gendarme ravalomanana

1. papala ( 14/01/2010 12:43)
fa maninona moa le ravalomanana gendarme iny no tsy any ambanivohitra no manejika mpangalatr'omby? fa aty andrenivohitra aty no mitady handroba fananan'olona fotsiny? AMIN'IZAY MIRONGO police sy gendarme amina camion mihintsy? te hanao zavatra na angalatra ny fananan-dr8 ndray zay de mody gaigy be! SOA IHANY FA MAILO NY AVOCAT! FA RAHA TSY IZANY DE LAZAINY ravalomanana gendarme fa misy : bomb, na fitaovam-piadiana, na zavatra hafa indray tao. matoa ry zareo nirongo be oh n'ireny . TENA DEVOLY :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: NY fanazavan'ny kala nathalie rabe amin'izany de lazainy fa misy sousterrain ndray hono ! tena ALIKAMATIN'OLONA! TENA OLONA ZAY TSY NOHOMEHY TAMIN'INY fanazavany iny =)) =)) =)) =))
répondu par fijo le 20/01/2010 21:39
2. pimaso ( 14/01/2010 12:51)
gendarme mivalana ra iny fa mandoto anarana fotsiny
3. pikatti ( 14/01/2010 12:55)
NY fanazavan'ny kala nathalie rabe amin'izany de lazainy fa misy sousterrain ndray hono ! tena ALIKAMATIN'OLONA! TENA OLONA ZAY TSY NOHOMEHY TAMIN'INY fanazavany iny
:-D :-D
Efa fanaon-dry zareo HAT ao io manao lalan-kitakisoa io , refa hipaika sôsy ao @ banky ry zalahy de io no fikany
Refa hanodina bois de rose de mbola io ihany koa,tsisy hety hitondrana le ambina bois de rose de potserina ry Dalmas hitondra raha tsy izany tsy mahazo afera eto Mada ntsony, tsssss, tsy makaiza hoa io resaka halatra io ,
MITOHY NY FANAFOANANA NY TGV!!!!
4. Mirananirina ( 14/01/2010 14:22)
gendarme ravalomanana
iza indray izany e
5. wxxx ( 14/01/2010 14:28)
iza indray izany e

http://www.youtube.com/watch?v=CfG84nNQbus&feature=player_embedded#
io mitelefonina io manao akanjo manga
6. xxx3 ( 14/01/2010 14:42)
izany dia hoe fanjakana sandoka marina,samy manao izay saim patany :evil: :evil: :evil:
7. terrywui ( 14/01/2010 18:01)
Raha ny bois de rose naoandravalo anie ry vendrana reto ka tsisy dikany io bois de rose kely mba hanavotana ny firenena ataon'ny TGV io zany eee;..!! ravalo anie manondrana 5sambo lehibe in-3isankerinandro tamin'nizy teo fahiny ireny ee....!!! :evil: :evil: :evil:
8. xxx3 ( 14/01/2010 18:10)
ny vendrana ve lesy misy mihoatra an'ireto fozatay ireto ,aiza le ppn morabe ry letie efa 400Ar izao ny kapoaka vary
9. terrywui ( 14/01/2010 18:11)
any marovoay ry babakoto mbola 450ar ny kilao fa ny analah resaka ganagana fotsiny aaaa
10. xxx3 ( 14/01/2010 18:27)
aza mampiresaka lesy e,lasa nihatsara kosa ny fiainany gasy tao anatiny 1taona izay an ,
11. Raliet ( 14/01/2010 19:38)
col Ravalomanana dia tena hita fa tsy mahay ny asany;ny marimarina kokoa dia tokony zavatra hafa no nataony fa tsy zandary;Ny antony hitenenako izany dia raha ny resaka baomba no resahana dia voafatotra amin'izay nolazainy rehetra izy hatramin'izay,saingy ry zalahy moa aloh no eo ka ohatry ny hoe manana ny rariny izay, fa ho avy ny andro hoy ny fitenenana fa mbola hadionina aminy ireny rehetra ireny.Ny momba an'i Nathalie indray dia fahadisoana ihany anie ity fitenenana hoe aleo entsin'ny tanora ity e!Tena nanjary tsy tiako indray ilay sipa manja kely fa tena miteniteny foana dia ho voafatora ami'ny teny noteneniny koa izy, ny miaramila aza tsy nisy niteny ho misy souterraintao dia izy indray no miana-kendry miteny izany. Tsy misy olona mihitsy ao amin'ny HAT ao, hany ka tena manaonao foana mihitsy. Ary efa tena mihamiseho lany mihitsy izay izao ary ireny rehetra ireny no hampidaboka azy tsikelikely!
12. pikatti ( 14/01/2010 22:20)
any marovoay ry babakoto mbola 450ar ny kilao fa ny analah resaka ganagana fotsiny aaaa
nen leity kou de io Marovay io foana , f'angah leity ny voay minam-bary a :lol: sady any ampotony ve ialahy tsy mba eo eo no vidiny fa ny Malagasy sasany ahoana,aza mba babakoto loha leisy rawix a
13. pelaka2000 ( 14/01/2010 23:04)
terrywui:

any marovoay ry babakoto mbola 450ar ny kilao fa ny analah resaka ganagana fotsiny aaaa

inona tsara hoe ry cherie,ary ny kilao banane ?

:P
14. Vahoaka ( 14/01/2010 23:07)
TSY MILA AN'IO MPANGALATRA IO IZAHAY VAHOAKA NOANA !!!!MPANGALATRA NY SAKAFONAY SY NY VOLANAY ,MPAMONO NY ZANAKAY
15. lelimpi ( 14/01/2010 23:13)
hita ihany emetteur hay tena fetsy vavy mihitsy ity nathalie rabe ity,tany anaty souterrain no tratra le izy ary i kala ihany no nanafina azy tao
http://www.dailymotion.com/video/xstur_vibro-sex-academy_shortfilms
mmh
16. pikatti ( 14/01/2010 23:16)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D mahita atao lesy elah ty mba kôzy e :-D :-D :-D :-D :-D sao io le lalana no ofisialy nolazainy iny kosa :lol:
17. NathalieRabe ( 14/01/2010 23:19)
Handray kosa tena isany efa tsy matahotra an'Andriamanitra , hitanreo tsara afa alazako @ jojo tenisany
18. dadabe ( 16/01/2010 14:39)
ouadrayy leuleu
19. fijo ( 20/01/2010 21:39)
avy aty nata an,avy aty fa afeniko ndry rah atonga eo ireo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0472