"Ny Fitiavana sy ny tontolony" sur RDB
1. dera82
(
14/01/2010 11:19)
Ho antsika rehetra contectés mandritra ny fotoana fiasana na fotoana libre ka te-hihaino Radio en direct avy any Mada, indrindra te hanaraka le fandaharana "Ny fitiavana sy ny tontolony" isaky ny alakamisy maraina ao @ RDB: ity misy toolbar à caractère "gasigasy" hahafahana mihaino mivantana RDB (Radio Don Bosco) sy Radio Antsiva (ao @ "Anio Info") + Vaovao an-gazety malagasy, TV monde toy ny France 24 .... + Vaovao Afrik + Météo + notification mail. Rehefa vita ny instalation dia azona averina @ izay page mahazatra anao ny Première page web-nao. Aza mivaky lò @ le "site fanalan'azy" fa tsy de misy dikany. Bonne écoute. Manaraka eto ny téléchargement:
http://zavamahalinasitewcom.ourtoolbar.com
http://zavamahalinasitewcom.ourtoolbar.com
novalian'i Ratoa ny 14/01/2010 22:53
