :!:
6. jarifa ( 07/01/2010 04:10)
aza matahotra fa efa akaiky ny 7 Fevrier e! Mahareta kely
7. TWING ( 07/01/2010 09:26)
tsapao aloha ny hery sao simba klé
8. xxxw ( 07/01/2010 09:33)
Paikaefa TSARA petrapetraka sady mirindra TSARA rahateo ka tsy ho hisy tokony hatahoranao
9. xxx3 ( 07/01/2010 10:01)
efa vonona ny ekipa fa miandry kely e
10. Mirananirina ( 07/01/2010 11:37)
....Mba rahoviana ...
marina izy,sao kosa ary ho mandrakizay! :cry: :cry: :cry: :cry: :cry:
11. kidoropamba ( 07/01/2010 13:08)
Vaky ny loha! very fanahy mbola velona! raradraraka pataloha nohon'ny ahelezan'ny kibo mahia tsy ampy sakafo.
Rahoviana vao hijanona ny kirizy? Miandry filaminana.
Sahala amin'izao mihitsy no mahazo an'i madagasikara amin'izao satria tengenan'ireo movansa, ary isika no miorakoraka ery @ sisiny ery mamporisika na koa manatsatso: http://www.youtube.com/watch?v=7GcwAwGpbAk&feature=SeriesPlayList&p=570333EB711BFC18

Lany ny bozaka ka tsy ampy konsantrasion tsy ahafahana miverimberina eto matetika satria miha lafo ny interonety.
Vaky loha! vaky loha!Raha mitohy izao dia "hiara-maty amin'ny palestina isika mianakavy".
- tgv manaiky avy eo mitsipaka ary manao didoha
- zafy manohitra avy eo miverina manohana ary miakatra magro
- vital mbola mianatra mamaky @ teny malagasy
- Ra8 manenjan-tady, mandany vola @ lobbying
- Ratsiraka milalao eseky tsy mandraharaha izay figorosian'ny firenena mihitsy
- ny GIC manala merina sahala tai-nifin-kisoa

vaky loha vaky loha, ka aleo dinihina tsara aloha ity: http://www.youtube.com/watch?v=8TLDz8FS_-A&feature=related

dia ho hita eo ny tohiny. No lohateny dia "aleo zarazaraina vola":
12. terrywui ( 07/01/2010 15:00)
mivika ndray le mpamadika pataloa ty ...! mille bande sisa hanaovanlah ny farany
13. terrywui ( 07/01/2010 16:00)
Ny tena loza koa de izao: VELOMA LAVA NY SADC nantenainareo ry reto aa..... tsisy sadc tsony fa noroahin'ny Firenena mikambana fa pour an'i DADA loatra ka manjary mitanila ... de mbola fahavoazana tsy roa amantany iray ndray zay ho an'ny TIM sy ny GTT
14. ouioui ( 07/01/2010 16:16)
tgv manaiky avy eo mitsipaka ary manao didoha
- zafy manohitra avy eo miverina manohana ary miakatra magro
- vital mbola mianatra mamaky @ teny malagasy
- Ra8 manenjan-tady, mandany vola @ lobbying
- Ratsiraka milalao eseky tsy mandraharaha izay figorosian'ny firenena mihitsy
- ny GIC manala merina sahala tai-nifin-kisoa


ouioui m'sié :-D :-D :-D
15. nazi ( 07/01/2010 19:53)
...angamba ataon'ny firenena hafa fihomehezana tsika :cry: ....
Mampalahelo....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.6284