JEREO ALOU TY VONO OLONA NATAONAREO ITY...DEMONY...
1. terrywui
(
13/01/2010 15:50)
http://www.facebook.com/video/video.php?v=1074524584962&ref=mf
zao ve de mba ho rariny ?? olona firy no saika ho tetehanareo ho vonoina teo ?? mbola tsy ampy anareo TIM ve le 200 olona notifirinareo teo A/tsirohitra de mbola saika hamono firy ndray ?
--hono oa ry Noue malala ..! inona no metimety sy misy vidiny kokoa ny "AIN'OUL SA NY BOIS DES ROSES ?"
:?: :?: :?: :idea: :idea: :?: :?: :roll: :roll: :roll:

novalian'i fijo ny 16/01/2010 22:41
2. terrywui
(
13/01/2010 15:54)
de mbola innn ndray zao ny fialana bala ataon'ny TIM amin'io ?? nefa efa kobo be mitsy fa i Yves Aimée sy i LOLOT sy Didier sy Mamy Rakotoarivelo ....ireo roalahy ireo ...!!! :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
3. terrywui
(
13/01/2010 15:58)
jereo anefa ange ny TGV efa matinareo ry tsy valahara reto e...! de mbola saika hanapoaka ny LEADER PRICE ndray ry tsy vanona ..! tena "TImamono olona" araky ny anarany mitsy ry le kisoa ireto ! babakoto lahy daholo ...!!
:evil: :evil: :evil:
http://www.youtube.com/view_play_list?p=EB181440C920E857&playnext=1&playnext_from=PL
:evil: :evil: :evil:
http://www.youtube.com/view_play_list?p=EB181440C920E857&playnext=1&playnext_from=PL
4. pikatti
(
13/01/2010 20:33)
Tanjombato !!!! resaka fikaramana bandy leisy reny a, nôfa be otran'ireny ve leisy de ho paika fa resaka klé ??? fika hanaketohana tolona no tena paikan'i tgv @ ireny
Fa elah ve misy kely rawix a, olona hitondra ttsy fihavanana ho eny AMBOHITSIROHITRA aza leisy darohana baomba koa raha hananika eny izany ny vahoaka hotran'ny nanaovan'i Andry sorona ny malagasy hakany toerana tsy ho faty refa zone rouge de zay aza mitonatonana
Raha tsisy paps elah kah ho any Elysée de ho tafiditra any ve, misy fomba hafa no hanaovan'elah an'izany :-D :-D

6. papala
(
14/01/2010 11:46)
tena jamba! ahirato aloha ny maso vao miteniteny foana! 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O /MPIKARAMANADY NY TGV IHANY NO NITIFITRA ATENISANY TAMIN'IRENY! SATRIA tsy ho voahongana mihintsy Ato RAVALOMANANA raha tsy nisy RÀ LATSAKA AZO! ENTINA HANDOTOANA AN-DRA8! jereo fotsiny ny fahasahiana nataon'i ORGANES ZAY NAMAKY NY MINISTERA T@ BARAMINE! ARY FIRY KOA MOA NO MATY NODORATENISANY TAO ANATY MAGASIN RY TGV TAMIN'IRENY!
avy eo faly nomeny le andry radomelina 200.000Ar isam-bolana tsirairay fotsiny ho vidin'ireo olona maty! MBA MISAINA E ARY AHIRATO TSARA NY VOAMASO!
avy eo faly nomeny le andry radomelina 200.000Ar isam-bolana tsirairay fotsiny ho vidin'ireo olona maty! MBA MISAINA E ARY AHIRATO TSARA NY VOAMASO!
7. papala
(
14/01/2010 12:06)
HATramin'izao de mbola SAHY manao tRAFIC NA BOIS DE ROSE ihany reo MPANARADIA AN-DRADOMELINA REO! TSY MAINTSY HISY NY FARANY RATSY HATAO FA hifankahita eto isika. 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O
8. pikatti
(
14/01/2010 13:13)
slt yuka , ela ela zay :-* :-* :-* :-*
Ka tsisy hanaiky an'io mpivarotra tanindrazana io ny Malagasy kah
Ahirato ny voamasobe tsy mahita ry tgVENDRANA :-D :-D
hihihi,mitohy ny tolona
Ka tsisy hanaiky an'io mpivarotra tanindrazana io ny Malagasy kah
/MPIKARAMANADY NY TGV IHANY NO NITIFITRA ATENISANY TAMIN'IRENY! SATRIA tsy ho voahongana mihintsy Ato RAVALOMANANA raha tsy nisy RÀ LATSAKA AZO! ENTINA HANDOTOANA AN-DRA8! jereo fotsiny ny fahasahiana nataon'i ORGANES ZAY NAMAKY NY MINISTERA T@ BARAMINE! ARY FIRY KOA MOA NO MATY NODORATENISANY TAO ANATY MAGASIN RY TGV TAMIN'IRENY!=D =D =D =D =D
Ahirato ny voamasobe tsy mahita ry tgVENDRANA :-D :-D
9. terrywui
(
14/01/2010 17:54)
Efa nisy tratra ry zalah mpanapoaka bombe reo ane eee...!! de nanoro an'i mme Naika sy i Harinaivo ...ry zalah taminzay ......raha atao hoe nipoaka tena marina tamin'oul bedebe zao iny bombe nataon'ny TIM tao amin'ny Leader Price iny de ahoana ?? faly nareo oo?? hany papala sy rapique oo !!
10. feticon
(
14/01/2010 18:47)
aza miteniteny foana lesy e ,izany baombabaomba izany teneniko an'ialahy fa ry tgv no nikotrika an'izany,ary izahay mahita preuve saingy aleo aloha hisolo io fitondrana fatin'alika io mba ho tena justice marina